ARAHABAINA TRATRAN NY TAONANAHATERAHANAO FILOHA RAVALOMANANA
25. nanjakely
(
14/12/2009 15:12)
gaigy ty le ...! tena virja ve zany lety rapique no kado d'annif nodongin'i dada tany swazi tany klé..! ? ary nahazo swazi mahay mampietsika valahana tsara kosa lery an ..! , fa io ve lety de mbola virja ? tsy reven'i dada io fa laisany mamitaka azy..! efa oe le mbol virja reny ny an'i dada
27. antimpanahy
(
14/12/2009 15:36)
afisina virja nanaovan'i Ravalo toetra raty zany hono io anaka dadabe
28. razili
(
14/12/2009 17:24)
de ho tratry ny arivo taona mitsingeringerina ndray e.manantena voandalana ny pokna Fa tsy ronono antavy an.
31. LalaoRavalo
(
14/12/2009 19:58)
Misaotra akia Mialy , nahatohina anay mivady sy ny fianakavianay tokoa izao fampisehoanao ny fifankatiavantsika izao
Andriamanitra anie omba anao mandrakariva
,nahazo ny havatra avy @ Dada koa ianao,efa no lazainy ahy fa efa niresaka koa ianareo ,misaotra hatrany
Neny tsy manadino :-* :-* :-*
Andriamanitra anie omba anao mandrakariva
,nahazo ny havatra avy @ Dada koa ianao,efa no lazainy ahy fa efa niresaka koa ianareo ,misaotra hatrany
Neny tsy manadino :-* :-* :-*




