Mankaleo: Ny mpanao politika no tena mamotika ny firenena

1. ralf ( 18/12/2009 20:54)
Mijaly ny firenentsika sy ny vahoaka fa lalaovin'ireo mpanao politika ireo fotsiny. Indrindra fa ireo efa goaika antitra be ireo. Mila tanora mandray andraikitra ny firenena. Ny fahantrantsika no araraotinyka raha tsy mieritreritra sy tsy misy fandraisana andraikitra dia ho isan'ny vahoaka farahidiny eran-tany isika.
novalian'i milamm ny 21/12/2009 14:35
2. fijo ( 18/12/2009 21:10)
ka ny tanora ity ,toa variana mizesta fotsiny ko,tsy hita izay tena ataony
3. patrick2002 ( 19/12/2009 04:13)
ny tanora ity handray andraikitra ,toa finganiny tanora ihany kou, ary ny tena loza dia tanora notambazany goaika antitra hoditra akondro no mamingana ny tanora mitovy aminy , :oops: :oops: :oops:
@ tanora rehefa tanora dia tokony hijanona DJ ,tokony hanao resaka kokalanina eto @ forum ,hanenji-body @ internet fa tsy mendrika ny tanora ny hitondra fanjakana ,tena mahamenatra ,
Nefa firy taona i Andriamanjato Richard no lany filoha ny AKFM ,27 ans ,firy taona Ratsiraka no lasa minisitry ny raharaham-bahiny 35 ans ,Ratsimandrava lasa commandant ny gendarmerie National 34 ans .
@ izao fotoana izao efa tsy fahita intsony ny mahita tanora mitana andraikitra ambony ,izany dia ideolojia napetrak`ireo goaika antitra ,fanapepoana ny tanora ,fa rehefa tanora dia tsy maintsy mipetraka ambony tamboho ,manao rami anelakelatrano ,misotro botakely ,
Ka heveriny sahala amin`izany koa ity Filoha ny tetezamita vaovao ity ,bas qualité hozy ilay renim-pianakaviana very fihinanana t@ androny Ravalo izay :-D :-D :-D halao ny tena hiomehy fa tsy
4. fijo ( 19/12/2009 07:49)
ny tanora iray tambazan'ny frantsay ngah hodiana tsy hita????????inona no hakana hevitra lava aty frantsa???????sady tanora tsy mahatapaka hevitra fa vao ampitahorin'ny ratsirahonana sy ramaroson ,dia iny fa lasa gaigy.raha toa izao n ytanora aleo hilamina ihany kle
5. bazylou ( 19/12/2009 08:46)
o ry fijo a, ny gasy tsy afa miala amin'ny frantsay ary any foana izy no maka hevitra satria tsy manana hazon damosina ny gasy. Ary efa voaozona ny gasy hilelapaladia ny frantsay :-P :-P :-P
6. swann ( 19/12/2009 12:23)
Mijaly ny firenentsika sy ny vahoaka fa lalaovin'ireo mpanao politika ireo fotsiny. Indrindra fa ireo efa goaika antitra be ireo. Mila tanora mandray andraikitra ny firenena
ka ny tanora mandray andraikitra aza ty jereo ty hanaovandry le TIM vendrana donto azy ko innnnn fa tsy hiverina aminireo dinozoro reraka efa masoandro mody reo ndray zany no tadiaviny ...! tssssshhhssshhs
7. patrick2002 ( 19/12/2009 13:44)
fijo:

ny tanora iray tambazan'ny frantsay ngah hodiana tsy hita????????inona no hakana hevitra lava aty frantsa???????sady tanora tsy mahatapaka hevitra fa vao ampitahorin'ny ratsirahonana sy ramaroson ,dia iny fa lasa gaigy.raha toa izao n ytanora aleo hilamina ihany kle



ka ny frantsay no premier partenaire an`i madagasikara kou tsy any izy no haka hevitra ,fa tianao haka hevitra aiza izy any @ chissano veh :-D :-D :-D
Ny frantsay dia sahala @ terre promise anireo tanora malagasy maro tsy nahavelo-tena tany madagasikara tany :-D :-D :-D
8. AndriambyII ( 19/12/2009 17:03)
Ny frantsay izao efa ho voatery manova ny systeme de partenariat- ny @ ireo ex colonie- ny , ary efa andalam-panovàna tokoa ry zareo ,ho anareo izay tsy dia mahatsapa dia efa tokony hivonona @ izany , satria atsy ho atsy dia hiala tanteraka ireo karazana inter-influences nefastes novokarin' izany systeme taloha izany . Ary aorian' izay dia ho hita hivandravandra ireo mpanao politika malagasy nanao sorona ny firenena sy namono ambadika ny mpiray tanindrazana taminy !!
9. dadabe ( 19/12/2009 18:09)
tokony hanao revolisionina interne sahala@ nataon'i sinoa isika raha tsy te hiankindoha @ frantsay
10. ralf ( 20/12/2009 19:29)
Ny tena manahirana antsika tanora anie dia hoentin'ny fo fotsiny e! mba te hitondra sy te hanova mafy ny tantaran' ity firenena ity fa ilay hoenti-manana amin'izany no tena tsy misy. Ny asa fivelomana aza tsy hita izay hanaovana azy. Tsy mahagaga raha ireo goaika antitra izay efa zatra mpisolelaka tamin'ny vahiny hatramin'izay no manodinkodina ny tantara politika ka misakana ny tanora izay vonona hampandroso ny firenena.
Efa nosimbaina ny sain'ny tanora e! Amin'ny ankapobeny, tsy maintsy mitady izay harapaka aloha. Sarotra rahateo ny mitady asa, indrindra amin'izao krizy izao. Ireo misy mpanohana sy ny efa nahavita dingana indray anefa ity toa tsy fantatra be ihany na mba hahavita azy na variana amin'ny hamamin'ny seza sy voninahitra fotsiny. Manahirana e! Fa na izany na tsy izany aloha dia sahiko ny mihizingizina fa tsy misy ilàna ireo olona efa antitra be ireo intsony eto amin'ny firenena.
11. milamm ( 21/12/2009 14:35)
io teniny dadabe io no izy,na tsy ho voatery ho communisme pur et dur toy ny any Sina fiovana rafimpisainana miainga @ tsirairay handray ny anjara birikiny dolidoly hanarenana reo tsy mety teo aloha araky ny rafimpitondrana demokratika hanaradalana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086