TGV, lou! Ra8, lou!Roindefo, lou!

1. kidoropamba ( 23/10/2009 15:45)
Nilaza Monja Jaona fa "lou" dolidoly ireo mpanao politika. Io indray izao no miseho amin'izao.
Vola avy aiza, ary taiza no hiveloman-dra8 ao afrika atsimo ao kanefa potika dolidoly ny fananany tao dago ary efa enim-bolana mahery izy no nandositra tany ivelany? Valiny: hala-bolampanjakana sy masonkarena t@ fivarotana ny tanindrazana.

TGV Andry Rajoelina, mpanao politika donto indrindra eran'izao tontolo izao ary tsy mahatapakahitra fa baikoin'ny vozongo amin'izay rehetra ataony. Ankizy tsy ampy ranon'aina ary kely volom-boudy. tsssss! tsy mahafaka tay am-boudy akory no manapotika ny firenena.

Roindefo, izay mpangalatra gaigilahy tsy te hiala eo @ toerany ka midongy hamono sy hitifitra.

Avelao mifamono ao TGV sy Monja ary Ra8 fa tsy misy mila an-dry zareo intsony ny vahoaka malagasy.

Lou, daholo e!
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:45
2. xxx ( 23/10/2009 16:06)
i Anona koa lou mihintsy tena lou, looooooouuuuuuu!
3. pikatti ( 23/10/2009 17:20)
Ratsiraka koa leity boboka a,adinon'elah le efa miala aina sakkaaaaaaa
4. xxx ( 23/10/2009 17:20)
TSY misy mahita izay hataonDRA8 any ary izy irery no tsy lou @ireo tanisanao ireo ,ohatran'ny hoe nahita azy ery enao???
VIVE RA8
5. terrywui ( 23/10/2009 17:35)
elah rakidoro no tena sakaiza manody a! ary tsisy mataoatra analah ko eo fa midira matetika eo ko elah ! elah no tena lou ! tsy manana hazondamosina fa eponge ny lamosinlah ! refa tsy mirevy anay elah de adva nay zay ! ary tsisy mifeza amilah eo akory !
--elah mivovoh be io mo rakidoro ! iza ary no tohanlah io ?? sa de ny handrava tsy manana hevitra fotsiny ve elah ?
--eto ry lety tsy fanaovanlah lohamboto fa ndana elah miainga any kou a!
--nilaza elah ndray mandé iry fa elah no fidiana ! iza no kentrina hifidy anlah tsy manankevitra io ????

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:

mbola omeko mafimafy elah rah mbola bebe mokony amiko eo !
6. ndotofetsy ( 23/10/2009 17:38)
:^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. pikatti ( 23/10/2009 17:39)
elah rakidoro no tena sakaiza manody a!

kalamina elah wiwi a,refa tsy kary de vandana :-D :-D :-D :-D
8. ndotofetsy ( 23/10/2009 17:40)
=)) =)) =)) o^o o^o o^o o^o =)) =)) =)) =))
9. terrywui ( 23/10/2009 17:42)
tena mandagy ah io kofy ray io le ! eo lery de manakiana be eo nefa vao omaly dagà no nanao oe hosana hosana ! mbol ts maina akory ny ravina nihinana le!
10. pikatti ( 23/10/2009 17:44)
lagy be ndray elah zany rawix , tsy miverina eo ntsony zao iny klé :lol:
11. terrywui ( 23/10/2009 17:49)
12. terrywui ( 23/10/2009 18:02)
miangavy anlah ah rakidoro mba hiantso ahy kitana be elah fa hikozy kely isika roalahy ! na signaleo ah de mikozy isika ! fa tena tsy laniko ny adinlah ! tsy tafa mitsy elah aminio hevitainginlah io
13. fijo ( 23/10/2009 19:11)
ny volandravalo aloha rakidoro,antoka efa nipetraka tao afrika atsimo io.ary izay no tena maha vendrana ny TGV,nihevitra ry zalahy fa rah adorana ny tiko,dia vita ravalo,hadinony fa misy ny atao hoe trano fiantohana,ary ravalo dia fetsy,fa sady niditra trano fiantohana tao mada izy,no nanao fiantohana tao afrika atsimo.izany hoe tsy very mihintsy ny volany fa ny vahoak ano maty eo.

hoy terrywii:"nilaza elah ndray mandé iry fa elah no fidiana ! iza no kentrina hifidy anlah tsy manankevitra io "
andry aza tohanan'ialahy ,ko tsy aleo manohana namana eto....
14. kidoropamba ( 25/10/2009 10:22)
Lou dolidoly hoa na TGV, na Ra8, na Monja sy ireo "force de changement" poakaty io na ireo milaza azy legalista mpamono olona io. Lou dolidoly.
Monja Roindefo sy ny miaramilany, lou ary tena lou. Ny ministra rehetra sy ny HAT izay tsy hay mihitsy no tena asany, lou. Rajemison mianakavy, Sylla sy ny forongony, Ratsiraka sy ny mouvansa-ny, lou e. Ny tanora lou, ny avara-pi gasy, lou. Tena lou tsy misy ilàna azy mihitsy e.
Ny afrikana izao no mamaha ny olan'ny Gasy petaka lou daholo. Ny communauté internationale no mampinono ny gasy lou. Ra8 sy ny forongony manakorontana ny firenena avy any afrika atsimo dia lou daholo.

Havereno ry Andriamanitra ny SAFO-DRANO sahala t@ andron'ny Noa fa tena lou i Madagasikara sy ireo mpanao politika.
15. pikatti ( 26/10/2009 17:45)
elah ihany anie rakidoro no tsy tafita velona eo e,reo lou lazain'elah reo ndray no tafa hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2828