ARAHABAINA TRATRAN NY TAONANAHATERAHANAO FILOHA RAVALOMANANA

1. pimaso ( 12/12/2009 07:48)
TRATRY NY KRISMASY
TAOMBAOVAO 2010
FIVERENANA @ FOMBA MAVESATRA ANTANINDRAZANA
;-)
;-)
;-)
2. vitamatavy ( 12/12/2009 08:09)
omby valo sy vary 12 gony no hoanina eny @ magro @ izao fetin'i dada izao
saingy mbola mitsena ny delegasion 3 mouvance eny ivato aloha 11ora :* :* :*
aiza elahy ra wiwi handeha hitsena handeha ho eny ivato an
3. wiwiwi ( 12/12/2009 09:28)
Maniry ny hiverenanao eto an-tanindrazana ny VAHOAKA MALAGASY
4. naritsymba ( 12/12/2009 09:34)
Marc Ravalomanana, né le 12 décembre 1949 à Imerinkasinina


tratran'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao ry FILOHA HAJAINA
5. stallingrad ( 12/12/2009 09:41)

Bon anniversaire RAMOSE
6. terrywiui ( 12/12/2009 09:52)
(l) (l) (l) (l) (l) BON ANNIF DADA
7. Toumba ( 12/12/2009 09:53)
BONNE ANNIVERSAIRE E :evil: :evil: :evil:
8. terrywui ( 12/12/2009 10:24)
TRATRY NY TAONA AHAKETRAHANAO HIANAO RAFAHA =D> =D> =D> VALO N'i MALAGASY 19.000.000


DE HO ELA FAHAKETRAHANA ANIE HIANAO DIA HITOMBO AVO ROA HENY IREO VIRIJINY MANANTONA ANAO


DE MAZOTOA TSARA DADA AN . NY HOZAPE NO HATANJAHO TSARA SAO MITSINGONGOANA ANY AMIN TOERANA BE VIRJA ANY E
9. terrywui ( 12/12/2009 10:25)
HIN HIN HIN HHON HON HON HER HER HER HER HER
10. Bazzylou ( 12/12/2009 10:33)

VIVE TIM
VIVE TIM
VIVE TIM
HAPPY BIRTHDAY MR PRESIDENT (l) (l) (l) (l) (l) (l)
11. ramosekely ( 12/12/2009 10:34)
OK E
12. terrywui ( 12/12/2009 10:38)
TRATRY NY TAONA AHAKETRAHANAO HIANAO RAFAHA > > > VALO N'i MALAGASY 19.000.000


DE HO ELA FAHAKETRAHANA ANIE HIANAO DIA HITOMBO AVO ROA HENY IREO VIRIJINY MANANTONA ANAO


DE MAZOTOA TSARA DADA AN . NY HOZAPE NO HATANJAHO TSARA SAO MITSINGONGOANA ANY AMIN TOERANA BE VIRJA ANY E :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D>



ok e !
13. patriick2002 ( 12/12/2009 10:42)



MIARAKA MITSOKA LABOZIA DAHOLO NY MPIANDALA NY ARA-DALANA TIM GTT VAHOAKA MALAGASY TSY VAKY VOLO :-* :-* :-* :-* :-* :* :* :* :* (l) (l) (l) (l)
14. vitamatavy ( 12/12/2009 10:43)
fouuuuuu foufffou
15. vitamatavi ( 12/12/2009 10:52)


MANEHO NY HAFALIANY AVOKOA NY FIKAMBANAN"NY GTT ETO FRANTSA @ IZAO FITSINGERENAN'NY TAONA NAHATERAHANAO IZAO RY FILOHA HAJAINA MARC RAVALOMANANA (l) (l) (l) (l) (l) (l)
16. terrywui ( 12/12/2009 10:55)
TRATRY NY TAONA AHAKETRAHANAO HIANAO RAFAHAVALON' I MALAGASY

DE HO ELA FAHAKETRAHANA ANIE HIANAO DIA HITOMBO AVO ROA HENY IREO VIRIJINY MANANTONA ANAO


DE MAZOTOA TSARA DADA AN . NY HOZAPE NO HATANJAHO TSARA SAO MITSINGONGOANA ANY AMIN TOERANA BE VIRJA ANY E
17. terrywiui ( 12/12/2009 11:01)


VIVE R8
VIVE R8
VIVE R8
(l) (l) (l) (l)
18. maryline ( 12/12/2009 11:56)
Happy birthday to you
Happy birthday to you
Happy birthday Mr President
Happy birthday to you

Thanks, Mr President
For all the things you've done
The battles that you've won
The way you deal with U.S. Steel
And our problems by the ton
We thank you so much

Maryline (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
19. maryline ( 12/12/2009 12:09)
Miarahaba anao izahay ry Dada malala :-* :-* :-* :-*
http://www.youtube.com/watch?v=BMgOt3Ato_4
20. ndotofetsi ( 12/12/2009 17:49)

IANAO IHANY NO MAHAVITA AZY RY DADA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525