Tsisy mpitarika tena hita fa maniton'olona eo amin'ny 3mouv

1. michaela22 ( 18/12/2009 15:06)
Na izany ny firehana Ratsiraka , na Ravalomanana ,na Zafy Albert dia tsy manana mpitarika tena dinamique hisintonana olona ,lasa mitazatazana daholo ireo olona rehefa misy zava-dehibe toy ity fitakiana ny fodian'ny solontena tany Maputo ity ,soa aloha fa efa nivoaka ny didy ahazahoan'ireo olona rehetra ireo miditra malalaka eto antanindrazana ,rehefa tafiditra eto indray anefa dia efa misy tetika sy fanentanana maty paika ve ny amin'ireo hevitra sy fifanarahana tapaka tany Maputo sa hoe rehefa tafiditra antanindrazana dia izay aloha no zava-dehibe
novalian'i swann ny 19/12/2009 12:25
2. michaela22 ( 18/12/2009 15:15)
Na mitarika ihany fa mikaviavia izy dia tsy mandaitra amin'olona ny zavatra lazaina marina :roll: :?: :?: :?: :roll:
3. ifiona ( 18/12/2009 15:47)
ahoana moa ilay fiteny? ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra e!

zany ny anao ry monsieur fetibon!
4. fijo ( 18/12/2009 20:25)
jereo ao amin'ny "gazetiko"dia ho itanao na mahay manentana ireo na tsia.
5. swann ( 19/12/2009 12:25)
tena mampalaelo alou ny mahita anireto antoko pĂ´litika reraka daholo reto e ...! ny TGV ihany no hita fa mbola tena tanora sy mahavita azy fa reto goaika voky kijeja fotsiny de mivovovovovovov eran'ny forum fotsiny mandany encre sy stylo eto fotsiny ;..! sssssssshhhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075