Mitsikafona... 3 contre 1

1. tsiafoi1 ( 09/10/2009 05:32)
Mahafinaritra ny fivoaran'ny teo-draharaha na somary suspense ihany aza, satria :

1)- Mitsikafona hatrany ny tena adversaire goavana, na eto an-toerana, na any ivelany (ny firenena ngeza). Rehefa miala ny saro-tavan'ny fahavalo dia mora ny miatrika azy.
2)- Vita ny fampisarahana ny siamois, miaka-dapa izay naloan'ny vahoakan'Iarivo hatrizay, voahodidina i Kelifingotra.
3)- Somary miataka mba tsy hiosona harim-bilany ao @'ny transition ny mouvance Ra8, ny hetsika @'ny sisiny mitohy ho fanomanana ny retour en force.
4)- 3 contre 1 hoe : Efa zay hatrany amboalohany io, fa paik'ady ny sisa rehetra, tsy mampihontsona ny mouvance Ra8 io...
5)- Compteur miverina zéro

VIVE L'ELECTION
RETOUR EN FORCE
novalian'i tsiafoi1 ny 12/10/2009 11:14
2. ifiona ( 09/10/2009 06:06)
bonjour,

"POLITIQUE : Philippe de Villiers, président du conseil général du Vendée a annoncé auprès du PDS d’Antananarivo Edgard Razafindravahy que la France est désormais préte à recevoir Andry Rajoelina en tant que Chef d’Etat. "


8O 8O 8O f'inn ary ty mahamaika an'ty frantsay fa ny zavatra aza mbola tsy voasonia akory?!?? :-w
3. xxx ( 09/10/2009 11:14)
Resaka taingitaingina sy japijapy sisa kan ! aleo hanao fa ho hitan'ny havany foana anie hoe an' iza ny lamba miahy eny @ sisisn-dàlana é ! :lol:
4. xxx ( 09/10/2009 11:40)
dIA OLONA RASISTA BE IO V MILA AndraJOELY SATRIA VENDRANA hangalana pétrole ,zarany aza sain-jaza tsisy saina io azony manipuler-na tsara a@hitiavany azy.
A BAS LA FRANCE à fric !!!!
Dia ny MalagaSY MAHALALA ny fomba dratsin'ny la Frantsa izany dia heverindrizareo frantsay fa dondrina daholo.
MANDADY ny trambo ,mitady hiverina ny AREMA FA MITAnDREMA RE VAHOAKA é!mody miady i ratsy iraka sy andry ary rajaonarivelo nefa reo roa lahy ireo no NANOSIKA AN'i TGVENDRANA hanao COUP D'ETAT.
Mouvances iray ihany ANDRY sy RATSIRAKA le zafy moa a@tsy fitiavany MERINA DIA zarany aza miady ny samy MERINA ?TETIKA EFA MATY PAIKA DAHOLO IREO .
Ratsy iraka moa efa antitra be fa i rajaonarivelo no hapetrany hatao prezidà eo!!!!!
5. fijo ( 09/10/2009 20:59)
mody lery no ampitenenina,fa efa ekipan'i sarkox anie lery izao e.
6. max2 ( 10/10/2009 09:28)
ny tena marina de ny jodasy de tsy maintsy misy fona fa mila ezaka isika vahoaka mba hitroatra tsy amela ireto frantsay siny jodasy ajaka eto mada.mila mitaky isika satria atsika gasikara fa tsy any la frantsa mila mivonona isika rehetra mba aneo fa mahaleontena ny malagasy fa tsy mila rantsay sy saribakoly izany.edrasana potika sy rava tanteraka ve ny firenena vao hotonga saina isika sode efa tera loatra zany mijory isika tia tanindrazana mba hanohatra ny fahavalompirenena (lozanao ry ponina antananarivo fa enao no fototrizao firenena milatsaka akady izao)
7. tsiafoi1 ( 12/10/2009 11:14)
Erreur an'i Tana tokoa izy io tany @'ny élection maire... Rano raraka tsy azo raofina ny toy ireny. Fa soa lavo hahay hamindra...

Resistence ny vahoaka no ahafahana mivoaka @'izao. Tsy mbola maty tanteraka ny tapa-porohana, mbola hirehitra ihany ny afom-pitiavan-tanidrazana ao ampon'ny malagasy raha hay ny mitsoka izany.

Efa tratra an-katerena ry zalahy firenena ngezalahy isany mpanakorontana ka ny kopo-soroka sisa nataon'izy ireo t@'ny alalan'ny GIC.


Mijoroa ry malagasy, aoka hahery ny fanentanana ao @'ilay radio kely sisa mba hananana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1332