Rakoto
1. BEN
(
04/12/2009 09:10)
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra
novalian'i ni81 ny 16/12/2009 06:02
2. cutie
(
04/12/2009 13:17)
eny wa za koa mba mpankafy rakoto mitsy fa ndraso tadiaviko @ itunes store raha misy de lazaiko enao e :D :wink:
3. kotobekibo
(
12/12/2009 14:00)
aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an! :-D :-D :-D
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an! :-D :-D :-D
4. ni81
(
12/12/2009 15:23)
aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !:-D :-D tsy mitovy nareo fa ny iray be kibo e! :D
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an!
5. tywa68
(
12/12/2009 21:09)
Ni > aleo kosa izy hanandrana sao mba mety fa isika v hiandry zay Rakoto tsy hita any :lol: :-D :-D
6. ni81
(
12/12/2009 21:17)
Ni > aleo kosa izy hanandrana sao mba mety fa isika v hiandry zay Rakoto tsy hita anymety ahavoa tokoa aloha izy ka!
manandràma hono ry koto hoy tywa a! (omeny alalana ianao) :lol: :lol:
7. cutie
(
12/12/2009 21:27)
Mpandefa : BEN [ Valio ] 04-12-2009 10:10:07
Lohateny : Rakoto
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra
ty alou ankafizo fa mbola mitady cd za hatramizao, k7 no ananako any Dago fa tsy haiko ny mamadika azy ho cd :(
http://www.myspace.com/rakotozk
8. fahamarinana
(
12/12/2009 22:00)
kotobekibo:
aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an! :-D :-D :-D
:arrow: dia alefaso ao amin'ny rvg rehefa mivoaka ny hira an fa alefa foana ! :-P (l)
9. tywa68
(
12/12/2009 22:09)
Ni > aza hiomehezanjy izy fa kely sisa d ho star be atsy @ radio koa :lol: efa vonona ny dj Fa :D
10. fahamarinana
(
13/12/2009 10:38)
:arrow: draiss ,tahaka ny ahoana ? Raha namana tena namana dia tohanana hatrany akia a ary isany tanteraka i bekibo ! :wink: (l)
12. ni81
(
13/12/2009 17:46)
Ni > aza hiomehezanjy izy fa kely sisa d ho star be atsy @ radio koa efa vonona ny dj Fazà akia mitsiky dia ampy ry tywa a! Alefaso ry koto fa efa vonona tokoa ny Djette maro ao a!
draiss ,tahaka ny ahoana ? Raha namana tena namana dia tohanana hatrany akia a ary isany tanteraka i bekibo !fa tahaka ny inona sy tahaka ny inona e! :^) :D
bekibo, beventre, be namana aloha e, tohanana mihitsy kbe avokoa ve?
13. kotobekibo
(
16/12/2009 00:03)
Sao mba misy mahay mamorona hira ary nareo e!
d efa za izany no mpihira !
:-D :-D :-D
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/chanteur-elvis.gif[/IMG]
d efa za izany no mpihira !
:-D :-D :-D
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/chanteur-elvis.gif[/IMG]
14. ni81
(
16/12/2009 06:02)
Sao mba misy mahay mamorona hira ary nareo e!ataovy akapela fotsiny ireny hira ntaolontaolo ireny fa betsaka ao @ RVG e :-D :-D sa kotobe tsy tia an'ireny?
d efa za izany no mpihira
