Rakoto

1. BEN ( 04/12/2009 09:10)
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra
répondu par ni81 le 16/12/2009 06:02
2. cutie ( 04/12/2009 13:17)
eny wa za koa mba mpankafy rakoto mitsy fa ndraso tadiaviko @ itunes store raha misy de lazaiko enao e :D :wink:
3. kotobekibo ( 12/12/2009 14:00)
aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an! :-D :-D :-D
4. ni81 ( 12/12/2009 15:23)
aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an!
:-D :-D tsy mitovy nareo fa ny iray be kibo e! :D
5. tywa68 ( 12/12/2009 21:09)
Ni > aleo kosa izy hanandrana sao mba mety fa isika v hiandry zay Rakoto tsy hita any :lol: :-D :-D
6. ni81 ( 12/12/2009 21:17)
Ni > aleo kosa izy hanandrana sao mba mety fa isika v hiandry zay Rakoto tsy hita any
mety ahavoa tokoa aloha izy ka!
manandràma hono ry koto hoy tywa a! (omeny alalana ianao) :lol: :lol:
7. cutie ( 12/12/2009 21:27)
Mpandefa : BEN [ Valio ] 04-12-2009 10:10:07
Lohateny : Rakoto
Manao ahona daholo nareo! mety mahita ny album ny Rakoto ve nareo?mba mpankafy mantsy za dia nitady tao @ supermusic, d aiza no mety mahita ho vidiana?misaotra

ty alou ankafizo fa mbola mitady cd za hatramizao, k7 no ananako any Dago fa tsy haiko ny mamadika azy ho cd :(
http://www.myspace.com/rakotozk
8. fahamarinana ( 12/12/2009 22:00)
kotobekibo:

aleo ary aloha za hanao rezim d mba ihira koa , samy koto izao ihany v !
mety afaka hanolo an'i lery en direct eto za @ izay an! :-D :-D :-D

:arrow: dia alefaso ao amin'ny rvg rehefa mivoaka ny hira an fa alefa foana ! :-P (l)
9. tywa68 ( 12/12/2009 22:09)
Ni > aza hiomehezanjy izy fa kely sisa d ho star be atsy @ radio koa :lol: efa vonona ny dj Fa :D
10. fahamarinana ( 13/12/2009 10:38)
:arrow: draiss ,tahaka ny ahoana ? Raha namana tena namana dia tohanana hatrany akia a ary isany tanteraka i bekibo ! :wink: (l)
11. tywa68 ( 13/12/2009 15:41)
bekibo, beventre, be namana aloha e, tohanana mihitsy k :lol:
12. ni81 ( 13/12/2009 17:46)
Ni > aza hiomehezanjy izy fa kely sisa d ho star be atsy @ radio koa efa vonona ny dj Fa
zà akia mitsiky dia ampy ry tywa a! Alefaso ry koto fa efa vonona tokoa ny Djette maro ao a!
draiss ,tahaka ny ahoana ? Raha namana tena namana dia tohanana hatrany akia a ary isany tanteraka i bekibo !
fa tahaka ny inona sy tahaka ny inona e! :^) :D
bekibo, beventre, be namana aloha e, tohanana mihitsy k
be avokoa ve?
13. kotobekibo ( 16/12/2009 00:03)
Sao mba misy mahay mamorona hira ary nareo e!
d efa za izany no mpihira !
:-D :-D :-D

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Musique/chanteur-elvis.gif[/IMG]
14. ni81 ( 16/12/2009 06:02)
Sao mba misy mahay mamorona hira ary nareo e!
d efa za izany no mpihira
ataovy akapela fotsiny ireny hira ntaolontaolo ireny fa betsaka ao @ RVG e :-D :-D sa kotobe tsy tia an'ireny?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1494