nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay

1. rtcflora ( 06/12/2009 19:23)
nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay na mihoatra . mba zarao eto ny experiance antsika reny. de firy mois ko no nanomboka manome sakafo toy ny ranombary na legume.
misaotra antsika e
novalian'i njari ny 22/02/2010 11:27
2. booboo ( 07/12/2009 12:36)
- tsia. @ nono izy sady misotro rano no mahazo nutriments bobaka beee avo zato heny noho ny fahita @ rano tsotra. Hifidy ihany ve zà dia tsy aleoko zay tsara indrindra

- Ataoko hoe hatr@ 8 mois zà nanao allaitement exclusif. talohan'io nandramana nomena petit pot, purée maison sns fa tsy tia mihitsy. Izao izy 9 mois izao mihitsy vao mihinana raha hafa mibolongana fa ny ankoatra izay tsy tiany. Izy ihany mandray an'azy sy mitondra ilay izy any am-bavany. Izao koa izy vao nomeko rano tsotra @ vera fa tsy tia biberon sy ilay tasse misy bec kely ireny koa.

Mbola mi-allaiter à la demande foana aho na izany aza. Ny anà ny nitondrako azy hoe rehefa vonona izy mihinana zay tiany eo fa tsy no-forcer-ko mihitsy sady tsy mi-forcer azy hihinana koa zà.

maroroha taiza ô
3. Mirananirina ( 07/12/2009 14:36)
tsy mila rano ny zaza latsaka ny 4 mois,fa ronono ihany dia ampy azy.Fa nahoana no omena rano e??,Ngaha tsy misy ronono :? Ny fanampitsakafo indray dia azo omena à partir ny 4 mois fa puré.omeo rano kely izy avy eo tsy maninona,
4. xxx ( 07/12/2009 15:43)
il faut donner de l'eau à ton bébé quand il fait chaud. Il n'y a rien de mieux et le lait c'est pour manger pas pour hydrater.

Ton bb transpire il faut donc qu'il s'hydrate.
5. booboo ( 07/12/2009 16:01)
raha mampinono rtcflora dia efa ao @ nonon-dreny aby na rano pour se désaltérer sns, ary ny motika hahavoky azy. tout en un :-D
6. xxx ( 07/12/2009 16:09)
xxx:

il faut donner de l'eau à ton bébé quand il fait chaud. Il n'y a rien de mieux et le lait c'est pour manger pas pour hydrater.

Ton bb transpire il faut donc qu'il s'hydrate.

miombon-kevitra tanteraka; 2 ny zanako ny iray 10 ans ny iray 6 ans vao teraka izy mianadahy vao latsaka mihitsy de efa nisotro rano ny pediatre mihitsy no nanoro an'io hafa ny nono ary hafa ny rano ny vatan'olombelona na zaza aza dia mila rano; Rano maty matimaty raha tsy mahatakatra eau vive ny olona . Donga donga tsara ny zanako ary salama tsara ihany koa; nanomboka ny 4bolana izy dia efa nihinana légume voapotsitra malefaka fa tsy dia mbola henjana be . Mahagaga indray izany hoe tsy misotro ranoà izany.
7. hery ( 07/12/2009 16:32)
Ny anay aloha tia rano be. Tamin'izy 4 mois no nomena rano. Fa tsy omenay rano be loatra. Sady tsy mahazo firy koa izy satria tonga dia gohany amin'ny vera fa tsy tiany izany biberon zany.

Fa tsy misakana azy hinono be koa ilay rano kely omena azy. Rehefa hitanay tsemboka be kokoa izy dia omenay nono be (mbola maharaka reniny)...

Amin'izao izany dia ataonay karazana rano fisotro ny nono fa ny vetin-kanina omena à part.

Hatramin'izao izy (10 mois izy zao) dia mbola minono be foana rehefa mangetaheta dia avy eo misakafo rehefa noana.
8. booboo ( 07/12/2009 18:01)
xxx5 > nein nein nein. misy ny zava-drehetra natao ho an'ny bébé humain mandra-pihinany sakafo hafa ny nonon-dreny. Ho antsika olon-dehibe sy ny zazakely efa diversifié no valable ilay hoe mila misotro rano hafa ho an'ny vatana. Sady efa tsy dia fanao intsony izao ilay fanomezana rano na rano misy siramamy ho an'ny zazakely vao teraka mihitsy, efa démontré hoe tsy misy fihatrakainy na kely aza satria mandra-pihinany ny colostrum na ny premier bib dia ampy azy tsara ny réserve azony t@ liquide amnio tao an-kibo.

