tsy misy mandeha @ laony ny fitondran'ny HAT
1. dofinois
(
20/10/2009 01:56)
ny PM roindefo remerciena Andry rajoelina ary efa nivoaka ny decret manendry an'i mangalaza ho PM ,ny membre gouverenement roindefo tsy misy mandray baiko avy @ roindefo intsony.
Tsy hita e ,ny fangalarana sy ny fandrobana ataon'irero membre ny gouvernement ireto moa dia tsy lazaina intsony
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
tena lasa bordel be mihitsy dago,hafa ihany dada
Tsy hita e ,ny fangalarana sy ny fandrobana ataon'irero membre ny gouvernement ireto moa dia tsy lazaina intsony
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?
tena lasa bordel be mihitsy dago,hafa ihany dada
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:51
2. xxx
(
20/10/2009 03:13)
ry gilbert rahajatovo manolona zaza tsy ampy taona tsy misy blme ,ry pety sy voninahitra mangalatra vary ny magro tsy misy ankety,ny membre gouv roindefo manao afera bois de rose
tantely afa drakotra ny firenena
tantely afa drakotra ny firenena
3. terrywui
(
20/10/2009 09:59)
dofinois a! ka i DADA ihany anie no nampianadratsy ireto ankizy ireto e! nanomboka tamin'ny---- nanaovany aferafera an'i Manaovasoa tany Antsirabe iny,----ny fangalarana na fakana ankeriny ny tanin'olona zay mahavokatra tao Alaotra(milliers d'hectares) ---ny fanabokana ny vidimbokatrin'ny tantsaha--- .....ka i DADA nolazainao ihany no tomponkevitra voalo fa nanaraka fotsiny ny ankizy ! hon hon hon hon ! :oops: :oops: :oops:
6. terrywui
(
20/10/2009 12:47)
nanomboka tamin'ny---- nanaovany aferafera an'i Manaovasoa tany Antsirabe iny,----ny fangalarana na fakana ankeriny ny tanin'olona zay mahavokatra tao Alaotra(milliers d'hectares) ---ny fanabokana ny vidimbokatrin'ny tantsaha--- .....ka i DADA nolazainao ihany no tomponkevitra voalo fa nanaraka fotsiny ny ankizy:idea: :idea: :idea:
9. pikatti
(
20/10/2009 23:51)
mahazo kapoka ialahy ce soir ry wiwi fa nandika ny dina nifanaovana
tsy mety mivoka lery ao sady tsy mandray phone,adim-poza lesy zany a
