3 volana: Nirodana ireo Lainga nahangona tao anaty 7 taona

1. kidoropamba ( 28/10/2009 16:19)
Porofo hoa io fa tena "mauvaise gouvernance" ny an-dravalo satria tsy hitandravalo mihitsy ny fihavian'ny "missile" avy tato @ mpanohitra.
Nolazaina fa mpanohitra "bado indrindra eran'izao tontolo izao" ny mpanohitra azy. Noderaderaina ry Ivohasina sy Ranjeva mianakavy.
Nodradradradraina fa malemy ny mpamatsy vola satria handray Union africaine. Nolazaina fa "voafidim-bahoaka" (je l'ai élu hoy ny very seza).
Nolazaina fa sefon'ny miaramila izy ary MAHAY MIBAIKO ny miaramila (maro no nalefa nanadio voudin'nombin'ny TIKO), ny grade kely mibaiko ny grade avo.
Nolazaina fa 7% ny taux de croissance; feno vola ny banky centraly ka nahasahy nividy raopilany mitentina 60 milions de dollars satria be vola ny gasy. Namidy ny tanindrazana tà kiry-maso.

Nefa io lery vaky vava fa tena tsy hitan'ny ary TSY NAMPOIZINY ny fidabon'ny baomba.......ahoana ary izany Ra8 ô?
Inona ary ireto CIS managadra mpanohitra ireto? Inona ireto mercenaire sud af ireto, inona ireto réseaux be dia be ireto kanefa ny "baomba" avy taty @ mpanohitra tsy hitanao fiaviany? Incompétence izany e.

Niankina t@ lainga enao ka taitra raha nirodana ilay mandan'ny jericho najoro t@ lainga.

Efa fantapantatry Ra8 ve ny fisehoan'ny resaka any Addis Abeba no nahatonga azy hiteny tao @ Lemonde mialoha (fuite en avant ve? hoy ny teny vazaha) sa kisendrasendra ihany?

Fanerena ankolaka an'ireo GIC ve ity fisehoana tao @ lemonde ity satria mety ho very fanahy mbola velona indray izahay dadaniste ao @ Magro, sa "fakàna bahana indray"?

Filoha TSY NANAMPO fanonganan'azy izany dia tena filoha TSY COMPETENT mihitsy e. Filoha MATORY, BE TORIMASO ary VARIANA hoa (io ange nareo milaza fa izaho mandainga kanefa misy porofo ihany io e) @ resa-b.....fotsiny e.
Pehan-dry zalahy avy tato aoriana lery ka lasa nandositra.
Izany ve ilay olona hitady hiverina eo @ fitondrana? TSY AZO AMPIDRAMINA ANGE IO FAHEFANA IO Ra8 ô.
novalian'i pikatti ny 29/10/2009 12:25
2. ifiona ( 28/10/2009 16:31)
lasa mpandray anjara mavitrika i kidoropamba tato ho ato a!

:{ :{ :{ :{ :-*
3. kidoropamba ( 28/10/2009 16:39)
Ka nisy iray taminareo ange namoha ahy t@ torimasoko e.
Zà aza mba gaga naninona kidoro efa matory mbola notairina indray.
tssssssssssss.....ary raha taitra aho dia tena TGV tapaka frein ka sarotra hajanona.
Mbola mi-calmé an'io palpitaSion-ko io aho dia mety hiverina hatory ihany angamba rehefa afaka kelikely. Fa raha matory aho dia aza taitairina intsony fa hangetorako eto indray an?

tssssss!
4. xxx ( 28/10/2009 17:46)
tokony hatory any @zay nareo sans qualité fa manamaimbo forum fotsiny!
5. bazylou ( 28/10/2009 18:42)
ka le8nareo anie vendrana andevon'ny rsa e, mazava ho azy fa nirefotra tsy napoaka tao, beuurrk :-D :-D
6. ndotofetsy ( 28/10/2009 22:16)
:^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti ( 29/10/2009 11:30)
8volana dia potsaka en une semaine klé,ampamoaka ndray io rakidoro ,Andry vs Roindefo ha ha ha, tena mahay tsara ry zalahy zany :-D :-D :-D
8. kidoropamba ( 29/10/2009 11:58)
Efa nolazaina ange Ndefo fa kalamina amin'izay fa hanaiky TGV amin'ireny fangathany ireny akoatry ny fametrahana'azy à praiministra satria ny communauté internationale izay mampinono ny malagasy ange no mangataka an'izany e.
tsia hoy Gabriel rabearimanana. Iny ange no matiera girizy ao e. Dia hoy Ndeo, raha izany dia aleo hidrikina. Kanefa TGV efa namela-boudy fotsiny amin'ireto GIC ireto satria tsy misy zavatra vitany intsony: anesthésié nedala e. Izay hanaovan'ny GIC azy dia manaiky izy satria raha tsy izany tsy lasa prézidà.

Ndefo anefa mbola nihevitra fa Noel sy André hanohana azy hatrany. Pehan'ny Deba (Ratsiraka) tampoka ny "miaramila" dia nanaiky André sy Noel hiàla an'i Ndefo. Tadidinao moa fa tao @ RESEP ange ny namanay André taloha e. Mbola lieutenant izy t@ izany ka hatramin'ny lieutenant colonel t@ 2002.
Rava ny tsenan'ny Monja noho ny asan'ny Amiraly; Nanaiky TGV @ izay hanaovan'ny GIC azy, na dia handeha any Moscou, lavanify, bolgaria na aiza, raha atao prézidà izy.

Gisitra be izao ny Monima sy ny farimbona. Tonton ambroise koa efa vita ny asany ka haka ny "TSINY" ho azy samy irery izy satria efa "vita koa Ra8" satria efa voazara ny Hena.

Henjana hoa ny politika. henjana. Henjana!
9. pikatti ( 29/10/2009 12:02)
Henjana hoa ny politika. henjana. Henjana!

koa raha tsy izany ve elah nogadran-dry zalahy tao , fa ahoana tokoa lesy reny fa nisy fotoana elah tsy hita ,tena kôzy io an ,elah io ve efa tao @ raharaha politika io sa manatavy resaka fotsiny eto e
:idea:
10. swann ( 29/10/2009 12:17)
Nigadra ane rakido fa nandroba jumbo niaraka tamin bazylou(tafatsoaka) de nalefa sesitany tany swazi ! io no mampirediredy swazi lava anlery io !! mbola te averina any angamba !
11. pikatti ( 29/10/2009 12:25)
de nalefa sesitany tany swazi ! io no mampirediredy swazi lava anlery io !!
=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1058