Miova ny composition n'ny rononon-dreny anatin'ny iray andro. Rehefa mafana be ny andro dia bebe kokoa ny rano mitaha @ raha hafa ao anatin'ny nono. Rehefa hariva dia maivana kokoa ny ronono, rehefa midi sy après-midi dia consistant kokoa. Araka² ny demande n'ilay zazakely é.

Raha biberoné ilay zazakely dia ié, tsara omena rano rehefa mafana be loatra ny andro mandra-piandry ny biberon-sakafo manaraka.
9. xxx ( 08/12/2009 06:42)
booboo:

Bold text io aloha dia tazomo ho anao samy irery azafady ataoko fa natokana ho an'i rehetra ny famaliana ary fangatahana toro-hevitra no aroson'ny mpanolotra dinika; ka noho izany raha azonao atao ny tsy haniratsira ny valitenin'ny hafa na handiso izany TOMPOKO. ny famalianao mantsy eto dia manao tsinontsinona izay lazain'ny hafa fa ny valiteninao no tianao hiditra @ lohan'ilay mpandroso dinika. Tsory aminy @ manaraka rehefa mamaly ianao hoe : " ny ahy booboo ihany ekena fa ny ahy ihany no marina sy mahomby fa ireo hafa ireo diso daholo . Jereo ny valintenin'i Andriamatoa Hery fa misy fanajana ny hafa tsara fa ny anao avy hatrany dia mihakatrakatra sy mandiso ny hafa.Ekena fa mety mahay ianao momba ny fitaizana fa HAJAO ny hafa mamaly dinika eto koa. Ny hevitrao aroso fa tsy ny an'ny hafa no atao tsinontsinona . Samy manana ny fomba fitaizany ny zananany ny tsirairay ka OMEO HAJA izy ireo
Misaotra anao
10. xxx ( 08/12/2009 06:44)
NEIN NEIN NEIN no tiako ho tazominao eto mba mahalala fomba AZAFADY
11. Djhamhal ( 08/12/2009 08:40)
ny anay klou tsy nomena n'inoninona hatramin'ny faha 6 mois é fa dia ny nono ihany ! zay mantsy no nolazain'ny mpampivelona anay ! dia notanterahanay ilay izy fa nanomboka teo @ 6 mois kosa dia nomenay fanampitsakafo sy rano @ zay izy ! zay aloha ny anay ! fa zany hoe ny avantage nay ngamba ny vadiko tsy miasa ka tsy mihafihafy @ nono miitsy ny zaza fa isak'zay mitady dia vonona fôna ny citerne ! :lol: :lol: :lol: !! sady tsy lany laniana fa mitobaka tsara ! dia lehibeaza haingana ny zaza ô!
12. booboo ( 08/12/2009 09:28)
xxx > :-D :-D :-D :-D . Mitonia f'aza misendaotra fa hevitra ifampizarana no atao eto @ dinika. Izay no maha forum ny forum. Aza vakiana @ manaraka zay soratako raha maha-kzy anao. Tsotra be izany :lol: :lol:
13. kelly13 ( 08/12/2009 09:53)
ny zanako vavy vôlohany ninono be ze tsy misy ohatr'izany (ary tsy niala teo ra tsy 3ans) nomeko rano a 1 mois (mois d'aout) satria nafana lôtra d tsemboka kely ery izy, ms rano eraky ny sotro kely iany. fa io hitako oe arakaraka ny reny iany e! isika no mahita izay mampety sy tsy mampety ny zanatsika!
14. xxx ( 08/12/2009 09:56)
booboo:

xxx > :-D :-D :-D :-D . Mitonia f'aza misendaotra fa hevitra ifampizarana no atao eto @ dinika. Izay no maha forum ny forum. Aza vakiana @ manaraka zay soratako raha maha-kzy anao. Tsotra be izany :lol: :lol:

ho dinganiko mihitsy @ manaraka f'azah tsy miady hevitra @ ratsy taiza " kabary tsy valiana ny anao ry booboo " na ny anaranao ary mivoovoo forum marina ity samy naneho ny heviny fa aza hosoram-potaka ny sasany " ianaro ny hoe " FAHENDRENA

(l) (l) (l) tsiky dia ampy
15. booboo ( 08/12/2009 10:45)
:lol:
16. xxx ( 08/12/2009 11:02)
kelly13:

ny zanako vavy vôlohany ninono be ze tsy misy ohatr'izany (ary tsy niala teo ra tsy 3ans) nomeko rano a 1 mois (mois d'aout) satria nafana lôtra d tsemboka kely ery izy, ms rano eraky ny sotro kely iany. fa io hitako oe arakaraka ny reny iany e! isika no mahita izay mampety sy tsy mampety ny zanatsika!

