volo maina

1. arialy ( 24/11/2009 07:04)
ony oà ry ireto
mba amevo astuces oe am resaka bain d'huile sy ny produits tsara fa ny voloko lasa maina be izany, manana après shampoing petit marseillais au beurre de karité et au miel , taloha nety tamiko io fa zao tena tssss
amevo hevitra é misaotra mialoha an :)
novalian'i arialy ny 04/12/2009 08:50
2. roxanaha ( 24/11/2009 10:24)
zavokà hoe andramana ndray. Nena mantsy taloha io no nataoko fa tena lasa mitera menaka sady mitsoitsoy be ny voloko. Sinon huile d'olive+Jaune d'oeuf.
Mirary soa
3. arialy ( 24/11/2009 13:53)
roxanaha< misaotra fa ijery raha mahita zavoka , moa anandrana anio huile d'olive+jaune d'oeuf io iany aho fa io zao no efa misy tsy vidiana itsony .
fa tena ohatry ny ahi-dratsy mihitsy maina kina .misaotra akia :)
4. kelly13 ( 29/11/2009 08:37)
ny voloko kou a un certain moment maina b, surtout ny pointe, d avy eo lasa vaky², ny solution hitako sady radicale, d nakany @ mpanao volo d notapahana kely! et voilà, tsy maina intsony izy zao, sady za kou mampiasa ilay produit l'oréal gelée royale iny alohan'ny hanamainako ny voloko zao, zany oe ny mety amiko alou mety tsy hety aminjy ry arialy an fa bon courage, makaleo ny resaka volo, c vrai
5. xxx ( 30/11/2009 09:41)
Afangaroy huile d'olive izay bain ampiasainao dia ataovy anaty serviette mafàna vetivety
Ny ahy asiako huile d'amande douce kely , kely dia kely, après brushing

Mankaleo marina @ antsoin'i kelly13 ilay resaka volo, capricieux ratsy itony volo itony !!! Ny ahy zary mihodina eo @ volo ny fiainana manontolo, tsy manao pisicine fa manimba volo, tsy manao sport rehefa av manao brushing fa simba ... tsy misy azo atao mihintsy
6. arialy ( 30/11/2009 16:32)
misaotra betsaka ry reto à! efa nataoko lay huile d'olives sy atody, natoro ahy fa tsy de nandaitra , anandrana hafa ndray !! hanapahako kely alo io alohan'ny noel zay efa sûr !! misaotra éé :D
7. hery ( 02/12/2009 08:07)
ary henoko koa hoe plus ny volo lemana foana, plus miha maina
8. tinalove ( 02/12/2009 09:02)
misy "lait" fatao @ volo zay ao @ BIO33 ka handramo fa toa tsara tamiko sady mora ihany lay izy.
9. arialy ( 04/12/2009 08:50)
hery< ié marina io raha lemana ka avela maina oazy, efa expérience efa itako io manko, avy eo de miharingitra mihitsy satri maina tanteraka .
tinalove< za aki tsy any tananarivo a!! fa merci iany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1594