Tompoko,
Tsy zakanao ny nisian'ny ra mandriaka teo amin'ny Malagasy ka nahatonga anao nametra-pialana tamin'ny andron'i Dada. Ankehitriny anefa dia nanaiky ho praiministra ianao kanefa eo ambavahoan'ny ady an-trano ny firenena. Raha mbola mandry ihany ny eritreritrao, satria renim-pianakaviana tia filaminana ianao, dia averena amin'i Mangalaza ny toeran'ny praiministra FA IZY NO NOFIDIAN'NY ANKOLAFY EFATRA FA TSY IANAO VELIVELY.