Marina ny voalazanao ry Kelly13 safidi-mpon'ny tsirairay io fa tsy terena ny olona. Maro ny exiperience naroso teo ka anjaran'ilay nandroso ny dinika no misafidy izay mety @ zanany
Misaotra
17. xxx ( 08/12/2009 11:21)
ny rano mbola tsy nahafaty oul kosa kalou eh ! ny anaha de ozy lé pédiatre we omena rano kely izy juste pour caler la faim quand l'heure n'est pas arrivée. Dé tena nety tsara io.

am lé andro mafana be iny kosa ve de tsy mba omena rano mintss lé zaza fa hi-colle am nono eo ? tsy vao mia mafana be ?

samy manana ny azy marina isika vhv fa kosa amiko kalou de tsara ny rano , un peu plus tard am zay lé bb tia rano tsinn bdb anie ny ankizy tsy mety misotro rano avieo eh !
18. Mirananirina ( 08/12/2009 12:40)
il faut donner de l'eau à ton bébé quand il fait chaud. Il n'y a rien de mieux et le lait c'est pour manger pas pour hydrater.

Ton bb transpire il faut donc qu'il s'hydrate.
L'allaitement maternel exclusif couvre tous les besoins caloriques nécessaires pour assurer la croissance et l'activité du bébé pendant les 4 premiers mois. Cependant, les professionnels de santé des régions tropicales recommandent souvent l'utilisation de suppléments d'eau, méme quand la possible contamination de l'eau peut présenter un danger pour le bébé. Des bébés de sexe masculin, âgés de 1 à 4 mois et en bonne santé, ont été étudiés pendant 8 heures dans un hôpital. Ils.ont été répartis en deux groupes: exclusivement allaités (n=23), et allaités plus eau (n=22). Les enfants du groupe "exclusivement allaité" n'ont reçu en routine aucun supplément, et n'en avait pas reçu pendant la nuit précédant l'étude. L'absorption de lait a été calculée par des pesées. L'apport d'eau a été calculé par des biberons gradués. Les urines ont été collectées et mesurées. Des échantillons de sang ont été prélevés à la fin de la journée de test. Les températures maximum de la pièce étaient comprises entre 34 et 41°C, et l'humidité relative entre 9 et 60%. Après correction pour tenir compte de l'âge, du poids et de la taille, de la température et de l'humidité, l'apport liquidien total s'est avéré étre supérieur chez les enfants exclusivement allaités (274 ml contre 210 ml). Il n'a pas été retrouvé de différence significative entre les deux groupes quant à la quantité d'urine émise, l'osmolarité sanguine ou urinaire, le poids ou la température rectale. Une perte d'apports caloriques de 8 à 10% a été constatée chez les enfants recevant des suppléments d'eau. Les chercheurs concluent que les enfants exclusivement allaités peuvent maintenir leur équilibre liquidien pendant l'été. Dans les pays en voie de développement, donner de l'eau aux bébés représente un facteur de risque important à cause des contamination par des bactéries entéropathogènes, et des interférences avec l'allaitement maternel.

et aussi
je te colle si dessous un extrait du feuillet du Dr Jack Newman "quelques mythes sur l'allaitement"
"Un bébé allaité a besoin de compléments d'eau par temps chaud. C'est faux! Le lait maternel contient toute l'eau dont le bébé a besoin."
19. xxx ( 08/12/2009 12:45)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Atao ahoana fa samy radoko iaby ny eto e! arosoy koa ny hafa
20. sipagasy ( 08/12/2009 20:32)
hhih ô ry reto annn resaka anie no ataontsika eto e!!!!! hihihi

ny ahy aza i maeva vao 3 volana dia nomen'ny renibeny vary malemy hihihihih, mbola io izy hatrizao aloha hiihih, ary vao kely koa dia efa nomeko rano(1volana), euuh marihiko kely fa hatramin'ny faha 5 taonany izy dia kay kay kay nandrirotra ny nonoko ihany mmhhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4325