Ahoana no fahitanareo vehivavy...

1. xxx ( 08/12/2009 10:51)
Ny fitondran-tenan' ny vehivavy vao tera-bao manoloana an-drangahy.
Tena ohatry ny tsy mi- existe izany intsony ny tenan-dralehilahy aminy , toa lasa fanaka ao an-trano mihitsy aza indraindray , tsy misy resaka na dia indram-bava aza fa lasa didy maso no be dia be ,any @ menavava tanteraka ny sainy sy ny eritreriny ary ny fihetsiny isan'andro vaky izao hatramin' ny nahatongavan'i balita kely efa ho 8 volana izay,raha mba manontany sy te hiresaka aminy ,dia ny fahanginana sy loha be mieritreritra no valiny, dia avy eo fisaraha-toerana , izy sy ny zaza mankeny @ balcon sy eny anjaridaina ,ralehilahy mitanjoretra eo ambony latabatra ,dia ohatr'izy foana . :?: :?:
PS : natao cesarienne mantsy izy t@ io zaza io .
novalian'i arialy ny 26/01/2010 12:31
2. xxx ( 08/12/2009 11:16)
zavatra mety miseho io rah oh we grossesse non désirée...

zavatra mety miseho koh oh we trop be loatra lé fitiavana an'lé zaza de manjary hadino ny vady satria trop occupée am lé zaza ?

quoi qu'il en soit , faut pas non plus s'y attendre we comme avant de suite lé relation mais ça va revenir petit à petit...

tokony we beaucoup plus attentif lé lahy de mba manontany an'lé vavy si elle a besoin d'aide oh io an !

mais bon , tokony toundé manampy de suite koh lé lahy fa tsy mianjy we hatsohina vao hanampy...
3. Mirananirina ( 08/12/2009 12:31)
izy sy ny zaza mankeny @ balcon sy eny anjaridaina ,ralehilahy mitanjoretra eo ambony latabatra ,dia ohatr'izy
rehefa ao antrano ianao dia alaivo tezao indray ilay zaza.dia resaho izy avy eo .Sao kosa ianao tsy manampy azy aminy fikarakarana ilay zaza?Hany ka variana mikarakara irery ilay zaza izy dia hadinony ianao.
4. Ratoa ( 08/12/2009 14:10)
Choc néo natal izany manjo an-dramatoa izany. Misy manary ny zananany ; indrindra raha natao césarienne. Dia ity mitranga indray dia extrémité inverse. Anjaran'ilay rangahy no manantona. Aza manontany hoe "inona no azoko anampiana anao", na "inona no tokony ataoko?"
Tonga dia raiso ny andraikitra. Ohatra: manome biberon iray na roa ao anatin'ny iray andro. Raiso ny zaza raha vao tonga ao an-trano ianao ( raha tsy matory ilay zaza). Misehoa ho intéressé amin'izay zavatra nety nitranga tao an-tokatrano. Manasà lamba no lovia na mandrhoa sakafo na miantsena.
Tonga dia ataovy hoe "aoka ataoko ny tsena".
Fahaizana mandray adidy sy mampiseho fitiavana sy patience no fanafodin'io.
5. xxx ( 08/12/2009 16:36)
Efa manao izay ho afako aho @ i fikolokoloana azy mianaka , manao ny courses momba ny couches ,ny sakafo sy ronono , ny fanafody ilaina , mikarakarany sakafo maraina, rehefa misasa ny hariva iny ihany ramatoa no mba afaka milalao kely @ izaza eo ambony berceau aho , une fois vita ny kenokenony dia raisiny ny zaza dia lasa miova efitrano izy na any antokotany , raha mba manontany aho dia aotra manatody no valiteny azoko,mampatahotra ilay situation ,taloha tsy mbola nisy olana mihintsy teo aminay ary tsy mbola nisy fifandirana be , ny ahiko sao dia vodona ara-tsaina aza izy tamy ireo tsindrona be de be natao taminy teo ampiterahana ? sao sequelle avy tamin lay fiterahana ? Sa ny vevavy ve mety manana eritreritra oe zavatra ratsy ny miteraka ? sa ahona ?
tenin\' i 4 mme ratoa ohe tonga dia raisina ny andraikitra na inona miseo , zay angaha no ataoko aloha dia ho ita eo , Misaotra betsaka ;
6. xxx ( 08/12/2009 17:19)
Ratoa:
Choc néo natal izany manjo an-dramatoa izany. Misy manary ny zananany ; indrindra raha natao césarienne.
tena marina io nolazain'i Ratoa io. Mahafantatra vavy zay zah nahazo kambana izy , fa hatram volou mintss vao vita ny echo de hita we kambana anaty kibo de nanomboka niova be lé vavy, tsy te ahita ny vadiny trounn .

En plus n'zay , mbola natao césarienne njay lé vavy de vomaika haine no nataony tam lé vadiny.

sois juste le plus intentionné le plus possible car ce n'est qu'un mauvais passage (enganié)

possible we lé kibony nodidina no tsy tantiny ? de azerany any am nao dol ny faute ?


