REGARDER VIDEO Nomination PM MANGALAZA 11oct09

1. vatofototra ( 11/10/2009 20:27)
REGARDER VIDEO Nomination Premier Ministre
MANGALAZA Eugène
11 octobre 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 12:43
2. rakaroka ( 11/10/2009 21:24)
Misaotra @ vao2 sy ny "site". :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-w :-$
Anefa asa hanao ahoana ny pratikan'ny zanaka gasy "importé" toa izao satria
manko ny any an-tanàna dia mihevitra fa "saribakoly" sns izy itony, tsa mahalala ny fiaina any loatra!
Tsa hainy arô fa "misy zanaka "mahafoy" ny "poste"-ny sy ny "fiainana aty agné" vonona "hirotsaka an-tsehatra" raha ilaina! fa ao izay moa "ady seza 'zao! 'gnéfa ilay "blem" tsy tokony hoe hanabe ny paosy ftsn ny seza fa "hitsimbinana" ny fandrosoan'ny firenena! Ary maro ny "zanaka lava tanana mifandray "direct" @ filoham-pirenena isan-karazany aza! afaka "ifanankona" itarika miakatra ilay firenena fa tsy raisina ftsn hoe "miankin-doha tany "natao hifameno ny firenena sambihafa!

Ny olana "fototra" iray koa dia ny toetry ny "gasy olon'ny fo izay!" samy miaro ny "fironany sy ny fijeriny ! "tahaka ny hoe mitompo tena fantatra hoe "ity ihany ny anay!" dia ahoana moa no hisy "marimaritra iraisana?..."
3. xxx ( 11/10/2009 21:43)
4 siecles et plus de presence occidentale n' avaient rien apporter que genocides , guerres fratricides ,épurations ethniques ,massacres aveugles ,pauvretés , miseres , famines , instabilités sociaux ,embroglios politiques culturelles , à quoi bon continuer ? en toutes franchise , on souhaite bonne chance à tout le monde dans cette lutte irreversible .
GOD BLESS MADAGASCAR !!
MASINA NY TANINDRAZANA ! (l)
4. rakaroka ( 11/10/2009 21:57)
Ka izay "présent" :wink: ihany rô no mikaonty ! Koa raha vitantsika @ izao moa ity fiainam-pirenena maninona?...'Taoko efa nandramana anie fa toa tsy tafavoaka knou!!! Tsy hoe ny 4 mouvances dia samy niaiky fa ilay "accord Maputo" no processus "mety ivoahana?" . hi!hi!hi! Ka ilay "Maputo" anefa "taiza" occidentale koah! .
Heeeee indr-rrrisss :x :cry: :? Ka "tsy hitako izay hanaovana anao gasy ô,
atao eo aloha tsy mahatari-dalana, atao eo aoriana toa olo-manaraka!" :
-D :-D :-D
5. pikatti ( 11/10/2009 23:32)
Roindefo manao ampamoaka sahady klé,lery aza vao hoe eny Ambohitsirohitra d'efa nody ,nanao fialan'ny jiosy
Lazain'ny lery fa mpijapy daholo ny akamany zao ,kleaza ,maimbo rà ny tanàna ,miala any ndray ny valifaty , zany refa nianga @ tsy ara-dalàna ny fandehan-javatra é, miala enao ry andry de aleo olona neutre na aleo ny Pm zao fotsiny no eo de samy miala
Toy ny fanaka eny an-dRova efa zary bobongoly(may kila) sisa
Ry vahoaka Malagasy mitohy ny tolona
Asehoy fa isika no tompon-teny farany
6. xxx ( 12/10/2009 00:17)
人,说有讀秒必須開始而不是被想像的負責的人,因此有可以是附带损害,但是一個將设法限制那到最大值,神保留您所有傾向的同胞,在橫渡期間,比祖先一個引導給我們! :-@ :-@
7. Rajakoo ( 12/10/2009 00:42)
뉴질랜드에서 페이지를
:-@ :-@
8. xxx ( 12/10/2009 00:50)
Tsy mirarah sonou
9. xxx ( 12/10/2009 00:56)
什麼新西蘭學會頁這裡? 他們什么都在這次討論不會做做 :idea: :idea:
10. xxx ( 12/10/2009 01:00)
xxx:

