cougar

21. soanja ( 07/02/2010 15:22)
sitlo:

Misy an'izay antsoin'ny vazaha izay hoe cougar izay. Izany hoe ramatoa efa lehibe eo amin'ny 40-45 taona eo no miaraka amin'ny kofa 20-30 taona eo.

Dia mba lasa ny saiko hoe mba tena mifankatia sy mijery ny ho avy marina ve ry zareo ireny sa revirevy fotsiny? Afaka 10 taona fotsiny izao ohatra dia efa 50 taona ilay ramatoa. Dia rangaha nefa vao eritreriny.

Tena tsy azoko aloha e.


Rehefa atao anie ny Stat dia ny lehilahy matetika no maty alohan'ny vehivavy raha ao anaty fanambadiana. Maharitra ny vehivavy indrindra raha mahakojakoja vatana izy dia izy mbola hamiratra lavitra noho ny lehilahy. Raha goavana be ny elanelana dia marina io teninao fa raha zay resaka 10-15 taona dia verezin'ny vehivavy ny lahy ao alohaloha ao. Vehivavy 50 taona izany, aoka fotsiny ny vitan'izany! Aza mba malemilemy fotsiny rehefa lehilahy!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5279