hitsangana ny radio feon'ny merina sur internet

1. vitamatavy ( 30/11/2009 03:46)
ho betsaka indray izao no sosotra maheno hisy radio feon'ny merina,
http://www.feonimerina.com/
efa akaiky ny fandresena
efa leo sy tofoka an'io Hat io ny mpokina ,na t@ andron'i ra8 aza tsy dia nisy fankahalana mpitondra ohatran'izao
novalian'i fijo ny 01/12/2009 20:13
2. pikatti ( 30/11/2009 07:21)
ho betsaka indray izao no sosotra maheno hisy radio feon'ny merina,


lazain-dry tsisy valera manavakavaka eo ndray elah ,
:wink:
3. terrywui ( 30/11/2009 10:52)
efa nisy radio feon'imerina foana anie teo ry lereto fa aiza ary nareo zany ...! :evil: ary manavakavaka ahoana ndray mo no hanaovanlaisany an'io ?? sa ho laisany no hanao fandaharana :"""fanavakavahana ara-poko ,izay ho arahinareo isaky talata hariva amin'ny 6h tsy diso ,! mpanolotra fandaharana :vitamatavy sy i pikatti !


hin hin hin hin
4. Mirananirina ( 30/11/2009 11:43)
Feon'ny betsileo izao no andrasako raha misy :-D :-D :-D :-D
5. MRifiona ( 30/11/2009 13:22)
Feon'ny betsileo izao no andrasako raha misy

Asio ny feon'ny rehetra de milay e na raha tsy izany dia ampiasao ao daholo ny foko rejetra :lol:
6. bazylou ( 30/11/2009 16:34)
tsy aleon'ialahy isany feon'ny faminananina, :* :* :* :*
7. pikatti ( 30/11/2009 22:08)
tsy aleon'ialahy isany feon'ny faminananina,

miboredika koa elah zany bainn :roll:
8. AndriambyII ( 01/12/2009 15:22)
Asio radio feon' ny fieritreretana koa é tsara daholo izany !! :lol: :lol:
9. fijo ( 01/12/2009 20:13)
ny radio feon'ny merina anie efa nisy foana tao mada e,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725