7. sipagasy ( 08/12/2009 20:29)
ilaina faharetana ny zavatra rehetra e! mbola 1 fandriana ianareo dia anjaranao ny miresaka aminy mora² ao am-pandriana, safosafoy izy, karakarao izy, tsy mbola asiana resaka 'sex' akory ann, fa hoe tambitamby no tediaviny. Anjaranao koa araka ny voalaza eo ambony ireo ny mandray ny andraikitrao, ento miaraka mivoaka izy, na koa rehefa ilay izy mivoaka any an-tokontany izany, dia aza ilaozanao mijanona fotsiny eo ambony latabatra fa araho izy, modio hitondrana mosoara na tahaka izany ohatra sao dia hoe manilana ny zaza na tahaka izany 'attention' kely tahaka izany e! dia tarito ny resaka avy eo,

mahereza e!
8. fijo ( 10/12/2009 22:15)
hialao kely letsy e,dia hita eo izay hoataony
9. botretrai ( 28/12/2009 21:38)
fijo:

hialao kely letsy e,dia hita eo izay hoataony



ianao koa ramose toa be resaka satria tsy eo amny toeran,ny sasany.
10. Ratoa ( 30/12/2009 00:33)
inty indray ohatra anakiray.
nisy vehivavy niteraka ara-dalàna izao. faly dia faly dia normal izao. Erinandro taorian'izay anefa, iny fa samy tsy tiany intsony na ny zaza na ny vady. Tsy nety nampinono izy. Ny loza rehetra dia lazainy avy tamin'ny vadiny: ny vadiny no naha bevohoka azy; Ny vadiny no te hiteraka. Tsy mahay ity sy iry. Ets... Tsy mila io zaza io hono izy.
Niresa-dresaka tamin'ny namana sy ny dokotera i rangahy. Dia natao visite ilay tera-bao. Inona hoy ianareo no hita?
Nisy compresse tafajanona tao anaty ny fivehivaviany, somary lalin-dalina ary nanomboka nisy nana.
Rehea afaka io dia niveriny tamin'ny laoniny daholo ny fiainana rehetra. Efa 26 taona izao ilay zaza!!
11. jarifa ( 30/12/2009 04:14)
efa mba notenenao ve izy hoe, atramin'ny nahazoan-tsika zaza izay dia ohatrany adinonao mihintsy ny fisiako nefa za dia sady tsy manadino anao no tsy manadino ny zazan-tsika dia mba omeo teny doute matetitetika izy fa tonga saina tamoka izy avy eo, ka mitovy @ ilay ianareo vao nifankatia ihany anie io e lasa adino izany daholo ny zavatra rehetra raha vao tonga ilay fitiavana fa mialefy ihany rehefa ao ariana kely, mahareta kely dia mahereza e. dia ho tratry ny raham-pitso daholo ny namana serasera
12. xxx ( 20/01/2010 18:59)
xxx:

Ny fitondran-tenan' ny vehivavy vao tera-bao manoloana an-drangahy.
Tena ohatry ny tsy mi- existe izany intsony ny tenan-dralehilahy aminy , toa lasa fanaka ao an-trano mihitsy aza indraindray , tsy misy resaka na dia indram-bava aza fa lasa didy maso no be dia be ,any @ menavava tanteraka ny sainy sy ny eritreriny ary ny fihetsiny isan'andro vaky izao hatramin' ny nahatongavan'i balita kely efa ho 8 volana izay,raha mba manontany sy te hiresaka aminy ,dia ny fahanginana sy loha be mieritreritra no valiny, dia avy eo fisaraha-toerana , izy sy ny zaza mankeny @ balcon sy eny anjaridaina ,ralehilahy mitanjoretra eo ambony latabatra ,dia ohatr'izy foana . :?: :?:
PS : natao cesarienne mantsy izy t@ io zaza io .


ro ramose a! dia heverinareo fa mora2 tokoa mantsy zany oe migerer ny zaza,ny vady ,ny tokantrano sns! omeo fotoana tsar izy aloha hakany repere à rehetra2! fa hitanao eo refa ao aoriana kely ao!fa hay ianao manana vady mafinaritra be.
13. belakely ( 21/01/2010 01:43)
tena marina be izany ry xxxx fa maninona anefa no atao xxx izany ny anaranareo e?
Ny marina tsy manadino izany ramatoa fa mba mitombo fotsiny ny iherehany e! lasa misy zaza koa. Tsy mitovy anie ny roa sy ny telo e!!!!!!
Mahareta fa hanana ny soa e!!!
14. arialy ( 26/01/2010 12:31)
mety voan'ny depréssion postnatale zany vhv zany, tokony miresaka izy,
tambitamby no tadiavin'izany !!!
Ony oà, sao mila resahinao ny rafozambavinao amin'izany cas izany, dia izy no miresaka moramora amin'ny zanany é, na ny zaobavinao koa resahina....
za nanana namana izay, tamin'ny vo teraka izy, de tsy tiany ny vadiny, satri ony sao de hanabevoka azy indray anefa izy vao kely anaka sns, de tsy te hanao RS fotsiny dia aleony maka distance tam ra lhl.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0838