Miaraha mifaly @ izay faly!
1. rakaroka
(
16/10/2009 05:00)
=D> =D> =D> ^:^ (l) :-* :-* :-*
http://www.madagate.com/a-la-une-de-madagascar/actualite-madagate/1156-pere-pedro-enfin-proprietaire-apres-20-ans-de-luttes-ardues-.html

novalian'i ikaretsaka ny 20/10/2009 23:41
3. fahamarinana
(
16/10/2009 05:54)
:arrow: Misaotra nizara akia rakaroka a!Vaovao mahafaly tokoa e! Misaotra an'Andriamanitra e! :D ^:^ (l)
4. fetrakens
(
16/10/2009 05:56)
de miaraha :arrow: :-o :cry: :( :?: :!: :?: @ zay :arrow: :-o :cry: :( :?: :!: :?: koa!
5. xxx
(
16/10/2009 09:41)
Mba mijery lavitra RAKAROKA a,fitaovana netin'ny DEVOLINny TGVENDRANA foana dia ILAY TENY HOE VAHOAKA fa iza no mitondra ny MANGIDY sy MAFAITRA hatra@izaotsy nyVAHOAKA ihany mandehan enao mijery site hafa dia ho itanao fa tonga saina ny mpanaraka an'io RAJIOLAHY TGV io taloha fa izy mafana any @villa fa le vahoka nampanatenaina NO MITONDRA NY MANGIDY @zao REPUBLIQUE BANANNIERE IZAO ,fitondran'ny BAROA !
I pere pedro no nanao ny HETSIKA SY NIASA fa tsy ny DEVOLY TGV dia mody hoe jereo izahAy miraharaha an'i pedro,IRENY NO HATAON'ny VAZAHA hoe RECUPERATION POLITIQUE !!!MAPMé LE DEVOLY HAT MANAO DEFILé,tsy tahotra tsy henatra MANESO NY VAHOAKA LAVA IZAO.
Mankadoa hoy ny vahoakan'ny Antananarivo izay ireto JIODASY MANAO defilé,dia maninona RAJIOLAHY MIKABARY lava @teny Frantsay mba azony daholo ve izay lazainy ,ary ireo Malagasy ireo tsy mahazo daolo izay lazainy ,IZY NO JANAHIN'ny Frantsay any isaky ny mikabary io izy @teny Frantsay foana tena hita hoe VOAZANAKA NY SAINY!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

6. ikaretsaka
(
16/10/2009 12:33)
Anisan'ny mpiara miasa akaiky @ P pedro ny tenako nisy fotoana ary mbola manampy ireo "vincentians" iny atsimoatsinana iny mandraka ankehitriny
Fa aza asiana politika le izy fa ny zava bitan' i Pedro asiana resaka de mi reconnaitre fotsiny rehefa mahavita e..
efa teo foana io mompera be volombava io t@ ze Fitondrana nifandimby nandritra izay 20 taona izay, tsaroako tsara fa nankalazaina ny faha 10 taona hafa ny mpitondra.... nankalazaina ny 15 taona hafa ny mpitondra ....de atao hoe tonga ny faha 25 ans an'ny akamasoa raha tahiny samy velon'aina de manasa fitondrana indray ary lery ... ny Tompo ihany no mahalala fa atao hoe mi reconnaitre ilay fanasana ze mitondra eo de mamaly @ fanasana de tonga any...
de hiverina indray ny hoe Jereo zahay niraharaha?
Aoka letsy le

