cougar

1. sitlo ( 20/10/2009 04:22)
Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo.

Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy mijery ny ho avy marina ve ry zareo ireny sa revirevy fotsiny? Afaka 10 taona fotsiny izao ohatra dia efa 50 taona ilay ramatoa. Dia rangaha nefa vao eritreriny.

Tena tsy azoko aloha e.
novalian'i soanja ny 07/02/2010 15:22
2. ongbak ( 20/10/2009 08:13)
izany fika izany aloha hita fa revy fotsiny. refa vizana ramatoa dia mety lasa hitady jeune rangahy
3. simplex ( 20/10/2009 11:10)

ka zay no maha cougar anazy hoe "hunt of a younger prey"... tsisy avenir resahina zany fa tonga dia kombaka seul a seul, tsisy attachement dia samy miala... zay le revy

misy anga any @ mpifanolo bodo rindrina an'i toi any?
amboary izy ee 8)

;-)

4. Mirananirina ( 20/10/2009 12:10)
zay indray vao henoko izany.Ny an'iren,y kosa aloha hita mihitsy fa mitady sosy sy revy no hidirany amina madama e.Ahoana moa no fomba hitiavana vhv lehibe mihoatra alavitra ny taonao,Na ny vhv koa ary tahaka izay koa.Amiko aloha io an
5. kotobekibo ( 20/10/2009 22:27)
samy manana ny reviny @ ilay resaka taoana anie e!
mety mbola mila revy b ireo madama ireo nefa mazava ho azy fa ny lhl apres 40ans d midina ny fahatanjahany .
Zaran'ireo bandy koa aza misy spons izy avy eo kouh !
D mila tanora izy matanjatanjaka , mba hanosika azy tsara .
Ny an'ny sipa kely injay moa d na ny experience an'ireo zokinjokiny no tadiaviny na ny porte feuille-ny .
Ny bandy manko ref mbola tanora matanja-be fotsiny fa tsy d mahay mampirevy no kely sôsy . :-D :-D :-D
6. ikaretsaka ( 21/10/2009 00:56)
otsan fintsa sy votsnefy ary garanadrel io e.. plus izy le antitra sy mifitimpitina ireny + izy mamy
7. nathie86 ( 21/10/2009 06:09)
kofa 20 miaraka @ na sipa 40 an zany v tsy lool beuh, mitovy @ zanany anie zany eh. Fa mety mahay mampirevy kosa angamba maman hihihihi.
Mety possible misy fitiavana ihany aloha zany eh, nefa koa misy resaka sôsy. Tsy hay tsony eh.
8. Mirananirina ( 21/10/2009 11:59)
otsan fintsa sy votsnefy ary garanadrel io e.. plus izy le antitra sy mifitimpitina ireny + izy mamy
Hisy mamy ohatra ny olona mitovitovy taona ihany ve?mbola -5 aloha tsy mampaninona fa ny latsak'izany kosa efa trop e.
kofa 20 miaraka @ na sipa 40 an zany v tsy lool beuh, mitovy @ zanany anie zany eh. Fa mety mahay mampirevy kosa angamba maman hihihihi.
Mety possible misy fitiavana ihany aloha zany eh, nefa koa misy resaka sôsy. Tsy hay tsony eh.
o ry nathie86,za aloha manao hoe tsy possible hisy fitiavana mihitsy ny amin'izany.Vehivavy efa zokiny be ve dia tena tiany???Asa aloha fa tsy mino izany aho.
9. sitlo ( 21/10/2009 15:08)
Ka za ilay izy fa mody manontany ahako. 8)
10. ikaretsaka ( 21/10/2009 15:36)
aleoko kosa mitifitra voankazo mamy toy izya le markivy teren-tsy masaka ireny kle..
raha hoe kilalao fotriny a
11. kwit ( 22/10/2009 05:05)
mlay kous zany klee
12. Mirananirina ( 22/10/2009 10:59)
aleoko kosa mitifitra voankazo mamy toy izya le markivy teren-tsy masaka ireny kle..
raha hoe kilalao fotriny a
Raha hoe KILALAO marina.Ary tsy maintsy kilalao fa tsy misy fitiavana mihitsy ao hihihi
13. mmmhh ( 22/10/2009 11:31)
ohatran'i Madonna 51 taona ary @ zao miaraka @ bandy kely 23 ans, Jesus Luz, @ zao koa,
de izy mintsy no miantoka ny fianan'le bandy kely,
Fa ny an-dry zareo aloha mazava e, tsy misy resaka fanambadiana.
14. kelly13 ( 23/10/2009 08:36)
ary neveriko fa ford cougar nge no resahana eto e :�)
15. Ratoa ( 23/10/2009 22:34)
mety hisy tena fitiavana tokoa an!
Misy koa ny mamitaka ary misy ny samy milalao na manala hamohamo. Izaho aloha efa nahita vehivay 65 taona, maty vady efa ela, tena tia dokotera tanora, célibataire.
16. Papoose ( 23/10/2009 22:55)
:lol:
17. cutie ( 25/10/2009 14:07)
cougar

ary heveriko fa le cougar biby no resahina lol
18. sitlo ( 30/10/2009 17:56)
Nisy filma rosianina hoe "tatarak" iny ny titre. Dia ny nampihomehy dia ilay kofa indray no maty aloha. Voan'ny maty an-drano.
19. kotobekibo ( 01/11/2009 21:54)
" C'est dans les vieilles marmites qu'on fait la bonne soupes "
hoy ny vazaha , :-D :-D :-D
20. dailynews ( 27/12/2009 23:59)
sitlo:

Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo.

Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy mijery ny ho avy marina ve ry zareo ireny sa revirevy fotsiny? Afaka 10 taona fotsiny izao ohatra dia efa 50 taona ilay ramatoa. Dia rangaha nefa vao eritreriny.

Tena tsy azoko aloha e.



Demi Moore + Ashton Kutcher
Madonna + Jesus etc......
ny hollywoodiana io mety satria izy ireo mampiasa botox sy manamboatra tarehy sy be vola fa asa raha olona tsotra....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1733