Montsana daholo ry zalahy tgv serasera
1. xxx
(
22/11/2009 23:11)
Aiza ary izy zany ha ha ha!!!! ............ mampalahelo ndray lisany ato zany ry wiwi tsisy heno na maty na velona 8O 8O 8O 8O , any Ambanindrangolahy aby hin hin hin !!!! ,,,, kidoro mantsina amany moa efa rovitra tanteraka hon hon hon
.......... ahoana ihany izy ty e??? mbola hanao sa hilavo lefona , i rabazy efa niala tsy ho malagasy moa nefa ranandra mbola manoratra @ teny gasy ihany her her her
.....;.. :cry: i pa20002 efa exilé any ala érable ao canada ao sisa !!!! montsana e tena vovok asisa :@ :@ :@ :@ :-@ :-@ :-@ :-@
hanao politika sa tsy hanao ,tena lazao ny marina fa aza be taraina ^:^ ^:^ ^:^

novalian'i pikatti ny 23/11/2009 17:07
2. xxx
(
22/11/2009 23:24)
Tsy afa-bela amin'ity fahasimban'ny toetrandro ity ny kaontinanta roa tonta. Ny vokatry ny ataon'ny olombelona ihany moa no mahatonga izany, araka ny hevitr'ireo manam-pahaizana manokana momba ny toetrandro.
Zava-dehibe hanamarika ity fihaonana ity kosa ny tsy fandraisan'ny fanjakana anglisy anjara amin'ny fivoriana. Tsy nankasitraka ny fanasan'i Portugal ny filohan'i Zimbabwe, Robert Mugabe, mantsy ireo mpitondra an'i Angletera, hany ka nisafidy ny tsy hanatrika ny fihaonana.
Tany Le Caire, renivohitr'i Egypta, no nanaovana ny fivoriana farany, fito taona lasa izay.
tsy mahavita adidy e! tsy mahasahy miroboka lalina fa mijery lavitra na dia efa ho rendrika aza ny nahitany masoandro izany no ve no solontenan'ny radio viva any angletera any !! mahamenatra
mbola sakanana hamonjy ny vahoakan'ny itaosy indray ny hafa ntssssss

3. ifiona
(
23/11/2009 05:12)
xxx:
Aiza ary izy zany ha ha ha!!!! ............ mampalahelo ndray lisany ato zany ry wiwi tsisy heno na maty na velona 8O 8O 8O 8O , any Ambanindrangolahy aby hin hin hin !!!! ,,,, kidoro mantsina amany moa efa rovitra tanteraka hon hon hon
.......... ahoana ihany izy ty e??? mbola hanao sa hilavo lefona , i rabazy efa niala tsy ho malagasy moa nefa ranandra mbola manoratra @ teny gasy ihany her her her
.....;.. :cry: i pa20002 efa exilé any ala érable ao canada ao sisa !!!! montsana e tena vovok asisa :@ :@ :@ :@ :-@ :-@ :-@ :-@
hanao politika sa tsy hanao ,tena lazao ny marina fa aza be taraina ^:^ ^:^ ^:^
hin hin hin hon hon hon :-D :-D :-D :* :*
4. xxx
(
23/11/2009 10:09)
Ny voadona ihany no mirediredy toa anao io ? sa ahoana ?? tsy ambany rangolahy intsony fa ambany faladihanay ???? dia rehefa tsy zaka ny defaite dia aza maika fa mbola ho arefotray hiantso ny anaran'ny belzabouba mampanoratra anao ireo
Ataovy ihany anie ny mirediredy tsy misy direction eto rehefa tsy mifanaraka amin'ny sitraporatsinao ny mitranga e ! olona tsy misy fotony sy valeurany matoa
miteny ireo , fa raha olona manana fiadànana sy mahatsiaro ny tenany ho sambatra dia zavatra tsara koa no mivoaka ao ampony SA TSY TAKATRY NY SAINA KELY ZANY

