mbola maro no tia an'i Ra8
1. zoam
(
02/11/2009 20:51)
ny asabotsy teo dia maro ny manifestation manarena an'i madagasikara manohana an'i ra8 , mahagaga ihany hoe ,ratsiraka niala teo tsy nisy vahoaka niaro nangataka ny fiverenany ,torak'izany koa i zafy tsy nisy vahoaka nireclame ,nefa ravalo efa hoe ho volo volana izay mbola maro ihany ny vahoaka manohana azy,tsy midika ve izany fa mbola manana ny lanjany be hoan'ny malagasy maro ravalomanana
novalian'i reeves ny 04/11/2009 14:40
2. pikatti
(
02/11/2009 21:10)
midika koa izany fa manenina @ ty tgv ty ny Malagasy ary io fitiavan-tanindrazana io tsy azo leziferena na ordonansena :-D
3. xxx
(
02/11/2009 21:17)
niditra en tel teo @ magro ra8 ary tsy hanaiky mihitsy an'i tgv ho president ny transition ,ary mandeha be ny feo @ ireo ireo parlementaire tronga tany paris fa hiditra @ plan b @ izay raha tsy mety ity dinika farany ity
4. pikatti
(
02/11/2009 21:37)
Reny filazana eran'izao media nataon-dr8 reny anie milaza zavatra betsaka fa betsaka koa no tsy maharaka
Pour rappel, Marc Ravalomanana n’a jamais emprisonné de journalistes ou fait incendier des TV/RADIO….à l’inverse d’Andry Rajoelina.
Pour rappel, Marc Ravalomanana n’a jamais emprisonné de journalistes ou fait incendier des TV/RADIO….à l’inverse d’Andry Rajoelina.
5. Papoose
(
02/11/2009 21:45)
eo ndray aloha dia mifanenjeha sy mifanondro molotra. trop tipika! :lol:
6. pikatti
(
02/11/2009 21:55)
papoose a, refa lehibe toi de mahalala fa zany ny fiainana ,aza mora kivy na ketraka fa ny ho avy foana no banjinina,de samia mitondra izay anjara brikiny klou :lol:
9. xxx
(
03/11/2009 07:47)
de oe tsisy mamaly ve tenisany eto de milaza fa oe marina daolo ze lazaina eto, tsia an!ka ny olona nanaraka an'i ratsiraka sy zafy nge mahalala oe tsy mety ny nataon'ny mpitarika azy de nangina izy e!tsy izany ve no fahendrena?fa ny olona nanaraka ani' ra-8 sady tsy hendry no malahelo ny fihinananana e, tsy zakany mihitsy le very fihinanana e!nefa de lazaiko eto fa zany ra-8 zany de mbola ho ela na tsy hisy intsony koa aza vao ho tafaverina eo @ zany fitondrana zany, de miangavy anareo zany izahay mba hi-grève foana eo @ magro mandritra ny andrompiainanareo e!maztou e!
10. kidoropamba
(
03/11/2009 09:21)
Ny atao hoe "maro" dia izay mihoatry ny iray.
Ka azo ekena fa "maro" ny manohana andra8 raha tsy hanonona hgafa tsy fetison sy Manandafy ihany aho satria efa "roa" izany.
Ka azo ekena fa "maro" ny manohana andra8 raha tsy hanonona hgafa tsy fetison sy Manandafy ihany aho satria efa "roa" izany.
11. pikatti
(
03/11/2009 11:24)
Angah tsy henon'elah fa misy 5 ndray zao ny mouvances kidoro a
Io anie efa lazaiko e, raha be ziriziry eo io TGV io de vao maika mlkorontana ny tany
Io anie efa lazaiko e, raha be ziriziry eo io TGV io de vao maika mlkorontana ny tany
12. reeves
(
03/11/2009 14:58)
Marina fa sarotra ny fiverenan`ny Filoha Ra8 eto noho ireto miaramila mpioko ireto miaraka amin`ny frantsay izay hanao izay ho afany h@ farany kanefa na ho inona na ho inona , izaho aloha dia mahita fa tsy mbola nisy teto ambonin`ny tany hery maharesy izany hoe safidim-bahoaka sy izany hoe volonté d`un peuple izany ( ny maro an`isa no teneniko eto fa tsy ireo vitsivitsy nanongam-panjakana akory ) ! Amin`ny saina tsy miangatra , ianareo ve rey olona dia tsy mahita fa tandrametaka daholo ny ataon`ity TGV ity sy ireo mpanao politika miara-dalana aminy ? Tsy nisy zavatra nihatsara mihitsy teto fa au contraire tena nikoroso ny firenena . Sa koa mbola hiafina ao ambadiky ny hoe " ny teo aloha no nahatonga an`io " izany hoe ilay fomba famalin`ny olona " irresponsable sy hanafenana ny incompetence " toy ny zazakely , tsy manana solution fa lany andro mitsikera fotsiny nefa efa eo amin`ny fitondrana . Manana adidy lehibe isika citoyens hanala an`io eo mba tsy ho be dia be ny zavatra potika vao hijanona izy . Raha ny hita dia tsy mivaky loha amin`ny fiainantsika izy fa ny mission-ny @ Frantsay dia ny hamotika ny toe-karena mba tsy hananantsika fahaleovan-tena mandrakizay fa hiankina amin`ny frantsay foana . Resaka tombo-tsoan`ny Frantsay daholo no anton`io korontana io ka asakasatsika izay mbola hanohana io TGV io ihany , ireo olona amin`ny faritra iva moa tsy omena tsiny satria dia tena nataony tohatra fiakarana ary toa tsy mahatakatra izany akory , ary nefa dia ireo no tena fadiranovana indrindra ankehitriny ka tsy mahagaga raha mivarilavo amin`ny fanendahana sy ny fangalarana . Any amin`ny fifidianana no tokony hampisehoantsika ny fanalana azy ka manentana ny Vahoaka Malagasy liam-pivoarana rehetra mba tsy ho sodokan`ny " Propagande alohan`ny fotoana ataon`ireto FAT ireto " !
