ny tahotra no betsaka
1. bandinisotry
(
21/11/2009 21:58)
iza marina moa no tena matahotra amin'ireo mouvance ireo,
ny mouvance ravalomanana dia matahotra mafy soa tsy tafaverina eto dago afaka milatsaka ny candidat ravalomanana @ 2010
ny mouvance rajoelina matahotra soa voarohirohy t@ ireny afera maloto ireny ,black monday ,afera bois de rose ,ny 7 fevrier dia tsy lazaina intsony hoe an'iza no faute,.Tena manahirana dia ny vahoaka no mijaly

novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:00
2. xxx
(
22/11/2009 10:47)
Tena marina ny teninao ny VAHOAKA no mijaly ,izay nanao ratsy no tokony tena hatahotra ,inona anefa no himpingapingaina manongam-panjakana teo fa tsy nandrasana ho tonga ny taompifidianana ,izao nefa hita MIBARIBARY FA SEZA SY VOLA SY HARENA no tadiavina fa TSY NY TOMBOATSOAM-PIRENENA velively DIA ILAY olona nanongana koa anefa TSY NANAO zavatra NETINETY noho ny teo aloha ,izao efa ho herintaona tsy nisy PAYS nireconnaitre azy na 1 aza ,mazava ho azy f ny VAHOAKA foana no mipayer ny pot cassé!
Izay mpitondra rehetra nifandimby teo izao tsy nisy af-tsy RA8 no mba nanao zavatra ,ho na'ny olona mandinika aloha nanao izy fa an'ny olona tsy tia azy dia ny contraire no ho lazainy ,tsy tonga lafatra koa anefa izy toy ny olombelona rehetra ,hitako tsy ratsy ilay progaramme-ny MAP fa saingy ilaya tena mikasika mivantana ny vahoaka no somary aty aoriana vao nataony ,tsy misy ny tonga lafatra kanef azo lazaina fa misaina ihany RA8 satria azony nato ange ny nijanona teo fa tsy nahamenatra ireo tsy valahara mpanongam-panajakana ireo ny nitrongy na nadraraka tafondro ireo olona marobe niaro azy teny iavoloha ,any ampita mbola ny mpomba azy koa no betsaka ,fa misy moa ny hataop ho e françafrique ary io no tsy hampandroso ny firenean Afrikana sy Madagasikara ,tsy mitady ny tombotsoam-pirenena loatra izay rehetra onga teo @pouvoir fa ny hangoro-karena no mahafaty azy any ka izao ny hiafran'i MCAR ,ny mahantra mahnatra foana ,ny manana tampoka indrindra ta@ny fotaoana naha teo anRATSY iraka dia izay ,ny RISORISO no manjaka sy ny halatra sy didy jadona dia izao MCAR classé anaty pays MAHANTRA indrindra eran-tany !

3. xxx
(
22/11/2009 11:14)
Ny mampalahelo koa dia misy olona tena tara be MIHINTSY ,lazainy fa MCAR hono tsy maintsy miankina @lafrantsa eny na dia fantatra aza fa olona tsy dia NAHITA FAHALALANA ilay olona miteny izany na indrindra miaro ny tombotsoany satria ny frantsay no nanampy andreo mpanongam-pahefana ireo hanongana , ni-payer ny miaramila hanongana dia izay é! le mentalité no mila hovaina na ny zanany aza dia omeny hevi-diso hoe isika hono i MCAR sous-tutelle frantsay tsy tafita raha tsymiaraka @ny frantsay ,
Raha mba fantany mantsy fa ny any frantsa efa manomboka lany vola ka manao izay hangalana marché be any a@pays dradradradrainy hoe: MAHANTRA izay nojanahiny ary refa tsy manaiky hanjakajakainy ny mpitondra a@ilay firenena dia mahita olona DOMELINA tia tena foana izy ao @ilay pays hanaovany "coupd'état "raha hilaina refa mandreraka azy ohatran-DRA8 NY MPITONDRA TSY NAHAZOANY IZAY TIANA halaina, hasaina mamaky ny hatao hoe FRANCAFRIQUE izany koa anisan'ny programme tokony hatao any an-tsekoly Malagasy fa dia MAPALAHELO SADY MAHAMENATRA ilay fampianaran-diso azon'ilay ankizy!!!
Ilay toetsaina no TSaRA HOVAINA FA TARA BE é! avy any no mapandroso sy tsy mampandroso .Dia gaga ny maro manao hoe fa maninona moa tsy olombaovao no mitondra ny firenena ,tena tsara ilay hevitra fa io olombaovao io raha tsy BE VOLA tsy hahavitA propangady a@fifidianana sady tsy hahavita hadroaka ny VALIMPIFIDIANANA rehetra refa avy eo izay efa fantatra fa tsy maintsy misy ny halabato kanef aiza no hahita olombaovao,ny tena marina dia efa mankadoa tokoa ny mijery ireo olona efa hita teo ireo foana no miverimberina ,mpanagalatra iray tranao fa DIA NY VAHOAKA NO MIFAFAFA Any kihony LAVA IZAO!
OLOMBAOVAO izay no tena TSARA fa saingy indrisy raha tsy olona be vola tsy TAFITA EO ?FA NY TEO FOANA NO MILATSAKA INDRINDRA IREO AREMA EFA VOKY LETRA hatrany ampototsofiny ireo!!!

4. pikatti
(
22/11/2009 21:00)

Tsy revin'i la Frantsa lesy le THB bainn a :lol: ny azy le kronenbourg ihany kl&, le soavaly eo afovoany ihany, ié le belohalika ihany no borosoin-dry zalahy,io mantsy le mandeha foana @ zay tian-dry zalahy hanaovana azy