7. fahamarinana
(
16/10/2009 12:46)
:arrow: oh la la ! raharaha koa ity politika ity,ny zava-bita marina ve tsy efa hita sy tazana e! :roll: (l)
8. ikaretsaka
(
16/10/2009 13:35)
ka tsy maintsy zay io.. fa amiko nen pedro rarahiany inona moa ze fankasitrahana sy tsy fankasitrahana fa ny asany ihany ro tohiziny
9. ni81
(
16/10/2009 14:15)
Anisan'ny mpiara miasa akaiky @ P pedro ny tenako nisy fotoana ary mbola manampy ireo "vincentians" iny atsimoatsinana iny mandraka ankehitrinyizany kay ilay hitabatabanao @ olona eto hoe ASA ASA io ! :D
11. rakaroka
(
16/10/2009 22:22)
[quote=xxx]
Raha tena fotorana angamba ny "size"-ko dia HS ianao satria "tsy hoe i TGV anie" no "sujet" eto fa ny "faharoapolotaon' AKAMASOA . I TGV dia "complément ihany!
Mitory "fankahalàna an'i TGV" ny resakao ! Manan-jo hankahala azy ianao ka,
indrindra moa "tsy mora ny mamela heloka", mikatso ny raharaham-pirenena sns... Fa ny tsapako vao folo taona raha betsaka no nahalalako an'i TGV, fa etsy ankilany nisy olona nitolona "NANAO dia nanao, ary NAHAEFA BBBBE,
tsy hoe ny "zavatra MANGIDY SY MAFAITRA ihany no afaka hatelina fa ny "mamy" koa, dia mba misy "TSIRO" hafa ny fiainana @ izay!
fitaovana netin'ny DEVOLINny TGVENDRANA foana dia ILAY TENY HOE VAHOAKA fa iza no mitondra ny MANGIDY sy MAFAITRA hatra@izaotsy nyVAHOAKA ihany mandehan enao mijery site hafa dia ho itanao fa tonga saina ny mpanaraka an'io RAJIOLAHY TGV io taloha fa izy mafana any @villa fa le vahoka nampanatenaina NO MITONDRA NY MANGIDY @zao REPUBLIQUE BANANNIERE IZAO ,fitondran'ny BAROA !
Raha tena fotorana angamba ny "size"-ko dia HS ianao satria "tsy hoe i TGV anie" no "sujet" eto fa ny "faharoapolotaon' AKAMASOA . I TGV dia "complément ihany!
Mitory "fankahalàna an'i TGV" ny resakao ! Manan-jo hankahala azy ianao ka,
indrindra moa "tsy mora ny mamela heloka", mikatso ny raharaham-pirenena sns... Fa ny tsapako vao folo taona raha betsaka no nahalalako an'i TGV, fa etsy ankilany nisy olona nitolona "NANAO dia nanao, ary NAHAEFA BBBBE,
tsy hoe ny "zavatra MANGIDY SY MAFAITRA ihany no afaka hatelina fa ny "mamy" koa, dia mba misy "TSIRO" hafa ny fiainana @ izay!
12. rakaroka
(
16/10/2009 22:29)
[quote=xxx]
Ary be "DEVOLY" ao an-dohanao ao an roll: :roll: :roll: 8O 8O
toa miverina foana ilay izy?...
Raha miresaka "DEVOLY" izany anie ianao, tsa mahay sy tsy mahafantatra izany ny aty ka tsy misy heviny izany ilay teny na miverimberina toa inn aza!
'za koa miombon-kevitra aminao fa misy "sehatra maro " tokony teny gasy no ifampiresahana indrindra ny raharaha "aseho vahoaka". Efa nisy no-"conseillé-ko izany 'zareo 'reo. Tena marina :wink:
:
Ary be "DEVOLY" ao an-dohanao ao an roll: :roll: :roll: 8O 8O
toa miverina foana ilay izy?...
Raha miresaka "DEVOLY" izany anie ianao, tsa mahay sy tsy mahafantatra izany ny aty ka tsy misy heviny izany ilay teny na miverimberina toa inn aza!
Mankadoa hoy ny vahoakan'ny Antananarivo izay ireto JIODASY MANAO defilé,dia maninona RAJIOLAHY MIKABARY lava @teny Frantsay mba azony daholo ve izay lazainy ,ary ireo Malagasy ireo tsy mahazo daolo izay lazainy ,IZY NO JANAHIN'ny Frantsay any isaky ny mikabary io izy @teny Frantsay foana tena hita hoe VOAZANAKA NY SAINY!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
'za koa miombon-kevitra aminao fa misy "sehatra maro " tokony teny gasy no ifampiresahana indrindra ny raharaha "aseho vahoaka". Efa nisy no-"conseillé-ko izany 'zareo 'reo. Tena marina :wink:
:
13. niryna
(
20/10/2009 04:30)
ni81:
Anisan'ny mpiara miasa akaiky @ P pedro ny tenako nisy fotoana ary mbola manampy ireo "vincentians" iny atsimoatsinana iny mandraka ankehitrinyizany kay ilay hitabatabanao @ olona eto hoe ASA ASA io ! :D
:D asa fa tsy kabary,miasa mafy ry zareo vao mahazo famonjena fa tsy misy famonjena maimaimpoana izany hono knou,tsy mino izy fa ny finoana no mahavonjy azy, tsy maintsy miasa voa tonga any e .. ary an-koatra ary ilay paradisa soa kanefa ny tenin'Atra no efa nomena antsika maimaimpoana manambara hoe fa noho ny fahasoavana no namonjena antsika ,fahasoavana avy amin'Atra izay avy amin'i kristy tompontsika izany ,tsy avy amin'ny asa anefa izany fa sao hisy hirehareha ka na averina in-100x10 eo aza ny teny izay nomena dia ovainy foana hoe finoana tsy arahina asa namany maty, heveriny fa hoe miasa,miasa, mamboly vao mahazo famonjena sy vao miraraka ny fahasoavana :cry: e,e, tsy tia tsimpona koa moa ka vao maika zava-doza ny fampianarana omeny satria manda ny teny izay nampitondrana,mazava ho azy fa tsy miaraka aminy fa raha miaraka aminy efa tsy vary raraka ny fahasoavana nozarainy ny namena teto sy ny hafa,ooops ...mampalahelo woa
by the grace we are savedit is gift from God ,through Jesus Christ ,our lord.It is not from our work so no one can boast it io ny bolokin'ny baiboly manambara izany
14. rakaroka
(
20/10/2009 05:07)
En tout cas ny miasa no "apprecié sy hitan'ny olona=> afaka ho fahazavana eo imason'ny olona! Ary ilay "fampianaran'i Niryna mampanantena "fahasoavana ftsn kay no "nahatonga ny gasy" mahantra velona saiky tsy mahita na ny hohanina aza tahaka io :roll: :cry: :x :? " ny hatsembohan'ny tavanao no hihinanao hanina fa tsy hisy 'tsony mana latsaka avy any an-danitra an!"
Ary ny fampandriana "adrisa" @ "fiandrandrana famonjena no mandronjona ny "fiainana" hi-croise les bras dia tsy mahagaga raha miraviravy tanana ny olona! Ary tena "fahan-dalitra anie ny atao izany!" :x :? :? :?