13. xxx
(
03/11/2009 15:14)
ny mapalaelo amindra8 anie de zao e . ratsy loha be lery fa maro teto @ firenena ny oron'asa sy olotsotra mba nanana ny ato-pivelomany no maty avokoa noho lery.Zay itany fa ataon'ny olona mahomby dia alainy ho azy , sns ....ka everiko fa tsy mety zany ka tokony mba hisaina kely isika mba hialana amizany f'efa zany no efa napahantra nandritry ny 40 taona mahery
14. kidoropamba
(
03/11/2009 15:35)
Voafidim-bahoaka avy aiza moa ity le8 ity t@ jiro maty tao @ ministeran'ny ati-tany, sy ireo fanagadrana mpanao politika tsy misy antony ka tsy afaka nifanandrina taminy?
Olo-boafidy izany tsy voahogna'ny "service administratif et technique" na dia tafika aza satria na dia ireo régiment d'élite, ny zandaro, ny polisy aza tsy voafehiny. Aiza ireo deputé, senatera 100% satria toa olona folo ihany raha be indrindra no milaza azy ho momba andra8.
Aza abosesika aminay ilay "vomanga olom-boafidy" fa tsy misy manelina an'iny e.
daka voude be no nahazo azy ka tokony mba ho tonga saina amin'izay fa maro ny tsyt nety nataony.
Trosa! ireo no lazaindra8 fa harenan'ny gasy. Hendrikendrika @ raopilanina no hainy fa tsy ny hampivoatra ny firenena izay matin-trosa ary niankina tanteraka t@ dibera iray. Fanadontoana saim-bahoaka no nolazaina fa fanabeazana. Tssssss....
Tsy le8 mihitsy no nofinidimbahoaka ka nandositra raha nodakan'ireto "service administratif".HIN HIN HIN HIN

15. nancy
(
03/11/2009 15:38)
Anky va re. Dia manao ahoana amin'izao? nomen'i tgv antom-pivelomana tsara ve ireo olontsotra nanana orinasa ireo? iza manao hoe te haka tombony be eo ka rehefa manao izay itsinjovana vahoaka Ravalo dia enjehina hoe manao monopolization...
xxx:
ny mapalaelo amindra8 anie de zao e . ratsy loha be lery fa maro teto @ firenena ny oron'asa sy olotsotra mba nanana ny ato-pivelomany no maty avokoa noho lery.Zay itany fa ataon'ny olona mahomby dia alainy ho azy , sns ....ka everiko fa tsy mety zany ka tokony mba hisaina kely isika mba hialana amizany f'efa zany no efa napahantra nandritry ny 40 taona mahery
16. kidoropamba
(
03/11/2009 15:46)
Aza mampitovy gisa sy gana fa tsy mitovy é.
Ra8 nahazo vola notrosaina mitentina 70%n'ny vola niainan'ny madagasikara kanefa tsy ny firenena no namboarina tsara fa ny hengitrengitra sy ny fanavakavahana no natao tarigetra. vokant: Daka voude.
TGV, na dia eo aza ny tsy fihetezana maro dia, olona tsy nanana 70%n'ny vola niainanan'ny madagasikara, ka miaina ary mitondra avy @ vola 30% ihany.
Raha mazana marina ra8 tokony ny toekarena anatiny sy ny kitapom-bolampanjakana azo avy @ firoborobon'ny toekarena no niantoka ny 70% n'ny tetik'asa atao fa tsy MIAINA @ TROSA ny gasy, ka lasa "subprimes" rehefa lasa izay, nidaboka daholo ilay "sarintsarin'ny toekarena".

17. pikatti
(
03/11/2009 16:03)
hoy reeves
Rediredy tsisy mitombina le voalazan'elah rakidoro ary elah le bandy mpitsaho tsy mahita hambara fa mamorina zay fahorian'elah manokana tany,tsisy zay sarin-tsarin-toekarena zany t@ R8 ,
Raha zao no hataon'elah fa toekarena ara-dalàna de mihevera tena elah
tsy mbola nisy teto ambonin`ny tany hery maharesy izany hoe safidim-bahoaka sy izany hoe volonté d`un peuple izany ( ny maro an`isa no teneniko eto fa tsy ireo vitsivitsy nanongam-panjakana akory )
Rediredy tsisy mitombina le voalazan'elah rakidoro ary elah le bandy mpitsaho tsy mahita hambara fa mamorina zay fahorian'elah manokana tany,tsisy zay sarin-tsarin-toekarena zany t@ R8 ,
Raha zao no hataon'elah fa toekarena ara-dalàna de mihevera tena elah
20. pikatti
(
04/11/2009 00:40)
Tsy mbola nisy naharaka an'i R8 kosa zay prez teo zay aloha fa lainga lainga e