Ny vahaolana dia ilay T.S.A.R.

1. rabaradaka ( 24/12/2009 06:59)
Rehefa tena nandinika ny rehetra ry dadatoa dia ilay TSAR na Transition Sans Andry Rajo hell (elina) no vahaolana tsotra sy mahomby. Amin'ny fomba ahoana anefa ? Mbola tsotra koa : mirotsaka eny amin'ny 13 ny isam-paritra manomboka amin'ny 4 janoary 2010 ary raha ela dia amin'io herinandro io no maka ny ministera rehetra dia izay, milamina io. Tsy maintsy hisy ny maratra sy maty ry dadatoa, nefa izay no lalam-piainana hamonjena ny firenena. Samia manao Krismasy sambatra ary mankanesa any am-piangonana e !
Hoy dadatoanareo rabaradaka
novalian'i milamm ny 26/12/2009 00:58
2. saranga ( 24/12/2009 07:10)
Ny tian'i Bernard KOUCHNER hatao eto amintsika ange dia ilay nataony tany Mauritanie e ! Lalaovin'ilay nanongam-panjakana ny fitondrana dia nitarazoka ny fametrahana ilay transition dia noteren'ny Kouchner hanao fifidiana haingana dia voafidy ilay nanongam-panjakana dia lazain'i France ho tany demokratika i Mauritanie. Dia hanaiky an'izany ve isika Gasy ka azo heverina sy hekena ve fa DJ sady zero niveau no hitondra firenena ?
3. xxx1 ( 24/12/2009 07:23)
rabaradaka:
Rehefa tena nandinika ny rehetra ry dadatoa dia ilay TSAR na Transition Sans Andry Rajo hell (elina) no vahaolana tsotra sy mahomby. Amin'ny fomba ahoana anefa ? Mbola tsotra koa : mirotsaka eny amin'ny 13 ny isam-paritra manomboka amin'ny 4 janoary 2010 ary raha ela dia amin'io herinandro io no maka ny ministera rehetra dia izay, milamina io. Tsy maintsy hisy ny maratra sy maty ry dadatoa, nefa izay no lalam-piainana hamonjena ny firenena. Samia manao Krismasy sambatra ary mankanesa any am-piangonana e !
Hoy dadatoanareo rabaradaka

Tsy dia nieitreritra firy loatra angamba ianareo tamin'ny nanoratra ity an!

Dia mino ve nareo fa raha toa ka i Marc, i Albert sy i didier ignace no hikambana eo dia hilamina io. 8O
Ary tsy vitan'izay fa manentana ny olona hanao sorona ny ainy ianareo (dia lazainareo fa lalam-piainana izany) nefa en meme temps milaza koa ianareo hoe mandana mivavaka. :evil:
4. wxxx ( 24/12/2009 09:17)
Ekena ,tena ara-dalàna ary voahevitra TSARA ny après ny fety no mifampitady,dakôro aho @ hevitrao rabaradaka tsy maintsy hisy ny dégats hanalana ny fanetry ben'ny firenena tgv :twisted:
5. milamm ( 24/12/2009 12:00)
dingana tsy maintsy atrehina io T.S.A.R io ,fitondrana mihosondra atrany ampaladia ka atrany antampondohany vaindohandraharaha ny fiarovana ny fandriampahalemany vahoaka tsy maintsy tsinjovina voalohany,ilaina ny fanehoankevitra iraisana nefa hialana @ fanaovana sorona ireo vahoaka tsy manantsiny efa nahavoa(fangalana indray ny ministera indray sns) tsy resaka pro-tim na arema intsony izay anilihany miaramila lava oe resaka ady politika io fa fiarovana ny ainy firenena sy ny Malagasy isambatan\'olona .@ fomba ahoana?azo atao tsara ny mikaraka dossier izay voasokajy 2 list A(criminal law expertise) sy list B (international law expertise)ireo herisetra sy heloka vitany ty DJ ty alohany izany fihetsehana goavana izany itondrana izany eo anoloany tribonaly iraisampirenena(pdt-ny International Crime Court)alefa any @International Security Council ao @ UN ihany koa ,ny fikambanana reo mpitsara heloka iraisampirenena ambony mpitarika antoko politika erantany Assembly of State Party izy ireo misahana sy miandraikitra izany

Mr Richard Dicker
Director
International Justice Program
Mr.Mr. Christian Wenaweser
Mr. Jorge Lomonaco, Vice-President, Bureau of the Assembly of States Parties
Mr. Zachary D. Muburi-Muita, Vice-President, Bureau of the Assembly of States Partieshttp://www.hrw.org/en/news/2008/12/19/asp-bureau-ensure-election-most-highly-qualified-candidates

ny tanjona @ io de ny ampitsaharana ny herisetra ataony mpanararaotra(opportunist)toa any lavanify tsy hiditra na mivantana na ankolaka @ fikarakarana ny fifidianana ary fanamarinana ny fiampangana azy @ reo heloka be vava sy tsy fanajana ny zon\'olombelona,satria na sata na lalampanorenana na aimbahoaka de tsy misy vidiny aminy ka mila atolotra ny fitsarana iraisampirena sy alefa any Hague(ICC-ASP/7/Res.3, paragraph 12). ny raharaha ,
http://www.hrw.org/sites/default/files/reports/guinea1209web_0.pdf

efa nanao io dingana io ny guinea nanaovany camara azy tsy nisy hafa tokoa ny boody monday 28 sept 2008 staduim(androny fahaleovantenany guinea aznony ny 1958) tany conakry toy ny black monday 26 jan 2009 tao antananarivo
6. dadabe ( 24/12/2009 17:46)
ny tantaran'i malgasy tsy tokony ampitoviana @ tantarany vahiny samy manana ny hanitra ho azy
7. wxxx ( 24/12/2009 18:28)
Hanatsoahana lesoka foana ny zava-nisy sy nianjady t@ firenena samihafa Tsy ny fanaovana copiecoller akory no resahina na fampiharana ny tantarany ho an'ny firenenao
8. fijo ( 25/12/2009 00:14)
esorina aloha i andry dia alefa ny fifidianana hiaraha mikarakara dia milamina io.
tratry ny fety aby e
9. milamm ( 26/12/2009 00:58)
Tratry ny krismasy dolidoly ny mpisera rehetra :lol: samy ho ela velona hiaramisera ny taona vovao 2010 ;-) isaorana manokana i Hery sy ny mpiandraikitra ato @ serasera ho ela velona dolidoly =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3102