Mpanoratra badboys : averiko kely letsy le dinik'elah tao a

1. terrywui ( 20/10/2009 12:53)
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina izay tsy ampy "S"azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny!(ireo sosy be nopehany tao amn bank ,trésor...no ampesoniny ny Afrikanina any!)

Raha ao europa manko dia tsy misy mpanelanelana na mpitondra ngozo azo tsolorana satria izireo no manome tsolotra raha misy zavatra tadiaviny!

Ho voafitaky ny heviny izy raha miziriziry @ izao toerany izao satria ho tsarain'ireo mpijery avy any ivelany ny tena ahavon'ny fitiavany tanindrazana mihoatra ny fitiavany seza!


badboys !
2. Mirananirina ( 20/10/2009 12:56)
Maninona moa no ao afrika ihany no tiandRa8 anaovana sonia ilay fifanekena : satria ireo mpanelanelana afrikanina izay tsy ampy "S"azony omeny tsolotra hanaiky izay tadiaviny!(ireo sosy be nopehany tao amn bank ,trésor...no ampesoniny ny Afrikanina any
satria isika Afrikana fa tsy europeanina,mazava be anie izany e.
3. terrywui ( 20/10/2009 13:00)
de ahita inona ao Afrika amity tany efa mandroso mo izy ry mirana ? ngah ry zalah ireo mahatapaka firy ko fa mbol manotany ny hevitr'ireo firenena ni-colonisé azy izy alou na ireo firenena afrikana harahiny lalàna mihitsy e! ohatra hoe anglophone ve izy sa francophone de any europe zany na any amerika no tsy maintsy fiafarandresaka ! --de ahoana le "S" be nomen'i dada ho an'ndry maizina ireo ?
4. AndriambyII ( 20/10/2009 13:00)
Malagasy = tsy eropeana ,tsy amerikana, tsy aziatika ,tsy afrikana .
Malagasy = Malagasy ry Fiona .Azo vé ??? :idea:
5. terrywui ( 20/10/2009 13:05)
mety ho marina kou anefa le fandinihandra-pà oe mety tsy mandaitra amion vazah ny odindravalo fa amin'ny Afrikana ihany :! :idea: :idea: :idea:
6. Mirananirina ( 20/10/2009 13:06)
de ahita inona ao Afrika amity tany efa mandroso mo izy ry mirana
Raha nahazo séjour hipetraka any Amerika na Eropa ve izy tsy tany ny hipetraka.Fa mbola Afrikana isika.
Malagasy = tsy eropeana ,tsy amerikana, tsy aziatika ,tsy afrikana

Andriambyll,na hiodikavia na hiodikavanana isika dia Afrikanina no anaratsika.Tsy mahamenatra izany.
7. stalingrad ( 20/10/2009 13:08)
Na inona koa aloha na inona teny na hevitra sy fialana ataondravalomanana dia tena tsy afaka taminle resaka osilahy mainty nompiany sy namasininy ary ny resaka odiratsy izy ! efa noresahin'ilay zokibe iray zay teto io resaka odyratsy nataondravalo io fa raha mbola eto razoky enao de alefaso ndray izy io sy ny porofo nentinao , ary mety ho marina le fandinihana hoe tsy mandaitra afatsy amin'ny Afrikanina io odiny io !
8. xxx ( 20/10/2009 13:12)
terrywui:

mety ho marina kou anefa le fandinihandra-pà oe mety tsy mandaitra amion vazah ny odindravalo fa amin'ny Afrikana ihany :! :idea: :idea: :idea:


