angadrano sy volo lasa gras be

1. pinouch ( 08/10/2009 11:39)
mba ampio ho anzay mahalala fa tena feno angadrano nefa mba ef mampiasa heads and shouders anti-démangesons, de ref avy manao volo après 3 jours eo de lasa gras hoazy nefa ts mampiasa aprèe shampooing sy masque fa juste io shampooing io ftsn (na menaka ary ts hampiasaina).Ef mba notapaina fohy keli fa eeeee lani fika mitns mba mila fanampina ho zay maita e!de misaotra mialoha
novalian'i Ratoa ny 13/10/2009 22:06
2. xxx ( 08/10/2009 13:06)
Tsaboy aloha ny aty fa mety avy ao anaty no tena olana
Ravina artichaud no tena haingana, misy efa en format fanafody koa izy fa tsy tadidiko ny anarany
3. Ratoa ( 08/10/2009 17:38)
Mijere dokotera fa avy any anaty izany
4. sitlo ( 08/10/2009 19:05)
psy koa isany: tahotra ny ho avy, mahatsiaro fa tery fotoana lalandava, etsetra etsetra
5. fahamarinana ( 08/10/2009 20:01)
:arrow: manantona dr fa ity kanadranandrana produits ity koa ange tsy voatery hety e satria samy manana ny hodi-dohany ny tsirairay sy ny karazana volo ihany koa ! :) (l)
6. yonikafopl ( 08/10/2009 20:08)
Ra apres trois jours no lasa gras le volo, de ozy za we so de mba tokony efa hisasa raha toa ka manorisory anao ny mahita azy gras??
Misy karazana SEBUM ( karazana menaka) mivoaka amin'ny hodidoha miaraka amin'ny hatsembohana ka mahatonga ny volo ho gras, misy mahatsara io satria miaro ny loha amin'ny mikroba izy io, manorisory ndray nefa raha toa ka mamoaka fofona ilay izy.Tsy azo sakanana io fa natoraly, ka hoy aho hoe ny fanasana loha matetika ihany no azo atao raha toa ka manorisory anao ilay izy.

Ny momba ny anagadrano ndray , mila misotro rano be kalou enao hanadiovana ny any anaty, de andramo fa ny fanaoko nena, mampiasa apres champoing ihany, de manapotsitra antsasaka voasary makirana za, de iny no ahosotro amin'ny hodidoha, dia avelako kely 5 mn vao kobaniko, amin'ny rano matimaty aloha, dia rano mangatsiaka no hamaranako azy. Dia tsy misy angadrano na de tsy misasa mandritra ny 4 andro aza.
Fa farafahakeliny ny volo tokony hisasa indroa isankerinandro raha tsy vitanao ny manasa azy mifanelanelana andro.
7. Ratoa ( 09/10/2009 17:20)
Yeh!!!! dia raha sasana matetika loatra koa ny volo dia simba. Fa tsy normal izany sady misy angadrano izany no gras!!! Normalement sty miaraka ireo. Ka mijere dokotera dia aza be stress koa.
8. Lejoba ( 09/10/2009 18:55)
ny kaly amboarina dia alamino ny saina sy ny fomba fiaina!!!!!!!!!
9. pinouch ( 12/10/2009 07:53)
ka le angandrano ts mipetaka @ odi-doha fa le maniditsidina reny, de miraraka eo @ akanjo avieo!!!
de dokotera aiza no tena mahafantatra tsara an'io???satria nisy fotoana mants ni tenako ef nanotaniny doko de hoizy oé : " ts posible aty io fa ny aretina aty ani anaty fa ts ita ety ivelany"
de ts ita tsoni ze atao fa tena mankaleo be r'reto an!!!!
10. xxx ( 12/10/2009 09:57)
Manatona retsy mpanadro fa izay no nahasitrana ny voloko a! :lol:
11. ni81 ( 12/10/2009 10:11)
Manatona retsy mpanadro fa izay no nahasitrana ny voloko a!
:-D :-D
12. rakapy ( 12/10/2009 12:25)
Manatona retsy mpanadro fa izay no nahasitrana ny voloko a!
:-D :-D :-D Mpisikidy koa ve mety?
13. ikaretsaka ( 12/10/2009 15:35)
xxx:

Manatona retsy mpanadro fa izay no nahasitrana ny voloko a! :lol:



Hozy le panandro hoe ka netezanao andro alakaosy fenomanana ny volonao nefa ianao teraka adimizana tsinana ve :-D
14. Ratoa ( 13/10/2009 22:06)
ts posible aty io fa ny aretina aty ani anaty fa ts ita ety ivelany"
de ts ita tsoni ze atao fa tena mankaleo be r'reto an
tsy marina izany izaho efa nahita olona feno angadrano miraraka tahaky ny fasika fa nomen'ny pharmacie fanafody izy, comprimés fa iray volana ihany dia nihena tsara dia nony kelikely dia afaka.
Mijere dokotera hafa; manantona pharmacien
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2886