15. bobone
(
20/10/2009 07:45)
rakaroka a!!
na dia mahatra aza eto an-tany tsy olana izany e! rehefa ao JESO KRISTY mahantra ara-nofo fa manankarena aram-panahy! io ilay fandovàna ny lanitra ! ety ange tsy azo ianteherana e! ny entana misy mangalatra , ny zavatra mora lo ,ny tsy fifanarahan-tsaina manjaka , ny lolompo manginy fotsiny, ady sy fitiavan-tena fitiavana vola no manjaka sns e!
tsy hitako izay antenaina ny ety e! any an-danitra no zava-dehibe!!
hoy ny tenin'ny SM hoe 'RAHA IZAO FIAINANA IZAO NO HANTENAINTSIKA AN' IKRISTY DIA MAHANTRA INDRINDRA ISIKA!!! (l)

16. rakaroka
(
20/10/2009 19:00)
[quote=bobone]
rakaroka a!!
Tsia , olana ilay izy amiko sy ny maro ka!
Tsy voatery hoe "ahantra anie ny manana an'i Jesoa e. DISO be izany fisainana izany!
Ka izao fomba fisaina izao no mahatonga ilay "fiainana mitsipozipozy: TSY ATREHINA TSARA ilay fiainana fa ilaozana manonofy lanitra koah: TSIA ety an-tany tahaka ny any an-danitra fa tsy mandrevy ftsn eto e!
rakaroka a!!
na dia mahatra aza eto an-tany tsy olana izany e!
Tsia , olana ilay izy amiko sy ny maro ka!
rehefa ao JESO KRISTY mahantra ara-nofo fa manankarena aram-panahy!
Tsy voatery hoe "ahantra anie ny manana an'i Jesoa e. DISO be izany fisainana izany!
io ilay fandovàna ny lanitra ! ety ange tsy azo ianteherana e! ny entana misy mangalatra , ny zavatra mora lo ,ny tsy fifanarahan-tsaina manjaka , ny lolompo manginy fotsiny, ady sy fitiavan-tena fitiavana vola no manjaka sns e!
tsy hitako izay antenaina ny ety e! any an-danitra no zava-dehibe!!
hoy ny tenin'ny SM hoe 'RAHA IZAO FIAINANA IZAO NO HANTENAINTSIKA AN' IKRISTY DIA MAHANTRA INDRINDRA ISIKA!!! (l)
Ka izao fomba fisaina izao no mahatonga ilay "fiainana mitsipozipozy: TSY ATREHINA TSARA ilay fiainana fa ilaozana manonofy lanitra koah: TSIA ety an-tany tahaka ny any an-danitra fa tsy mandrevy ftsn eto e!
17. ikaretsaka
(
20/10/2009 23:41)
Ka izao fomba fisaina izao no mahatonga ilay "fiainana mitsipozipozy: TSY ATREHINA TSARA ilay fiainana fa ilaozana manonofy lanitra koah: TSIA ety an-tany tahaka ny any an-danitra fa tsy mandrevy ftsn eto e!
izay mihitsy
aza adino fa manomboka ety an-tany ny paradisa