Ny hitiavana an-dRa8 anie tsy dia hoe fanatisma fahatany e , fa nohon`ny ny toe-tsaina pragmatique nananany sy ny capacité-ny hahavita zavatra na dia lazaina ombieny ombieny aza fa mpitondra ronono izy . Firifiry ireo mananm-pahaizana tao amin`ny gouvernement an`i Deba tamin`ny fotoanany kanefa ny zava-bitany nandritry ny 24 taona aza kely nohon`ny vitan-dRa8 tao anatin`ny 7taona . Eritrereto hoe efa mby aiza isika raha tanteraka teto ny Sommet africain sy ny effet d`entrainement nentin`izany ho an`ny toe-karena , ireo hotely maro nahazo detaxation ( tsy voatery hoe Groupe TIKO ) nampitombo ny capacité d`hebergement touristique izay anisan`ny fanoitra mampiditra devises satria ny exportation hafa dia hiaraha-mahalala fa tsy mbola tena competitive eo amin`ny sehatra iraisam-pirenena . Ny hoe didijadona indray dia fandikana vilana ny hoe \" discipline \" . Isika rehetra mahalala fa raha tsy misy discipline henjana tsy hisy mihitsy izany hoe fandrosoana sy fivoarana izany ( iaraha-mahalala ny toe-tsaintsika gasy ) , ary tsy hisy mihitsy resultat . Ny olana amin`ny fozaorana manko dia IO ILAY TOE-TSAINA tsy te hiasa mafy kanefa MAHAZO VOLABE amin`ny resaka KOLIKOLY , AFERA MALOTO ( bois de rose ohatra ..) , sy ny zavatra ILLEGAL rehetra izay mahazo laka am`zao ( l`ARGENT FACILE hoy ny vazaha , fanendahana , karo-paosy ) , mba jereo anie ny fitobaky ny fatina produits importés lany daty amidy eny Isotry , ...sns ny loto sy ny fivarotana eny am`trottoir sy ny arabe tsy lazaina , IZANY ILAY REVOLUTION FOZAORANA , miverina mihitsy ny BORDEL tamin`ny andron-dRatsiraka fahiny izay fiverenan`ny TTS . Ka ataoko fa HADISOANA goavana ny hametraka ny ho avy amin`ny olona toy izao TGV izao . Na izany aza , tokony ho tsapan`izay filoha ho avy eo , fa izay lanim-bahoaka dia filohan`ny mpomba sy ny mpanohitra izay samy tokony ho henoina ( capacité d`ecoute ) izay hitako fa tsy ampy tamin-dRa8 ka tokony hahitsiny ary eo koa ny fanetren-tena izay tena ilaina amin`ny fitondrana olona .