Tsy mirarah sonou


瘋狂的人您是
:twisted: :twisted:
11. AndriambyII ( 12/10/2009 01:11)
Rajakoo:

뉴질랜드에서 페이지를
:-@ :-@

Hay i pikatti ihany no mpiteny sonou ato ?

12. pikatti ( 12/10/2009 01:34)
Hay i pikatti ihany no mpiteny sonou ato ?

i dadabe leity io a :-D :-D :-D
avohay ao io manao teny mavomavo tsy fantatra io hoe Rahery :lol:
Ahoana leisy Billy , tsy naharaka vaovao ,
Aiza enao ry tenagasy sao lazain-dry zalahy voatomboka tany klé :-D
13. AndriambyII ( 12/10/2009 01:42)
Tsy mahita tory dia aleo aloha mamakimaky eto indray !Ô ra dadabe an ,f' ahoana izany kay ? misy hidiran' ny tsaramaso @ raharaha politika malagasy angaha ny @ resaka ?
14. pikatti ( 12/10/2009 01:53)
okay e, de mahereza bainn,fa ny any Genève ndray manenjika a,'i bitrovoalavo e, efa voahomana ato dôly ny pancartes avy @ tenagasy :lol:
15. Mirananirina ( 12/10/2009 08:39)
人,说有讀秒必須開始而不是被想像的負責的人,因此有可以是附带损害,但是一個將设法限制那到最大值,神保留您所有傾向的同胞,在橫渡期間,比祖先一個引導給我們!
上帝在看着我们,这就是所有。misaotra taminy video vatofototra
16. swann ( 12/10/2009 11:02)
mba ajanony io be mokondoha be ataon'i Mirana teny sinoa io voaisitra PS eo any !!! sa malaelo an'i YUKA efa lasanko razana ?? hay toko hono YUKA ireny mpandefa sary porno sy sary vetaveta mamoafady tato ireny de voaendy tato ny PS ny !!


Tsisy qualité ilaina amin TIM tson eto am serasera.org satri nahoana ?
---Tsis manana raison matotra sy mitombin iz reetr !! satri nahoan ?
---Ompa varirarak sy sary mamoafady ary teny ratsy sisa hanalana ny fo eto ! satri nahoana ?
---mi critique ny antokon'olona sy ny mpifanandrina ara-politika sisa fa tsisy ho lazaina tson ! satri nahoana ?
---Miantehitra amin olona iray rah vao voa mafimafy eto ! izao io olona io? HERY lasa mitarain amn Hery any dahol mba anesorana ny PS n'ny TGV ato ! victimes amin'io ra-frere ko Andrywui (mitahia lery e! ) satri nahoana ?
---Very dada de mitady hamono ny dadanay(Andry Rajoelina) satri nahoana ?


Be wawawawa sy wou wou wou wou wou eto fotsiny fa vongany daholo ! tsisy lohany fa vodiny daholo ! nefa mba ilaina ihany anie ny leader ee! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hon hon hon hon hon
17. pikatti ( 12/10/2009 12:43)
hoy terrywui =sawann=gasmilay=ntss
Tsisy qualité ilaina amin TIM tson eto am serasera.org satri nahoana ?

Ary maninona elah no mitaraina ny hidinika anefa é, ampy aloha reo PS reo ,zaran'elah aza io tsy nofafako de mahaiza misaotra.Hampiresahina ao ny PS n'elah refa tsisy olona miraharah é!!!fa tsy azo hatao ny manao contre façcon PS
:-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0676