hitsangana ny radio feon'ny merina sur internet
1. vitamatavy
(
30/11/2009 03:46)
ho betsaka indray izao no sosotra maheno hisy radio feon'ny merina,
http://www.feonimerina.com/
efa akaiky ny fandresena
efa leo sy tofoka an'io Hat io ny mpokina ,na t@ andron'i ra8 aza tsy dia nisy fankahalana mpitondra ohatran'izao
http://www.feonimerina.com/
efa akaiky ny fandresena
efa leo sy tofoka an'io Hat io ny mpokina ,na t@ andron'i ra8 aza tsy dia nisy fankahalana mpitondra ohatran'izao
répondu par fijo le 01/12/2009 20:13
2. pikatti
(
30/11/2009 07:21)
ho betsaka indray izao no sosotra maheno hisy radio feon'ny merina,
lazain-dry tsisy valera manavakavaka eo ndray elah ,
:wink:
3. terrywui
(
30/11/2009 10:52)
efa nisy radio feon'imerina foana anie teo ry lereto fa aiza ary nareo zany ...! :evil: ary manavakavaka ahoana ndray mo no hanaovanlaisany an'io ?? sa ho laisany no hanao fandaharana :"""fanavakavahana ara-poko ,izay ho arahinareo isaky talata hariva amin'ny 6h tsy diso ,! mpanolotra fandaharana :vitamatavy sy i pikatti !
hin hin hin hin
hin hin hin hin
5. MRifiona
(
30/11/2009 13:22)
Feon'ny betsileo izao no andrasako raha misy
Asio ny feon'ny rehetra de milay e na raha tsy izany dia ampiasao ao daholo ny foko rejetra :lol:
8. AndriambyII
(
01/12/2009 15:22)
Asio radio feon' ny fieritreretana koa é tsara daholo izany !! :lol: :lol:
