ALAHELO, RANOMASO, TOREO, TARAINA, KONETAKA....
1. terrywui
(
20/12/2009 12:35)
No mameno ny fon'ireto ankizy TIM n'ny Forum ankehitriny ......!
aiza intsony ireny korana sy kotaba be teto ireny ??.......
indrisy....!! nisolo ranomaso sy taraina eny, toreo sy ranomaso , fahadisoam-panatenana ,sy fanantenana tsy misy no atrehina lava izao ....!!
--EEE.....! ory anareo aho ry namana TIM n'ny serasera.org ..!
--mino aho fa mbola hihiratra ny anjara-masoandroanareo fa mahereza e..! mahatanjaha ....!!!

novalian'i rajy ny 20/12/2009 17:37
2. terrywui
(
20/12/2009 12:40)
miara-ory aminareo aho ry Pikatti , feticon (batista) ,Nouekely , mirana kely , ifiona kely ,penguin(efa daitra) mitahia izy ,vitamatavy, fijo ,nancy ,........!!!!
aza misosoka alahelo intsony re fa tombon-dalana ny anareo ee...!! mbola hihiratra hoy aho ny anjara masoandron'ny TIM indray andro any fa izao aloha de maizina e , kotroka sy orambaratra , ary manjombondava no hiainanareo ......!!! :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:

3. rajy
(
20/12/2009 17:37)
sao dia tokony ny TGV no lazain'le io?
ny TIM zama tsy mitomany zany a, efa zatra ady reo fa ny TGVendra-p no te hanatanja-tsaina de mivovoh.
Tsy mitomany ny hiverenan-dra8 zany ny TIM fa mila an'ikelifingotra miala eo fa mpanimba firenena.
dia mihevitra ve zalah reo fa ahazo rariny @ olona amreny fandraisana ny hevitry ny olon-tsotra nataon'ny TVM reny? , aiza ny opinion an'ny ankilany naninona no tsy sahy nalefa? , izay mankato an'ikelifingotra lavanify ( TRAKLAPIN) ihany no nalefa ? naninona no tsy nalefa le vavabe nataon'ilay ramatoa tetsy ambodivona?
anareo aloha ny tele sy radio fa mbola ho avy ny an' ny hafa
TSISY ILANA AZY
VENDRA-P
TSY MAHAY NIN NIN