Ô lllety ry wui wui a ! f' angaha hadinon' ialahy sahady fa tsy misy ny akoho fa ny atody no miverina ????? jereo any @ dinika sasany efa miresaka momba ny maso solon' ny maso ; ny nify solon' ny nify ; ny afo solon' ny afo ; ny faty solon' ny faty !!!
Resaka net ihany no eto fa rehefa eny andalambé ialahy mahatsapa fa tsy maintsy izay no régles !!
9. stalingrad ( 20/10/2009 13:13)
inona no tian'ixxx7 resahina ?
10. pikawui ( 20/10/2009 13:19)
:* :* :*
11. xxx ( 20/10/2009 13:19)
Zany resaka ody izany tsy misy mahamarina azy ! resaka nampidirin' ny olona nandevozin' ny fiainana izany !!! OK ?
12. stalingrad ( 20/10/2009 13:21)
ay ay ay ! aza manao mora otranzany enao xxx10 a! ho an'ny olona tsy mino sy tsy maiky anzany toa atsika kristianina de tsy mandaitra izy refa tsy mino ! fa ho an'ny Afraikana mpiondana an'io kosa de tena tokaviny marina io ! ...
13. ifiona ( 20/10/2009 13:34)
Andriambyll >>>> i Mirananirina olon-kafa dia za olon-kafa. Mazava ve?
14. xxx ( 20/10/2009 13:35)
stalingrad:

ay ay ay ! aza manao mora otranzany enao xxx10 a! ho an'ny olona tsy mino sy tsy maiky anzany toa atsika kristianina de tsy mandaitra izy refa tsy mino ! fa ho an'ny Afraikana mpiondana an'io kosa de tena tokaviny marina io ! ...


Tsotra kely ny manaporofo ireny fomba ireny ry stalingrad ,misy fitenenana hoe " chaque tradition a ses peines " ary "une tradition qui n'a pas evoluer au fil du temps finira toujours dans l' abime " proverbe juif .
15. AndriambyII ( 20/10/2009 13:37)
Andriamby II dia tokana ihany . Tsy mifangaro @ iza n' iza !!!
16. AndriambyII ( 20/10/2009 13:40)
Mirananirina:

de ahita inona ao Afrika amity tany efa mandroso mo izy ry mirana
Raha nahazo séjour hipetraka any Amerika na Eropa ve izy tsy tany ny hipetraka.Fa mbola Afrikana isika.
Malagasy = tsy eropeana ,tsy amerikana, tsy aziatika ,tsy afrikana

Andriambyll,na hiodikavia na hiodikavanana isika dia Afrikanina no anaratsika.Tsy mahamenatra izany.

Efa voalazako tany aloha ianareo ry Ifiona , RAHA TE HO AFRIKANA ,NDANA MIORIM-PONENANA ANY DIA AZA MANAKOTABA NY AO MADAGASIKARA INTSONY !!!

17. locl ( 20/10/2009 13:45)
O ry zareo a! Jereo fa tantely afa-drakotra ange ny vola anaovan'ireto HAt azy ireto e! Jereo fa tsy mifanaraka @ rafitra fandaniambola ny dépenses ataon'ireo ministre.
Ny sasany miakatra be ny comptes ao @ Banque, izany kay le nanaovana tolona an!
18. AndriambyII ( 20/10/2009 13:52)
Mbola zazabodo te hanao ampatalopha ny ankabeazan' ireo ministra ireo , ho tsapany any aoriana any fa tsy misy na dia kely azo atao antandrevaka io fitantanam- bolam- panjakana io !!!
19. ifiona ( 20/10/2009 13:59)
Andriambyll >>> ts noheveriko ianao no hanao be marenina no sady miseho ho jamba tsy mijery ny fanamarihana ataoko.

Mampalahelo ilay toe tsaina! noheveriko fa olo-matotra kay mitovy classy @ ndry wiwi.
20. AndriambyII ( 20/10/2009 14:03)
ifiona:

Andriambyll >>> ts noheveriko ianao no hanao be marenina no sady miseho ho jamba tsy mijery ny fanamarihana ataoko.

Mampalahelo ilay toe tsaina! noheveriko fa olo-matotra kay mitovy classy @ ndry wiwi.


Azafady anie , inona no teny tsy tandry nataoko teo ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.155