Fanazavàna lehibe @izay hiseho ao Addis Abeba raham-pitso

1. kidoropamba ( 02/11/2009 15:01)
Hifarana manomboka raham-pitso ny krizy izay mianjady @ Madagasikara. Hanomana ny fifidianana amin'izay isika ary ho rava ny ady lahy politika.
Nataoko izao resaka izao satria raham-pitso, indrindra fa @ farany herin'andro dia ho "mazana", ho "mafy", ary "harary be" @ ekipa solida "dadaniste" rehetra ny toe-draharaha satria ho rava ny tsena. Tsy somonga intsony, tsy resak'eh fa tena ho rava ny tsena: Tsy afaka hody an-tanindrazana izany ingahy Ravalomanana.

Voatery aho hilaza amin'ny dadaniste rehetra, TIM no voalohany amin'izany, fa misy mamahana lalitra anareo ireo. Misary mpivavaka ry zareo kanefa faly ary miravo manolotra vato mafana anareo fotsiny. Fantatry le8 fa tsy hody izany izy. Ny hany zavatra tadiaviny dia mba hitsaharan'ny fanenjehana ny "bizna" izay nataony sy ataon'ny TIKO.

Eny! Fantako fa TSY HINO AHY ianareo dadaniste ireo satria efa maro loatra ny lalitra efa voatelina.
Eny! Fantako fa TSY TE AHAFANTATRA izany vaovao "ratsy" ho anareo izany ianareo satria "vavaka" no tetika nentina nampihinanana anareo ireo lalitra ireo.

Amin'ny faran'ny herinandro ihany nareo dia hilaza izao teny izao amin-dra8: "Nahoana kosa, no dia tsy mifampi-zaha (jery) intsony isika roa? Tafika angamba ianao ka tofoka sy lao f'izaho no tena voa".

Izao kosa no valiny mazava avy amin-dra8, izay ho lazain'ny Fetison sy Manandafy aminareo: "Tsy namitaka aho akory, fa NANAJA FANEKENA, FA ilay (ra8)MANANA sy (nareo)ORY tsy afaka hifanantena".

Malahelo aho milaza izany zavatra marina izany aminareo fa VOATERY KOSA hilaza an'izany ihany.

Mba hanala ireo tebiteby, mba hahitanareo ny tena zavatra marina, ary Mba ahafahanareo mitsako mangina ny tena fandehan'ny raharaha politika dia ITY MISY DEDIKASY mba hatolotra anareo ireo ho mariky ny "solidarité" aminareo satria mafy ny hanjo anareo ato ho ato ka aleo mifanohantohana eo ihany mba tsy ho enta-mavesatra loatra aminareo ny "Tsy fahatongavan'ny Mesia, Ra8" ety antanindrazana.

Ity misy DEDIKASY milaza ny zavatra hiseho: http://www.youtube.com/watch?v=1ih_RUawpVg

Ity kosa DEDIKASY milaza fa izao ny tena marina: http://www.youtube.com/watch?v=NfvU6s6NAiI&feature=related

Ary ity DEDIKASY farany izay ampiseho ny tena fihetsempon'ireo dadaniste ao @ Magro amin'ny faran'ny herinandro: http://www.youtube.com/watch?v=ZFoAiqlM68k&feature=related

MAHEREZA! Io no lalànan'ny Fiainana.
Nataoko tsotra, mazava ary miaraka @ poezia ny fanazavana aminareo ny politika avo lenta ao Addis Abeba ka heveriko fa hampihena ny aretim-ponareo ireto DEDIKASY ireto.

Kidoropamba, tia tanindrazana hatrany!
novalian'i pikatti ny 02/11/2009 19:42
2. xxx ( 02/11/2009 15:05)
sssssshhhhhhhhh mirediredy indray rakidoro le
tsy ampy daozy angaha
3. kidoropamba ( 02/11/2009 15:21)
Hiara hiredona ny dadaniste ao @ Magro hoe: "Tsy maninona ary raha toa ka hilaozanao izahay, satria ilay manambitamby (anao) lava ity efa tsy vitany intsony"...

Tsy misy resaka daozy izany fa ho mafy ange ny ahazo anareo ireto e. oadray! oadray! hmmmmmmhh!!!Raha mieritreritra an'izany aho dia tena mangovitra mihitsy e. Ho aiza anefa ireto ao @ Magro ireto? Ny tsy fanenjehana an'i TIKO ihany no ahafahan'ny sasany mahita "asa". Io ihany sisa adin-dra8 hampangina ny alahelonareo satria ho avy ny "fotoana hisarahana" hoy Koika izay.
4. rakaroka ( 02/11/2009 16:32)
Misaotra Kidoro @ ilay DEDIKASY an :-* :-* :-* mbô mi-soupir anaty politika zigzag ity . Milay 'reo hira e! :wink:
5. halloween ( 02/11/2009 16:37)
8O 8O :idea: hira dezane be ! milay iany alou le izy e ! fa mampiferinaina be miaino azy fa tranaina kely !
6. feticon ( 02/11/2009 17:01)
tena rakidoro izany anie mahita volana alohan'ny biby e ,ity misy dedikasy hoan'i ialahy
http://www.youtube.com/watch?v=i9GHqLr0jlM
dia mazoto mankafihy
7. kidoropamba ( 02/11/2009 19:28)
tssssssss! ankizy ve letsy no terenareo miasa klé. Tena "violansa" mihitsy izao e ary "eskilavazy moderna" . Karatra mena avy hatrany amin'ny fampiasàna ankizy. KARATRA MENA e.
8. pikatti ( 02/11/2009 19:42)
kidoro's group elah anie zao no eskiavy moderna an'i Andry eo ,karatra mavo roa zay de mivoaka @ zay elah,ajanony le dôzy e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.177