Mahay politika ve i Andry TGV?

1. hery ( 07/10/2009 09:44)
Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-)

Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :-)

Fa tena mahay politika marina ve i leiry? Sa dia tena mamahan-dalitra azy ny mpanao politika gaigilahy toa andry Ratsirahonana sns? Dia mbola tsy fain'ny episode New York ONU ihany ve loll

Tadidio fa tamin'iny i leiry dia nasaina ho tonga nefa avy eo tsy nomena fitenenana tampoka.

Ho hitantsika eo ihany.
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 01:12
2. pikatti ( 07/10/2009 09:52)
Ny fahitako azy de hirahina foana lery io , asaina mamaky plagiat,asaina manao bodongeriny,asaina manala ny mpiaradia taminy (Roindefo),asaina ,asaina.......
Io sans valeur io ,sady efa nasehony impiry zany ,dia sarotra ihany ny hino hiovany tampoka eo,marina ny kôzinareo fa tena voafahan-dalitra le tovolahy kely :-D
3. ifiona ( 07/10/2009 10:29)
fahitako azy, il n'a pas fait les bons choix, mino za fa misy olona manana torohevitra mifanipaka be ao @ HAT ao.

Ohatra fotsiny ity omeko ty fa somary nahagaga ihany, naheno aho t@ radio antsiva t@ mois d'aout, izay rangahy zay hoe Rivo Andriamasihaja, nilaza ny tenany fa anisan'ny nampahomby ny fanonganana an'i Ravalomanana, ary efa hatr@ 2006 io coup d'Etat io no noketrehina, ary izy sy Edgar PDS dia anisan'ireo olona namporisika an'i TGV sy Ra8 hiady, dia i TGV no atao fitaovana hanalàna an'i Ra8. Dia nilaza moa leiry avy eo hoe tsy nandresy ny tolona raha tsy nisy azy ( i Andriamasihaja io), ka tokony mba reconnaissant i TGV dia manome azy toerana. Zao zao hono tsy nihaino azy i TGV fa mihaino olon-kafa dia zao no hiafarany (mankany Maputo t@ zany fotoana zany), voatery manao négociations, nefa tokony ho izy hono olona manao négociations zany dia olona en situation de faiblesse. Zany hoe raha fintinina zany dia namoaka secret io rangaha io satria tezitra @ TGV fa tsy nahazo toerana.

Nefa avy eo lasa nisalasala i TGV fa tsy nisaina ny mety ho fiantraikan'ilay zavatra nataony, tsy nandefa lavitra ny sainy izy hoe io fifanarahana AGOA io anie ka mety ho tapaka, ireny aides internationales anie ka azo tapahina, fa nanantena fa ho eken'ny CI automatiquement, satria nanao tsenjery maimbo hoe 2002= 2009. Dia teo izy natahotra hoe sao hivadian'olona eto za raha very asa daholo ny malagasy, any ka voatery nankany Maputo. Tonga tany ndray nefa dia nanao be mokon-doha, tsy vonona hanao négociations akory nefa zay no aleha any.

Zao ndray nefa rehefa avy nitafa ela be niaraka t@ ireo mouvance Ratsiraka sy La Frantsa, ary ny médiateurs, dia toa nilefitra ndray hoe esorina i Roindefo.

Ka fahitako azy izy tsy araky ny tiany aseho hoe olona tsy miova hevitra, fa tena miovaova be arakarak'izay olona miresaka aminy.

Tsy hainy zany politika zany fa tsapatsapa fahatany no ataony, tsy mijery lavitra dia rehefa voatery ovaina ny stratégie fa sendran'ny route sans issue dia manao kitoatoa.
4. pikatti ( 07/10/2009 10:36)
Reny ny olona atao hoe "lunatique",olona azo lazaina ihany koa tsisy hazon-damosina
Tsy hainy zany politika zany fa tsapatsapa fahatany no ataony, tsy mijery lavitra dia rehefa voatery ovaina ny stratégie fa sendran'ny route sans issue dia manao kitoatoa.