5. terrywui
(
23/11/2009 10:09)
very hasina ralenindomberankizotra
Noho ireo mpitsoamponenana teny amin'ny bas quartier nankany londre dia simba ny tanànan'ny anglisy , jereo ny tatatra , ny tetezan'ny bekiraro , ny ngilon'ny eneps
ny elakelatranon'ny isotry sy andranoman'alina na ny kiraron'ny balita nanitsaka taina'akoho aza nentiny any satria efa tsy nahita namana sy havana tao tananarivo intsony vokatry ny toetra ratsy sy ny fivavahana amin'ny maty " manompo sampy " loto misavovona ka na nandalo tany tananarivo aza tsy nisy nampiditra trano azy ny havandravalo, nefa dedaka ery nilaza mbà angisy hono izy hizara cadeaux nefa na ny cadeaux nentiny aza nolavin'ny vahoakan'antananrivo henatra ve hisy toa izany afa- tsy ilay tokana mpamosavy toa azy ihany, ravalomanana aza efa lasanko razana! ny osilahy maty
ny rahavaviny aza nilaza tamin'io anglisy zoridira io hoe tsy manana rahavavy azy intsony i raleninadoberilozotra dia tsy zakan'ny sainy izany dia mivovoha toa ny A...li...KA. any amin'ny forum hafa bordel toa azy ao ihany Miverina ery ambony
kakampisaka i angiletera ,very hasina ralenindomberankizotra
namoka vavankafafatro toa ny nanjo an'i Londres feno fako nefa ny samva miasa any ihany ao Angiletera ao ! ny tena loza de voasivana koa ny mpisera serasera forum bodel hafa tany fa nanakolazaina i nenitoa razerimpitokamoninavoafantina ! mianara kabary ihany fa velezin'ny olona anie ireo mpamboly vary maintany sy zakaina mora foana ireo raleninamisonaninanimpoana sy zefaran'ny antoko raha mbola mihetsiketsika ny eto amin'ny fihodikodin'ny resaka tsy mitombina ataon'ny TIM sy ny planina andehanan'ny automobil rehefa tsy manantena ny hoavy mamiratra satria voakasika foana ilay harafesina mirefarefa amin tany sy be hambo foana ! resaka angiletera !....nefa londres foana no hamafisina sy tohanana .. maloto ny tanana e, politika foana ? mila samva angiletera fa foana ny camion sy ny mpitatitra fako bordel ...

6. terrywui
(
23/11/2009 10:12)
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her
HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA !
MIVOAHA ELAH RANGLA FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A

7. xxx
(
23/11/2009 10:14)
mITENENA IRERY EO RAHA IZAY NO MAHASITRANA ITY SAINA MISY FAHAVOAZANA DIA MAZOTOA MIREDIREDY TSY MISY HIRARAHINAY ANAO
MAZOTOA RY VE OOOOOOOOOOOOOOOOOO!
MAZOTOA RY VE OOOOOOOOOOOOOOOOOO!
8. swann
(
23/11/2009 10:18)
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her
HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA !
MIVOAHA ELAH RANGLA FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A
HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN !!!!!

9. ANGILETERA
(
23/11/2009 10:22)
hafatra ho an'i angiletera ireny dia mbola mijanona ho azy tsara mihintsy o !
10. xxx
(
23/11/2009 10:34)
mianara kabary ihany fa velezin'ny olona anie ireo mpamboly vary maintany sy zakaina mora foana ireo raleninamisonaninanimpoana sy zefaran'ny antoko raha mbola mihetsiketsika ny eto amin'ny fihodikodin'ny resaka tsy mitombina ataon'ny TIM sy ny planina andehanan'ny automobil rehefa tsy manantena ny hoavy mamiratra satria voakasika foana ilay harafesina mirefarefa amin tany sy be hambo foana ! resaka angiletera !....nefa londres foana no hamafisina sy tohanana .. maloto ny tanana e, politika foana ? mila samva angiletera fa foana ny camion sy ny mpitatitra fako bordel ...
11. pikatti
(
23/11/2009 16:15)
,,,, kidoro mantsina amany moa efa rovitra tanteraka hon hon hon
.......... ahoana ihany izy ty e??? mbola hanao sa hilavo lefona , i rabazy efa niala tsy ho malagasy moa nefa ranandra mbola manoratra @ teny gasy ihany her her her
.....;.. i pa20002 efa exilé any ala érable ao canada ao sisa !!!! montsana e tena vovok asisa
=)) =)) =)) =)) =))
12. xxx
(
23/11/2009 16:58)
hin hin hin hin hinhon hon hon hon her her her her:-D :-D :-D
HO ANJAKAN'I ANGILETERA TSY HO ELA NY SERASERA !
MIVOAHA ELAH RANGLA FA MITADY TOKO ATO KA SENDRA VATO A
HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN HIN !!!!!
13. pikatti
(
23/11/2009 17:07)
her her her hik hik hik hin hin hin hon hon hon
:-* :-* :-* :-*
aza mbola montsanina zany fa aleo hifandanja ny hery hoa