Torohevitra ho an'i Manorohanta

1. zakilinina ( 19/12/2009 17:16)
Tompoko,
Tsy zakanao ny nisian'ny ra mandriaka teo amin'ny Malagasy ka nahatonga anao nametra-pialana tamin'ny andron'i Dada. Ankehitriny anefa dia nanaiky ho praiministra ianao kanefa eo ambavahoan'ny ady an-trano ny firenena. Raha mbola mandry ihany ny eritreritrao, satria renim-pianakaviana tia filaminana ianao, dia averena amin'i Mangalaza ny toeran'ny praiministra
FA IZY NO NOFIDIAN'NY ANKOLAFY EFATRA FA TSY IANAO VELIVELY.
2. dadabe ( 19/12/2009 18:13)
kii rival an'i manorohanta i zakilinina leuleu hahaha :-D
3. ramosekely ( 19/12/2009 20:56)
brovo zakilina
i....ny zaelina .... ma....maaaaaa
toraka ny hafaliako ooo zakilina mamamaa

bravooo zakilina e
4. dadabe ( 19/12/2009 23:31)
:lol:
5. dadabemirana ( 23/12/2009 07:09)
Efa nitsoaka izy e,voarainy ny hafatrao,Vital no hamono tena 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0578