zay vao tena petsa pikatti fa ela nanaovandratsy kle hon hon

1. terrywui ( 14/10/2009 11:16)
niova TGV ve letsy pikatti a, tsara refa mahatsapa tena kah ,aza manao koa amin manaraka fa miovà amin fanavaozana ny saina hoy damopra zay ! sa moa elah le oe hanao damopra sa frera ?? hon hon hon ! petsa ra loydegonzaga kle ann ! ereto ao letsy a! hon hon hon
novalian'i pikatti ny 14/10/2009 22:18
2. terrywui ( 14/10/2009 11:17)
Navelan'ireo olona nopanopainlah tato alou zay ny helok'elah rehetra ref nifona elah fa amiko elah de mbola ataoko mahamay na mifona aza !! hon hon h
3. pikatti ( 14/10/2009 11:21)
fa ahoana aloha ty tgv miady an-trano ty é, mitovy @lah ihany mampiady PSato fotsiny ,fa tena vita ve le andrywui sa resaka koa iny e,de mamangy @ fahoriana ary e :-D
4. pikkati ( 14/10/2009 11:23)
za letsy rawuiwui na miady atrano aza isika tgv de tsy hiverina amin efa naloako aho a,

vive tgv
vive tgv
5. pikatti ( 14/10/2009 11:33)
vive tgvendrana
vive tgvendrana :-D
6. terrywui ( 14/10/2009 11:35)
slt letsy pikatti ! zay letsy vao koboko le kozy a! hay ve elah niova tgv e! arabaina letsy zany a :* :-*
7. pikatti ( 14/10/2009 11:36)
ié niova gtt zah zao :-D :-D
8. ndotofetsy ( 14/10/2009 12:53)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. Mirananirina ( 14/10/2009 12:54)
:-D :-D :-D nareo koa toa mahatorana fotsiny marina
10. pikkati ( 14/10/2009 15:46)
tsy midika hoe petsa mihitsy ah letsy ra-wuiwui rah mba miova hevitra nivadika TGV a, jereo fotsiny zao ny oul rehetra nanao tgv daholo tsisy voatorabato ve de refa za de menomenonanareo rehetra e
11. xxx ( 14/10/2009 15:49)
pikatti misy sarintava fa tsy foza é :?:
12. pikkati ( 14/10/2009 15:52)
afaka averiko anie iny saritava iny fa amzao za tgv zao de saritava vaovao no entiko eto fa tsy io saritava tim io tsony , mazava ?
13. pikatti ( 14/10/2009 22:18)
Ty lesy le sarintava a, elah koa tsy mahay fika ,mora tratra be le fikan'antitra bainn a :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625