Ny zaza soso-koditra sy ny zaza voaloboka

1. niryna ( 02/11/2009 04:59)
Mba misy afaka anazava ahy ve nareo mikasika ireo fiteny hoe zaza soso-koditra sy zaza voaloboka?
Misy mantsy ny aretina mety mahazo ny vehivavy ary mety hoe eritreretiny fa bevohoka izy kanefa dia any ivelan'ny tranon-jaza ilay ra no miangona
Dia misy indray olona misy cyst ary mihalehibe izy io kanefa ela fitombo saingy misy ngezabe mihitsy dia ohatran'ny olona hoe bevohoka ireny foana izy kanefa tsy mety teraka mihitsy fa iny eny ihany ngezabe ny kibony
Misaotra mialoha :D
novalian'i tiavanafi ny 20/11/2012 14:34
2. hana ( 04/11/2009 07:29)
salama niryna,
ny zaza an-tsosokoditra dia grossesse extra utérine. Bevohoka mihitsy ilay olona fa tsy tonga tao @ tranon-jaza ilay atody fa mety hoe tavela any anaty trompe de Fallope. Trompe tsentsina mety hahatonga azy.
Esorin'ny dokotera io satria tsy antonona ny toerana ka hitarika fahatriaran'ilay trompe. Mety hahafaty ilay reny.
Ny zaza voaloboka koa, début de grossesse, fa avy eo, raha tokony holevona ireo cellules kely be dia be ka tokana sisa tavela, tonga zazakely, dia miara-mitombo izy rehetra. Lasa ohatry ny grappe de raisins ireny izany, izay no mahatonga ilay anarana. Polype io, raha tsy diso aho.
Satria tsisy zaza ao dia esorin'ny dokotera koa io
3. mmmhh ( 09/11/2009 11:25)
Miorina be ny hoditro mieritreritra an'le zaza voaloboka brrrrrrrrrr. :{
4. niryna ( 10/11/2009 04:13)
hana:

salama hana! hay ve e,misaotra betsaka nanazava
ilay cellules kely mitambatra io no misy olona izay toa mihalehibe ny kibony kanefa izy tsy bevohoka,ny fijerin'ny hafa dia hoe nasian'ny olona,kanefa ilay izy aretina e sa ?

5. niryna ( 10/11/2009 04:16)
mmmhh:

Miorina be ny hoditro mieritreritra an'le zaza voaloboka brrrrrrrrrr. :{

ra mitambatambatra ao anaty kibo hono izy io dia mihangeza ny kibon'ny olona ,nisy ramatoa izay tsy mety teraka mihitsy izy fa variana aho nahita ny kibony dia nisy niteny hoe tsy bevohoka io fa aretina.

6. tiavanafi ( 20/11/2012 14:23)

[quote=hana]
salama niryna,
ny zaza an-tsosokoditra dia grossesse extra utérine. Bevohoka mihitsy ilay olona fa tsy tonga tao @ tranon-jaza ilay atody fa mety hoe tavela any anaty trompe de Fallope. Trompe tsentsina mety hahatonga azy.
Esorin'ny dokotera io satria tsy antonona ny toerana ka hitarika fahatriaran'ilay trompe. Mety hahafaty ilay reny.
Ny zaza voaloboka koa, début de grossesse, fa avy eo, raha tokony holevona ireo cellules kely be dia be ka tokana sisa tavela, tonga zazakely, dia miara-mitombo izy rehetra. Lasa ohatry ny grappe de raisins ireny izany, izay no mahatonga ilay anarana. Polype io, raha tsy diso aho.
Satria tsisy zaza ao dia esorin'ny dokotera koa
bjr dholo nareo
ary raha efa tratran'io grossesse extra uterine io dia mbola miteraka ve ?
ary hoy enao hoe trompe tsentsina ! dia ahoana ré no atao @lay trompe tsentsina rehefa afaka ilay zaza ? mba azahoana zaza @ toerany tsara ? za mantsy efa tratran'io grossesse axtra utérine io ! ! fa za ndray tsy nodidina fa natao picure fontsiny satria mbola kely ilay izy.
7. tiavanafi ( 20/11/2012 14:34)
bjr
ary raha efa tratran'io grossesse extra uterine io dia mbola miteraka ve ?
lay trompe tsentsina atao ahoana avieo mba azahona ndray ?
efa tratrany aho kou !!!dé matahotra be fa efa ela zay nefa tsy mbola mety mahazo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3332