TAFIKA MALAGASY

1. pikatti ( 19/11/2009 08:18)
Manoloana ny valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety nataon'ny ekipan'ny Kôlônely Lylison Réné sy Andrianasoavina Charles, teny Ambohitsorohitra tamin'ny talata, dia nahatonga fanambarana eto aminay ny Kaomandà Roger Luc sy ny Kapiteny Mbohoazy Lahinilainy.( corps du 1er RFI) IO moa ilay miaramila niaro an'i Atoa Manandafy Rakotonirina teny Ivato iny raha avy any Mapito ny tenany (1 contre 20 capsat tsy nahavoa)

Izao no voalazany;
« il n'est pas difficile pour les autres mouvances de trouver neuf colonels et (ou) lieutenants-colonels parmi le millier que compte le pays afin de leur faire faire une conférence de presse. Le fait de ne pas procéder ainsi révèle une volonté ostentatoire d'apaisement politique et répond en méme temps à l'aspiration d'une partie de l'Armée à se mettre en réserve de la chose politique »


novalian'i pikatti ny 22/11/2009 21:13
2. reeves ( 19/11/2009 08:30)
Mitombina mihitsy io fanambaran`i Cdt Roger Luc sy Mboahoazy io ary maromaroa ny miaramila tena mahalala ny andraikiny tahaka izao !
3. xxx ( 19/11/2009 09:06)
Merci, Commandant Roger Luc et capitaine Mbohoazy.
Nous espèrerions que
vous saurez sensibiliser les autres militaires et collègues de ne pas verser
dans des actes de déstabilisation de de partialité politique.

Que Dieu soit
avec vous pour nous protéger avec votre audace, votre bravoure, votre témérité.
Vous méritez 100 fois plus les galons que d'autres qui les ont mérité par
d'autres actions vraiment hors normes.
MERCI! MERCI! MERCI!
4. ANGILETERA ( 19/11/2009 10:10)
nano miaramila injay angà i renaudmambovavamihira amin'ny teny anglisy
5. terrywui ( 19/11/2009 11:42)
Commandant Roger Luc et capitaine Mbohoazy kosa anie ry lerony ka vao tonga i CHARLES sy LILISON de miforidrambo otran alika voatorak'eeee !!!! hin hin hin hin hin
6. pikatti ( 19/11/2009 13:54)
Aleo lesy rawix bedisina @ zay reto bandy jiolahy reto sao hiverina ndray le famomonoina olona
Tsy te hahita dadabe Noely liandrà ntsony i Noël ministra ny fiarovana de aleony nedala nampitandrina mialoha an-dracharlot sy laly-son cnie
http://www.dailymotion.com/video/x93x08_dementi-video-ministre-defense-tirs_news

Ary io fika io no tena hatahoran-dry zalahy sao R8 no mitazona ny ministra ny fitsarana

Alefaso hoa alefaso ny fitsarana de hita eo ary efa mitaky an'io ry zareo Eropeana tarihin'i Rtoa Eva Jolie
7. fijo ( 19/11/2009 22:29)
SOA FA MBOLA MISY MANANA SAINA NY TAFIKA GASY
8. xxx ( 19/11/2009 22:42)
tafika tsy misy ilaivana azy ireo e,tsy mbola niady hatramin'izay va ny vakoaka mamelona azy ihany no mba vonoiny eo
9. pikatti ( 20/11/2009 10:36)
Des sanctions seraient envisagés contre les militaires ayant fait des déclarations cette semaine, il s’agirait : des 9 colonels dont les colonels Charles et Lylison, du commandant Roger Luc et du capitaine Mbohoazy.
Le commandant Roger Luc envisage de faire une conférence de presse ce jour vers 11 heures
En tout cas, l'existence d'éléments incontrôlés ou de "grandes gueules" au sein de la "Grande Muette" s'affirme de plus en plus.
10. xxx ( 20/11/2009 13:32)
Angaha ny ao anatin'ny tafika MALAGASY ,sarla sy liison ihany ,efa mankadoa na mijery ny tarehindreo aza ,esory teo reo ry commnandant ROGER a!raiso ny adidinareo fa aza manaiky an'ireo gidro biby olona ireo hiteny solotenan'ny Tafika MAlagasy .
Refa mianjera i tgv ho hita eo raha entiny hanraka azy any @reny malalany ireo biby olonA ireo na hijanona eto MCAR.
11. esserra ( 20/11/2009 14:25)
Tous les prisonniers politiques, notamment les députés et sénateurs du parlement malgache, devaient étre libérés immédiatement, selon une déclaration cosignée par Heidi Hautala, présidente de la sous-commission des droits de l'homme du Parlement européen, Eva Joly, présidente de la commission du développement et Louis Michel, co-président de l'Assemblée parlementaire paritaire ACP-UE. L'Assemblée parlementaire paritaire ACP qui se réunira à Luanda, Angola, devrait adopter le 3 décembre prochain une résolution sur la crise politique et institutionnelle que traverse ce pays.
12. ratavao ( 20/11/2009 14:28)
Efa tsisy intsony ny biby olona ao e! Efa lasa niaraka tamin'ny R8 daolo ra izany no lazainaon, na ny lapa Iavoloa aza efa nodiovin'ny Mpiandry nesorina daholo ny sampy rehetra tao
13. esserra ( 20/11/2009 15:09)

Les parlementaires Tim arrétés le 23 avril à Ambanidia par les militaires (Photo d’archives)
Tsy fotoan'andron'i Hitler isika ,ary ireny tranon'ny manampahefana TIM nomarihina lamba mainty ireny ??? :arrow: fihantsiana hamono olona tsotr'izao!!!

Raharinaivo Andrianantoandro, député élu à Ambohidratrimo et porte-parole du Tim;mbola gadra foana hatramin'izao
Tsy TIM na TGV aho fa kosa tsy mety ny fomba tahaka izao :roll:
14. xxx ( 20/11/2009 19:26)
Alefaso any Guatanamo any ry Lelicon sy ny fako-forongony tony,any ry zalahy mianatra an'izany atao hoe demokrasia zany ,sady mba ampianarina manaja ny atao hoe zon'olombelona izany tssss
15. fijo ( 20/11/2009 23:19)
mbola misy basy aloha izy izao,fa mba efa misaina ny retiretiny ve ry zalahy ireo???????
16. xxx ( 20/11/2009 23:21)
Aiza no hasahian-Dradomelina hiteny @ zao nampiakatra azy eo @ pouvoir zao :roll:
zao no mouvances TGV
17. pikatti ( 22/11/2009 21:13)
Tena ireo marina ozy le akama no mouvance faha-6 8O
Ltsaka an-katerena le ranamana ty k'izao manompo miaramila lava izao sisa no atao ntsss :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2325