Mouvance capsat

1. esserra ( 22/11/2009 16:47)
Ireo ihany no rangory fototry ny afo ,hita ombieny ombieny tokoa mantsy fa mifezaka loatra i Andry @ ireto mpiambina azy ireto hany ka ny haim-bahoaka Malagasy iray manontolo mihitsy no ataony ankilabao
Tsisy afa tsy izy ireo ihany no manery an'i Andry tsy hanatantera ity transition ity hilamina satria raha hilamina io dia midika ny hiverenan'i R8
Ilaina ho fantatra mazava ny sazy nampiharina ho an'ireo mouvance capsat ireo aloha
novalian'i pikatti ny 23/11/2009 07:44
2. xxx ( 22/11/2009 18:37)

Misy mihevitra ambony nohon'ny lalàna
3. xxx ( 22/11/2009 19:31)
Vatatay begalona tsisy ilavana azy :twisted: :twisted: :twisted: aleo alefa maboly fary ho an'ny SIRAMA any reto gidrolahy kamo be tendra pourtony :twisted: :twisted:
4. xxx ( 22/11/2009 20:37)


Izao no izy rehefa prez a prez >>>>>>>>>>>> prez jamba OUI !!!
5. xxx ( 22/11/2009 22:06)
xxx:


Misy mihevitra ambony nohon'ny lalàna


Ouay lé tô vtraky be ry lerony zany ??
:-D :-D
6. xxx ( 22/11/2009 22:12)
Efa ampy kosa angamba izay fanesonan'ny mouvance efatra izay ny vahoaka tsy mandady harona ve mba jerenareo ny ratrampony sa andeha handany andro sy vola any maputo indray ianareo satria RADOMELINA saribakolin'ny lafranatsa tsy haniky hiara-hiasa na nanao sonia aza ! nefa ny vahoaka natao tohatra fiakarana efa be ny lasa 4 mi!!!

BE vola be ve ny fanjakana MALAGASY mandany andro andro @ny maputo sy addis abeba fa satria anDRADOMELINA IRERY MCAR,izay vahoka dia tsy te hahalala intsony fa ilay mouvance 4 mihintsy no mampikatso ny rehetra matoa manaiky izay hataon'io RADOMELINA lava io!

BE loatra ilay eso hatao an'ny le vahoaka ka raha misy olon-kafa mi se présenter eo @fifidianana dia izy no HO LANINAY vahoka ,MAZAVA HO AZY OLONA TSY MBOLA HENO ANARANA hatra@izay fa tsy fatin' AREMA ,na olona efa fantatray hoe TIM na antoko hafa ,OLOMBAOVAO mihintsy no tsar mitondra ity tany ity ,olona tena tia tanindrazana fa LEO? LEO ? anareo MOUVANCE 4 ireo izahay VAHOAKA ,mial teo refa tsy mahavita azy tsy hay intsony raha manao tsikomba2,ny mouvance RaSTY iraka sy radomelina ALOHA DIA FANTATRA FA IRAY IHANY!
MBA MIERITRERETA fa mampiteny ny moana ny hataonareo!!!

LEO ?LEO ?VAHOAKA LEO!!!
7. milamm ( 23/11/2009 00:33)
efa tsy mahita lalankivoahana lavanify e,ny mersa avy no miakatra sehatra politika tsy te hiafina ao ambadikany tsony fa niseho masoandro reo miaramila mpioko t@ iny fanonganampanjakana iny kapisaty sy fis (reo elite t@ corps militaire nisy azy oh 1 @ reny fomana 117 avy ao @ bani ivato,rfi de lasa kapisaty nofanina ho elite commando t@ androny ratsy iraka ankotrany resep te hanakarena @ famoretana ny mpiray tanindrazana aminy ...tsy mihoatra ny 300 ry lerony reo,te iharihary otrany kary an\'efitra oe reto zahay bokony fa aiza lisany ,ny mpikarama an\'ady avy ao @ tafika tohanany ireo intellingetsia no miantsy ny olompirenena rehetra sy hametraka ny fitakiany mba hisiany filaminana ,reo no sakana tsy nahatanteraka ny fifanarahana rehetra hatrizay,very fitokisana ny rehetra @ foloalindahy sy ny tafika tsy vonona ny hiady ho any firenena @ andro sarotra ,sarotra kokoa noho ny 2002 ty miseho ty satria teo antoerana i Ravalomanana ,ny sazy ampiharina araky ny voalazany essera no tokony hivoaka sy ampiharina avy hatrany mazava momba ireo heloka ambony manitsakitsaka ny lalampanorenana,na partie civile na cour martial de samy afaka manome fanambarana mazava ny @ zany
8. pikatti ( 23/11/2009 07:44)
Aleo marina hazava ny resaka mba hitan'ny vahoaka hoe iza marina no tena mibaiko ny tafika Andry sa Noël sa Ramaroson???
Misy mitady miala bala tsotra izao mantsy ry zalahy reto,ahoana no moana tanteraka i Rajoelina lehiben' tafika ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0556