Mazava ny fidiram-bolan'ny tgv

1. piikati ( 28/11/2009 01:14)
Un nouveau rapport de Global Witness et de l'Environmental Investigation Agency (EIA) révèle l'ampleur de l'exploitation forestière illégale dans les parcs nationaux et les zones protégées de la Région Sava à Madagascar. Les deux organisations à but non lucratif affirment que 150 à 250 mètres cubes de bois de rose précieux, d'une valeur estimée à 800 000 $, sont chaque jour récoltés dans l'illégalité
novalian'i pikatti ny 30/11/2009 07:09
2. pikatti ( 28/11/2009 01:18)
piikati :-D :-D :-D :-D
ary elah ihany batista io wiwiwi fa aza be resaka eo elah hoa
Zavatra mazava anie iny vola azao @ bois de rose iny e, ny vola azo @ zay tonga de atsofoka banky tsisy fanontaniana ny provenace akory ,zany anie refa tiakely ary io no tsy hialany eo fa raha vao misokatra ny robinet de tsy tazana io boaikely io
3. dadabe ( 28/11/2009 08:38)
:roll: misy pika double leuleu
4. terrywui ( 28/11/2009 09:30)
iéééé...! batista iany io lety a..!!! hin hin hin hin h
5. AndriambyII ( 28/11/2009 09:59)
piikati sy i pikatti .
pikatti no izy fa ilay iray i wui wui . :lol: :lol:
6. maryline ( 28/11/2009 10:37)
hihihi ! tonga de fantako hoe pikattifopla! ilay fijery tsy nitovy
7. Mirananirina ( 28/11/2009 12:51)
fa ny mahagaga anie dia ahoana ary no mitovy ny saritava
8. xxxw ( 28/11/2009 12:58)
rapa2002 io é, le zaza ratsy taiza mpisoloky lahy iny io :idea: :?: malaza be fa henjehi'ny Interpol lery any zao,raha misy afaka manomé ny mombamomba azy,blokéo ao ny kontin'io Rahery :lol:
9. terrywui ( 28/11/2009 16:02)
an an an an an ! Andriambyll a ...! batista io ka ..!! hin hin hin hin
10. bazylou ( 28/11/2009 18:18)
i rafilomena letsy io a, vive tgv :-P :-P :-D :-D
11. terrywui ( 29/11/2009 21:05)
ahoana marina lety le paikanlah reny ra pika le ?? fa ahoana lety a ....! iza le madama tapatsinay mijery anah iny e??? ary maninn elah tsy koboko tsony avy eo nefa anie elah natsoiko tam num caché e ..!! iza alou le madama ?? de iza le rangah otran chinois teo akaikiny ?? asio jiro letsy fa tssssshhh ...! elah tena tsssshh ...letieeeééé
12. pikatti ( 30/11/2009 07:09)
elah nantsoiko efa impiry lesy nozan'elah miafina fotsiny ,nefa elah koboko tsara , de niambesako teo @ fivoahana ,tsy hita!!!num caché ve lesy ny hanantsoin'elah anah klé tsy zah lesy RG ,tsy teo @ reny zah fa tsy nitsongo dia fotsiny , betsaka no tary tao fa elah no niporitsaka ,mbola manao loham-poza ihany bainn,efa hoe tsy hadaroka anelah hoa zah fa mba saika nampihaniko t@ Mamy A foysiny elah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083