=D> bjr Ifiona :-*
5. ifiona ( 07/10/2009 10:40)
sali pikatti! ....
6. pikatti ( 07/10/2009 10:51)
Misaotra @ le tatitra é,
ary be ihany ny olona nakipilin'io zalahy io zany ,nataony tohatra daholo hiakarana eny @ le seza!!,ary ny fitambohany mety ho ratsy be
satria hiandry tohina fotsiny mantsy retsy voadaka de lasa ndray ny valifaty de zany foana io raha jodasy mianakavy no iray latabatra

























7. xxx ( 07/10/2009 11:07)
Enga anie ka lainga ny filazan'ny gazety Atoa FETISON fa enao dia tsy nanaiky an'i tgvendrana ho prezidà na dia ho transition aza fa ny manaiky an'io dia manaiky ny fifanarahana NATAON' IZY SY JOYanDET en catimini tany Frantsa .aRY ialako tsiny raha diso aho fa tena mahantra mihintsy ny vahoaka sy marary FO @NY fandrangitana hataon'ny mpamoy vaovao tsy marina
.Efa nisy nilaza fa enao dia ahiany KA ENGA ANIE KA diso io resak io!
I lybie koa moa dia mirona ny hevitry ny Lafrantsa miray tsikombakomba RAHA NY TENA IZY mantsy tsy bola ofisialy io rsaka hoe izy prezidà teteza-mita FA TENA VAOVAO RATSY ENTIn-drizareo hitsapana ny R2ACTION NY malagasy KA MARINA NY TENINin' JEN'TILISA fa zao tokoa ISIKA MIANAKAVY NO TOKONY MIDINA ANDALAMBE MAPISEHO IREO VAHINY IREO FA CONTRE an'io PUTCHISTE io isika .
Machination ny lafrantsa foana ve no arahina eto,aleo faraharatsiny miaraka @USA ?NY SADEC ARY ho GAGA BE EO raha hanaiky io jiolahy io isika ,araky ny reko ta@mapnao gazety ary moa dia misy filoha afrikana sasantsany miteny mihintsy hoe :"vendrana isika MALAGASY raha toa manaiky io PUTCHISTE IO",koa aoka hisaina ny tsirairay.
8. xxx ( 07/10/2009 11:08)

Reny ny olona atao hoe "lunatique",olona azo lazaina ihany koa tsisy hazon-damosina






Tsy marina ny hoe lunatique=tsy misy hazon-damosina a

I TGV tsy lunatique fa fetsePR tsotra izao ... enfant gâté pourri sans limites !!!
9. pikatti ( 07/10/2009 11:12)
tsy égale le izy kah fanampiny koa io ary mbola fanbampiny koa io fetsyPR io fa tsy égal lunatique :-D :-D de mbola fanampiny koa io gâté io,sao ary mbola misy fanampiny hafa ndray any
10. bozyboleta ( 07/10/2009 11:53)
Mbola hita eny foana ny maha-T1 an-dradomelina e!

Mbola tantanana dia ampianarina tsianjery boloky.
Mpamerin-teny fotsiny fa mbola tsy afaka manapakevitra irery.


Slt Ifiona! :-*
11. AndriambyII ( 07/10/2009 12:18)
Ny mpanao politika malagasy hoa dia izany foana é , mifanaraka any @ sisisny any izy ireo dia mody hampisehoana ny vahoaka ny scenario fifandirana novolavolaina mba ahazahoana ny fananan' izy ireo .
Mahagaga ny politisiana malagasy tsy mahita afatsy ny eo ambany lava-korony fotsiny !!
12. ketaka67 ( 07/10/2009 12:31)
hery:

Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-)

Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :-)

Fa tena mahay politika marina ve i leiry? Sa dia tena mamahan-dalitra azy ny mpanao politika gaigilahy toa andry Ratsirahonana sns? Dia mbola tsy fain'ny episode New York ONU ihany ve loll

Tadidio fa tamin'iny i leiry dia nasaina ho tonga nefa avy eo tsy nomena fitenenana tampoka.

Ho hitantsika eo ihany.



