Mahatsapa isika fa tena asan-jiolahy no ataon'ity Hajo Andrianainarivelo Ministre mpomba an'i Andry TGV. Aiza ve ka iey indray no miseho ho "beloha" na dia hoe zanaky beloha aza. Fa maninona ny vahoaka no tsy mihetsika e ? Fa maninona no mifandrangitra fotsiny ? Tsotra ny valiny : na Ravalo, na Deba, na Zafy dia samy tsy misy mahazaka vahoaka. I Andry TGV indray moa efa nilaozan'ny vahoaka. Hany ka ry Hajo no miseho he be vava. Sambory any rangahy iny "beloha" iny a