Teny ratsy sa saina vizana ? ho an\' ny mpiandraikitra .

1. xxx ( 20/12/2009 22:53)
Mikasika ny ompa sy ny teny maharary no tiana hasian- teny .Ahoana moa no hilazana fa izao sy izao dia teny ratsy nefa dia heno eraky ny vaza-mototra ireo tenin-jatovo sokajiana ho mpihoam-pefy mpandàla izany teny izay lazaina ho teny ratsy izany ? Mampiseho taratra fa ny fanabeazana no tsy ampy @ ireo ankizy ve sa ? te hanambarana @ olon-drehetra fa misy foana ny lesoka eo @ fiaraha-monina ? Ka mba hiangaviana @ ity indray mitoraka ity ireo mpiandraikitra mba hanana fandavan-tsaina hamela ny dinika malalaka hiresaka ny momba izany lazaina sy atao hoe teny ratsy, ompa ,sy ny dikany ara-bakiteny izany mba handinihana tanteraka ireny teny ireny . Ilay hevitra dia ny hoe , soraty eto daholo ireo teny ratsy sy ompa faran\' izay mahery efa heno sy fantatry ny tsirairay avy teo amin\' ny androm-piainany dia mba asiana fanazavana mazava ny dikany miaraka aminy . Miandry ny valin-tenin\' ny mpiandraikitra aloha vao atomboka ny raharaha !!
2. kotobekibo ( 20/12/2009 23:27)
tsy mpiandraikitra za fa kosa efa misy io resahinao io eto h@ ela

Lohahevitra :
Amin'ny fomba malalaka, tsy misy bedy.

mangataha ho mpidinika @ mpiandraikitra ianao d afaka hanaraka sy hiresaka ary hitafa ao .
Mazotoa e! :wink:
3. milamm ( 23/12/2009 00:30)
karakory dolidoly,fanotaniana e,oay leuleu v oh sokajiana anisany zany ? karazana haingonteny fampiasa eto ihany ko manko izy io,avy any zokiolona dadabe :-D :-D
4. xxx ( 23/12/2009 00:39)
"oay leuleu ?" sombintsombiny izany !! alefaso ny tena mafonja !
5. xxx ( 23/12/2009 00:51)
Ohatra efa heno ity " kindi-kadradraka vôpetaka vôlavo n'teraka vôngoury " !! :-D :-D :-D
6. xxx ( 23/12/2009 17:59)
Ka ny malagasy anie hono ka be teny ratsy raha vao misy itsy na iroa e! Ao @ politika ao dia mampihomehy ny hiafarany, ny fanambaniana olona moa eto dia tsss! kanefa tsy dia tena lasa lavitra akory ilay manambany sy manompa fa ny vava no tena ngôzabe. Vava lehibe noho ny ati-doha no tena marina fa na vavy aza dia ompareny sy ny maharikoriko rehetra ity no lazaina. Eisy aho e ramalagasy, malagasy be fivoarana. Tsara haingo , tsara anarana.... tohizo iny fa fantatrao malagasy io raha tena tany an-tsekoly tokoa!
Ianao no tena malagasy fa tsy ireny ntaolo ireny ô!!!! :oops: :oops: Dia ny tena no menatra mihaino ny sasany na @ tel aza e! Maoderina hono izany e!!!
7. niryna ( 27/12/2009 05:54)
xxx:

Ka ny malagasy anie hono ka be teny ratsy raha vao misy itsy na iroa e! Ao @ politika ao dia mampihomehy ny hiafarany, ny fanambaniana olona moa eto dia tsss! kanefa tsy dia tena lasa lavitra akory ilay manambany sy manompa fa ny vava no tena ngôzabe.
draydray rehefa tafaraka izay ny lehilahy malagasy no tena loza koa,miaraka ny toaka izay dia ny tena marina no menatra ary tena manalabara-batana ihany koa
Vava lehibe noho ny ati-doha no tena marina fa na vavy aza dia ompareny sy ny maharikoriko rehetra ity no lazaina. Eisy aho e ramalagasy, malagasy be fivoarana.
hi,hi, inona koa izao no idiran'ny ramalagasy be fivoarana amin'izany tss
Tsara haingo , tsara anarana.... tohizo iny fa fantatrao malagasy io raha tena tany an-tsekoly tokoa!
lasa mivoana sahady raxxx izany an

Ianao no tena malagasy fa tsy ireny ntaolo ireny ô!!!! :oops: :oops:
maneso olona mpiteny ratsy ve ra xxx sa manao mpitari-bato vilambava ?
Dia ny tena no menatra mihaino ny sasany na @ tel aza e! Maoderina hono izany e!!!
izany ve ? izay avoakan'ny vavan'ny olona ry xxx no ao anatin'ny fony a
ary raha ny fanontanian'i xxx indray hoe teny ratsy sa saina vizana ho an'ny mpiandraikitra dia tsy misy idiran'izy ireo izany,ny vavan'ny sasany no efa miraraka ny teny ratsy dia avelao ny vava avoakany no itsarana azy.



8)
8. Mirananirina ( 28/12/2009 17:20)
samy miteny ratsy daholo na antitra na tanora na ankizy....saingy mba misy fampiasana izany fa henatra kosa raha habaribary izy ity amiko.raha samy bandy..na samy mitovy.....azo ekena ny teny ratsy ..fa ianao hiteny ratsy ..nefa papanao na mamanao na olondehibe eo akaikinao,ataoko fa tsy mety.Indrindra fa eto :cry: :cry:
9. xxx ( 29/12/2009 13:04)
niryna:

xxx:

Ka ny malagasy anie hono ka be teny ratsy raha vao misy itsy na iroa e! Ao @ politika ao dia mampihomehy ny hiafarany, ny fanambaniana olona moa eto dia tsss! kanefa tsy dia tena lasa lavitra akory ilay manambany sy manompa fa ny vava no tena ngôzabe.
draydray rehefa tafaraka izay ny lehilahy malagasy no tena loza koa,miaraka ny toaka izay dia ny tena marina no menatra ary tena manalabara-batana ihany koa
Vava lehibe noho ny ati-doha no tena marina fa na vavy aza dia ompareny sy ny maharikoriko rehetra ity no lazaina. Eisy aho e ramalagasy, malagasy be fivoarana.
hi,hi, inona koa izao no idiran'ny ramalagasy be fivoarana amin'izany tss
Tsara haingo , tsara anarana.... tohizo iny fa fantatrao malagasy io raha tena tany an-tsekoly tokoa!
lasa mivoana sahady raxxx izany an

Ianao no tena malagasy fa tsy ireny ntaolo ireny ô!!!! :oops: :oops:
maneso olona mpiteny ratsy ve ra xxx sa manao mpitari-bato vilambava ?
Dia ny tena no menatra mihaino ny sasany na @ tel aza e! Maoderina hono izany e!!!
izany ve ? izay avoakan'ny vavan'ny olona ry xxx no ao anatin'ny fony a
ary raha ny fanontanian'i xxx indray hoe teny ratsy sa saina vizana ho an'ny mpiandraikitra dia tsy misy idiran'izy ireo izany,ny vavan'ny sasany no efa miraraka ny teny ratsy dia avelao ny vava avoakany no itsarana azy.



8)

Tsianjery natao tany an-tsekoly io kah! MALAGASY BE FIVOARANA angamba ny lohateny ry nyrina an! Mba tadiavo anie e!!!

:-D
10. falyfenosoa ( 04/02/2010 10:43)
Izany ka tena ady hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3655