Mpanoratra badboys : averiko kely letsy le dinik'elah tao a
21. ifiona
(
20/10/2009 14:08)
Andriambyll>>> i Miranirina no valianao sy hanaovana fiteny masiaka, nefa ny anarako no tonontononinao eo! efa nilaza aho teo fa i Mirananirina hafa dia ifiona olon-kafa. Ka rehefa ts mahafantatra dia aoka mba hifanaja kely fa izaho akory mbola tsy nanonom-poana ny anaranao amin'ny zavatra tsy nataonao.
22. AndriambyII
(
20/10/2009 14:18)
Temps mort kely ary Ifiona ! diso ilay fiantefan' ny valinteniko . Tsy ianao fa ny principen'i Mirananirina no nokianiko mafy satria misy antony marobe tokoa ! Miala tsiny indrindra .
23. AndriambyII
(
20/10/2009 14:31)
11. Mpandefa : terrywui [ Valio ] 20-10-2009 15:01:37
Lohateny : Re : HAY VE KA I WIWI NO MPANAO PS FOPLA ATO !!!
miranifiona ndray zao no andrasana !
Loha-bary andasy izy ity ry wui wui ka ny manetsabe mbola ho avy ,tsara ka .
Lohateny : Re : HAY VE KA I WIWI NO MPANAO PS FOPLA ATO !!!
miranifiona ndray zao no andrasana !
Loha-bary andasy izy ity ry wui wui ka ny manetsabe mbola ho avy ,tsara ka .
24. AndriambyII
(
20/10/2009 15:03)
ifiona:
Andriambyll>>> i Miranirina no valianao sy hanaovana fiteny masiaka, nefa ny anarako no tonontononinao eo! efa nilaza aho teo fa i Mirananirina hafa dia ifiona olon-kafa. Ka rehefa ts mahafantatra dia aoka mba hifanaja kely fa izaho akory mbola tsy nanonom-poana ny anaranao amin'ny zavatra tsy nataonao.
Tsy teny masiaka no nolazaiko teo fa fanamarihina ny tokony ho fandehan' ny tantara , raha nataoko sora-baventy io , dia ny mba ahitan' ilay nanome hafatra fa tsy azo atao ao anaty harona iray ny firehan-kevitry ny olona mampiseho ny heviny eto .Tsy hanafangaro ny saka @ fosa , sy ny liona ary ireo biby hafa koa!!!
