Mahay politika ve i Andry TGV?
21. pikatti
(
07/10/2009 14:26)
ahoana leity ty ry billy klé,
o ry tenagasy a, sao kosa mba misy sary klé :-D :-D :-D :-D
o ry tenagasy a, sao kosa mba misy sary klé :-D :-D :-D :-D
22. AndriambyII
(
07/10/2009 15:08)
Misy maha- marina azy aloha ilay hoe , tsy tsara intsony ny hiverenan-dra 8 ,sy Ratsiraka , ary zafy Albert @ raharaham-pirenena an ! Amiko dia tsy maintsy mihetsika ny vahoaka , nefa kosa atao ampahendrena izany.Tokony ho olona apolitique tanteraka no ni imposer- na haroson' ireo mouvance rehetra nandray anjara tany Maputo ,sy tetsy sy teroa ireo.Mbola ao anaty fotoana tsara izao hanaovana izany , fa kosa TOKONY HATAO MATOTRA SY MILAMINA ARY TSY HANDRANGITANA NY HAFA MIHINTSY . DRADRADRADRAINA HO REN'NY MPANAO POLITIKA TALOHA FA FANOVANA HENJANA VAO HAHATAFAVOAKA AN'IMADAGASIKARA @IZAO ZAVATRA IZAO ,ARY TSY TOKONY HANOME OPPORTUNITE NY FIRENENA VAHINY MPAMPIASA VOLA ANY MADA MIHINTSY ALOHA (toa izao ataon' iTenagasy izaomikasika ny firenena toa an' i France ,sy Etats unies ary i chine)RAHA TSY azo izay takiana. :idea: :idea:
23. terrywui
(
07/10/2009 17:20)
jereo ane le valina diniky pikatti N°5 io ee!! cyber no andefasanlery sary de tsy mivoaka le izy fa fotsifosty be fotsiny !! efa nikozy tamlery ah hakaty antrano ra hampiditra sary fa be mokony foan ,, zao elah afa-baraka fa tsy nivoaka le sary tahiry votany kely mba nikirizanlah io !! hon hon hon !! hih hih hih!
24. Papoose
(
07/10/2009 19:48)
hitan'ny sasany hatrany anaty vilanin'ol...politika nefa no resahina eto, tsss :lol: :lol:
25. fijo
(
07/10/2009 20:46)
aza dia henjana be fa filaminana no tadiavina;le fanatika be io ratsy.raha maniaky i andry fa tsy hilatsaka avy eo,dia avelao izy ho eo aloha.tsy misy olana mihintsy izany
26. ifiona
(
07/10/2009 21:02)
ka izy ts manaiky ary na manaiky aza izy dia tsy ho hamelan'ireo mpomba azy, zao ary efa mihamafana ny raharaha fa lazain'ireo pro-tgv fa namadika ny tolona i tgv
27. zoam
(
07/10/2009 21:25)
fompany mpangalatra ny miady ohatran'io satria nisy tsy nahazo ny anjarany teo,jereo tsara eo rehefa tonga tena gouvernement transition fa betsaka ny ho very seza ny HAT sy akolitany ireo dia higafy an'i tgv eo daholo
29. pikatti
(
07/10/2009 22:53)
jereo ane le valina diniky pikatti N°5 io ee!! cyber no andefasanlery sary de tsy mivoaka le izy fa fotsifosty be fotsiny !!
zefa mintsy elah ty ndraindray ru wiwi , sannn é,touche entrée leity no lasa fotsifotsy hotran'io a,sady raha sary no tokony ho eo de misy liens eo,ary lisany tgv tony de tsy mahay politika no miteniteny foana :-D :-D :-D
30. Papoose
(
08/10/2009 01:12)
ny mahavariana ahy @ le politique gasy ty hoe comment ils se debrouillent diplomatiquement satria manala baraka le tratran'ny incidences dipl!
na entourE ana oul na ekipa mazana mikasika io manokana aza tena mba variana ihany ny tenako, nefa ny imazin'ny firenena no lalaovina :/ :-w
na entourE ana oul na ekipa mazana mikasika io manokana aza tena mba variana ihany ny tenako, nefa ny imazin'ny firenena no lalaovina :/ :-w