Hita fa vao miana-mandeha koa! mipôka atsy miôka aroa! mandefa kapila ny asany! aza adino! saingy dommage tsy mahay mapirevy ny malagasy izy @ izao fotoana izao fa mankaray an-doha ny vahoaka! déception totale!
mbola "taaaaataaaaaaaataaataaaa" miana-mandeha zaza voa 10 volana @ pôlitika!"taaaaaataaaaaaaaataaataaaaaaa" :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. Mirananirina ( 07/10/2009 12:41)
Ka raha tsy izany izy hiteny hoe tsy izaho no diso fa ireo olona manodidina ana..hihihi
14. ifiona ( 07/10/2009 12:46)
slt bozyboleta! :-*
15. xxx ( 07/10/2009 13:30)
ketaka67:

hery:

Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-)

Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :-)

Fa tena mahay politika marina ve i leiry? Sa dia tena mamahan-dalitra azy ny mpanao politika gaigilahy toa andry Ratsirahonana sns? Dia mbola tsy fain'ny episode New York ONU ihany ve loll

Tadidio fa tamin'iny i leiry dia nasaina ho tonga nefa avy eo tsy nomena fitenenana tampoka.

Ho hitantsika eo ihany.



Hita fa vao miana-mandeha koa! mipôka atsy miôka aroa! mandefa kapila ny asany! aza adino! saingy dommage tsy mahay mapirevy ny malagasy izy @ izao fotoana izao fa mankaray an-doha ny vahoaka! déception totale!
mbola "taaaaataaaaaaaataaataaaa" miana-mandeha zaza voa 10 volana @ pôlitika!"taaaaaataaaaaaaaataaataaaaaaa" :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:


WWOOOOOUUUUUUUAAAAAHAAAAHHHAAAAA !!!!!! 'TY VAVA AZAFADY ÔÔÔ !!!! MIKATAKATAKATA BE LÔTRA IZANY RAKETAKETAKITAKOTAKOTRA AAAA !!!!
:lol:
16. tenagasy ( 07/10/2009 13:42)
17. AndriambyII ( 07/10/2009 14:06)
llllooooll!!!
18. pikatti ( 07/10/2009 14:22)
rerelolllllllllllllll :-D :-D :-D
19. AndriambyII ( 07/10/2009 14:24)
=)) =)) =)) =)) =)) kkkloouuu kely kouuusss !!!!
20. ketaka67 ( 07/10/2009 14:26)
xxx:

ketaka67:

hery:

Hitako hihinana ambolony indray i Andry TGV amin'io fifanarahana vaovao io :-)

Niseho ho mafy loha loatra i leiry taorian'ny Maputo I sy Maputo II ka mila anaovana fika mahery vaika dia mibitaka :-)

Fa tena mahay politika marina ve i leiry? Sa dia tena mamahan-dalitra azy ny mpanao politika gaigilahy toa andry Ratsirahonana sns? Dia mbola tsy fain'ny episode New York ONU ihany ve loll

Tadidio fa tamin'iny i leiry dia nasaina ho tonga nefa avy eo tsy nomena fitenenana tampoka.

Ho hitantsika eo ihany.



Hita fa vao miana-mandeha koa! mipôka atsy miôka aroa! mandefa kapila ny asany! aza adino! saingy dommage tsy mahay mapirevy ny malagasy izy @ izao fotoana izao fa mankaray an-doha ny vahoaka! déception totale!
mbola "taaaaataaaaaaaataaataaaa" miana-mandeha zaza voa 10 volana @ pôlitika!"taaaaaataaaaaaaaataaataaaaaaa" :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:


WWOOOOOUUUUUUUAAAAAHAAAAHHHAAAAA !!!!!! 'TY VAVA AZAFADY ÔÔÔ !!!! MIKATAKATAKATA BE LÔTRA IZANY RAKETAKETAKITAKOTAKOTRA AAAA !!!!
:lol:


Tsy voavakiko le RAKEATATAT....
K'hita fa voa miana-mandeha kooooo! raha ohatra ka ny mouvance Ratsiraka no mitantana, mazava ho azy fa le frantsay indray no ao! ny raharaha dia ny jamba mifampitantana! mivarina any zahay vahoaka marina é!jereo anie atsy ho atsy é! aiza no misy TARZAN!!!!!!na SUPERMAN é ?
:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3428