nareo ve manome rano zaza 2mois na latsakizay

21. ni81 ( 08/12/2009 20:48)
Atao ahoana fa samy radoko iaby ny eto e! arosoy koa ny hafa
:-D :-D Tsy hoe radoko daholo kosa fa samy manana izay natoro azy sy nataony e!
22. ravonjison ( 09/12/2009 07:55)
Ny ronono dia voajanahary natao ho sakafon'ny zaza vao teraka, tsy ny zaza vao teralka ihany fa ny mammiferes hafa koa ( alika , saka sns....).

Io ronono io dia sakafo feno ho azy ireo mandritra ny fotoana voafetra : 4 mois olona, 3 semaines alika, 3 semaine saka .., noho izany tsy mila ampiana zavatra hafa intsony, satria ny rano ilainy dia efa ao anatin'io ronono io ( na ronono avy @ reny , na ronono novidina ).
Jereo ny alika rehefa mampinono mandritra ny 3 semaine voalohany, fa tsy mila rano izany ireo zanak' alika.
Isika olombelona no be andrakandrana.

Tsy misy mihitsy tombotsoa azo avy @ fanomezana rano zazakely mandritra io fotana io ( ny fampinonoana koa moa matetika), fandaniana andro fotsiny ny fanaovana izany. Ny fampinonoana no tokony atao tsara.
23. booboo ( 09/12/2009 11:04)
rhoooooo zay ny doko fa niteny

ravonjison > :wink:
24. ni81 ( 09/12/2009 12:39)
25. ravonjison ( 09/12/2009 13:27)
booboo:

rhoooooo zay ny doko fa niteny

ravonjison > :wink:



Salut booboo a !
26. rtcflora ( 09/12/2009 21:38)
misaotra e! zahay manko oa aty @faritany de tena mafana be no za kely ka sao tsy ampy ny nono . 2 mois lery zao 4kg300 mbola lazainy olona kely ihany nefa hitako norm ihany ao anaty courbe ny lanjany de amnareo kely ve zany sa mba norm ihan sa.
27. ravonjison ( 10/12/2009 09:37)

Salut rtcflora a , ka mandeha tsara ve ny fitaizana sa ahoana e ?

Mba ahazoana mamaly ny fanontanianao dia tsara ho fantatra ny lanjany t@ izy vao teraka . Iny anefa miankina @ constitution physique -ny ray amnan-Reny
@ ankapobeny dia ireto ny fitombon \' ny zaza mandritra ny telo volana voalohany:
- fitoboan\'ny halavána : 3- 4cm / isam-bolana
- fitomboan\' ny lanja : 700 g / isam-bolana ( 150-250 g / isankerinandro)
Ka raha kajikajinao izany , nandritra ilay roa volana, dia ho hitanao na ara-dalána ny lanjan\' ny zanakao na tsia.

Ohatra :- 3000g (3 kg) ny lanjany teo ampahaterahana ( raisiko ilay limite ambany).
- nandritra ny roa volana izany izy dia tokony manana 700g x2 = 1400g en plus.
Izany hoe : 3000g + 1400 g = 4400 g , no tokony ho lanjany @ izao fotoana izao.

Raha ampitahaina izany ilay voalazanao 4kg 300g sy ny voakajiko 4kg 400g dia hita fa somary tsy ampy kely ny lanjany.
Tokony hietsika kely izany ianao @ ilay fampinonoana !!!

Tiako hamafisina anefa fa miankina @ toebatan\' ny ray aman-reny tokoa io. Ka raha ilay olona madinidinika ireny ianao sy ny vadinao dia azo lazaina fa normal ihany ny lanja 4kg 300g ny zanakao .
28. dailynews ( 27/12/2009 23:36)
ny olana raha omenao rano izy dia lasa voky rano dia tsy mahazo otrikaina intsony avy amin ny nono satria hihena ny nono sotroiny. Ny zaza tsinona amin io taona io kamo mihinana dia raha omenao rano izy dia hahatsiaro voky ary tsy te hihinana intsony dia tsy azony ilay otrikaina.
raha azo atao dia aza omena rano izy fa ronono foana. Mandra pahatongan ny 4, 5 mois eo. eo ianao vao tokony hampiditra sakafo hafa izay malemy dia malemy.
ny zaza latsaky ny iray taona aza omena tampotsin atody sy tantely fa mety hahamora ny allergie ho avy izany aty aoriana sns.....
29. arialy ( 26/01/2010 12:55)
ny lazain'i dktr amzao dia 6mois ny zaza vao omena zavatra hafa ankoatry ny nono, fa manjary lasa mora voan'ny allergie izy raha omena zavatra hafa alohan'ny 6mois.
30. njari ( 22/02/2010 11:27)
ny ahy alou kambana ny zanako, nomeko rano ihany satria pédiatre no nilaza an'izany na de tsy de tena convaincue loatra ihany aza aho e, ry zareo koa anefa lehibe aza tam teraka (2kg900 sy 2kg870), fa zara raha rano 1 sotrokely, fa nanomboka trois mois kosa anefa ry zareo dia nomeko rano-mboatabia iray sotrokely isamaraina. tsy haiko alou na mety na tsy mety zany fa ny sure de tsy mampaharary azy akory raha toa ka rano avy nampangotrahina tsara no omena azy.
maharoroa taiza e, .....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2368