ny zavatra hitranga any addis abeba le 6janvier

1. bekafara ( 05/01/2010 17:12)
araka ny vao2 re dia manao izay fara heriny i la france ny hanaovana ny election @ volana mars,etsy andaniny koa anefa dia tsy manaiky ny UE ny USA ary ny sadc
novalian'i pikatti ny 06/01/2010 07:34
2. terrywui ( 05/01/2010 17:33)
ha aha aha aha ahin hin hin hon hon hon hher her her her !

natory tsara ve batista tamin'ny le 02 janv hifoha le 03 ka hatramzao sa mbola vizan'ny fety sy valalanin'ny torimaso tsy ampy ??

=)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D innnn ndray ny delira alefanlah manaraka eo mba hiomehezana amizao taona vaovao zao e!
3. bekafara ( 05/01/2010 18:02)
URL=http://ti1ca.com/ur0hf6uw-12161-181999185688-66893590688-3402269-7054141-n-12161_181999185688_66893590688_3402269_7054141_n.jpg.html][IMG]http://mk2.ti1ca.com/ur0hf6uw.jpg[/IMG][/URL]
4. ifiona ( 05/01/2010 18:07)
dain io ndray wiwi pelipelika :roll: :roll: bonané e!
5. ndotofetsy ( 05/01/2010 19:46)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
o^o o^o o^o =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tapaka ny tsinain ny hohotongotro
6. fijo ( 05/01/2010 21:02)
aza mitsitra eo letsy rawiwi an,tratry aloha elahy e
7. ramosekely ( 05/01/2010 21:16)
handihizan'i wiwi sisa ny serasera e
8. fijo ( 05/01/2010 21:31)
ka fanjakan jaza anie izao e
9. rabaradaka ( 06/01/2010 07:25)
Tsy misy ary tsy hisy éléction izany dadatoa amin'ny Marsa a, nareo ve TGV sa inona e ! Ny TGV no hifidy ao amin'ny palais de sport hono
10. pikatti ( 06/01/2010 07:34)
dain io ndray wiwi pelipelika :roll: :roll:bonané e!
:-D :-D mipetraha tsara aloha elah aloha raha hiresaka lesy a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073