Omeo Hery Aho!

1. soanja ( 04/10/2009 16:44)
Nindramiko ity hira vetsoin'i Antsan'i Kristy mba ho tonom-bavako androany. Deraina lalandava anie Andriamanitra.

OMEO HERY (Antsa an'i Kristy)


Io no voadiko Tompo ô!
Omeko Anao maimaim-poana
Ho kolokoloinao mba tsy hirenireny foana
Io ny fianako Tompo ô!
Tiako ho sakambininao foana
Hanetry tena hanompo Anao
Na ho voky na ho noana

Tsapako fa maro ny adidiko
Dia ny mba hanova fo an’ireo zay tena mafy loha
Ampahalala fa misy fiadanam-po
Feno zava-tsoa avy amin’lay Tompo soa

Omeo hery aho hanao ny asanao
Hampihely hatrany mandra-pihavinao
Tsy hitandro hasasarana io na aiza na aiza haleha
Fa hamafy marina ny fitiavanao

Endrey ny vitanao tamin’ny fiainako
Manosika ahy hidera Anao
Raha mbola velon’aina o o!
Ampianaro aho Tompo ô!
Ampianaro aho tsy hivoana
Mba hambabo marina zay fanahy reraka

Androtsahy fanahy masina
Hiasa ato aminay
Hanavao ny toetranay
Ho tarafin’ireto vahoakanao
Ho mendrika tokoa ny ho solon-tenanao

Omeo hery aho hanao ny asanao
Tsy hierikerika fa hifikitra eo aminao

Tsy hitandro hasasarana io na aiza na aiza haleha
Fa hamafy marina ny fitiavanao

Omeo hery aho hanao ny asanao
Tsy hivily làlana mandra-pihavinao
Tsy hitandro hasasarana io na aiza na aiza haleha
Fa hamafy marina ny fitiavanao

Misaotra an'i Nofy naname ny tonony.

Tsara ny Tompo fa Katsaho! :-* :-* :-* (l) (l) (l) ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
novalian'i cutie ny 13/10/2009 23:45
2. cutie ( 04/10/2009 23:53)
Ny ahy ndray ty :D
http://tononkira.serasera.org/hira/fihirana-fanampiny/aza-avela-hahalala
3. majesty ( 05/10/2009 06:07)
A Database Error Occurred
Unable to connect to your database server using the provided settings


io hono ry cutie a
4. cutie ( 05/10/2009 12:16)
misokatra tsara nefa le izy aty amiko. Io le izy e


Aza avela hahalala ny antony nanaovanao
ny hariva mamanala na ireo maraina vao

Fiv:
Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao
Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao


Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao
na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao

Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao
aza avelanao handrefy zay ho fitantananao :)
5. soanja ( 06/10/2009 00:17)
cutie:

Ny ahy ndray ty :D
http://tononkira.serasera.org/hira/fihirana-fanampiny/aza-avela-hahalala


Tiako koa ilay hira ry Cutie. Misaotra nizara!


:-* (l)
6. majesty ( 06/10/2009 04:17)
cutie : gracie
7. cutie ( 06/10/2009 13:21)
de rien e
tsy mety hitako ao @ youtube ny feon'io hira io :cry:
8. cutie ( 06/10/2009 13:46)
. Mpandefa : soanja [ Valio ] 06-10-2009 02:17:00
Lohateny : Re : Omeo Hery Aho!
Hoy i cutie:

Ny ahy ndray ty
Jereo eto



Tiako koa ilay hira ry Cutie. Misaotra nizara!



tsy misy fisaorana e, mahalasa saina ihany ny tonony io hira io ndraindray :)
9. ikaretsaka ( 06/10/2009 14:37)
cutie> ity ihany hoa no tena izy fa henoy tsara le hafatra
http://www.youtube.com/watch?v=L_h9eQ15CIs
10. cutie ( 06/10/2009 19:51)
non hira gasy ihany no tiako :wink:
11. soanja ( 06/10/2009 22:36)
cutie:

non hira gasy ihany no tiako :wink:


Ndry tsy tia hiram-bazaha?


:-P
12. cutie ( 06/10/2009 22:40)
soanja
RAha hiram-pivavahana sy chorale no resahina :)
13. ikaretsaka ( 06/10/2009 22:49)
cutie:

non hira gasy ihany no tiako :wink:



fa le hafatra hampitain le hira no tiako lazaina ko..

asaivo henoin'i soanja ange de dinihiny e
14. cutie ( 06/10/2009 22:59)
zany hono ry soanja a hihihihihi :)
15. cutie ( 06/10/2009 23:13)
ary efa nalefan'i
Ika teto nge io video io e :)
16. majesty ( 07/10/2009 04:54)
Ny ahy no tiako ilay hiran'ny FANASINA fa tsy mbola hitako @ ny youtube ilay izy fa misy tonony ôtran'izao hoe :
Na esorina ny aiko izaho tsy handà
Ho sasa-poana ireo izay te hampijaly
Na atsipy anaty afo,tsy ahoako satria
Akaiky Mpamonjy aho.
17. cutie ( 07/10/2009 19:42)
tsy haiko ndray zany fanasina zany :)
18. ikaretsaka ( 07/10/2009 22:09)
cutie> izany tokoa moa o? noheveriko fa resatsika sy rika tarokatra ambadika tarokatra
19. soanja ( 07/10/2009 22:23)
ikaretsaka:

cutie:

non hira gasy ihany no tiako :wink:



fa le hafatra hampitain le hira no tiako lazaina ko..

asaivo henoin'i soanja ange de dinihiny e


Tiako tokoa ilay hira ry Ika. Tsara fa misaotra. Mahateny azy tsara.

Ity indray ny avy aty amiko raha hiram-bazaha. Mety tsy tian'i Cutie ity hira ity fa mahalasa lavitra ahy rehefa miakatra ny aingam-panahy.


http://www.youtube.com/watch?v=uFzdNi_gNvc

MADONNA

"Sky Fits Heaven"

Sky fits heaven so fly it
That's what the prophet said to me
Child fits mother so hold your baby tight
That's what my future could see

Fate fits karma so use it
That's what the wise man said to me
Love fits virtue so hold on to the light
That's what our future will be
[Chorus:]

Traveling down this road
Watching the signs as I go

I think I'll follow the sun
Isn't everyone just
Traveling down their own road
Watching the signs as they go
I think I'll follow my heart
It's a very good place to start

Traveling down my own road
Watching the signs as I go
Traveling down my own road
And I'm watching the signs as they go

Traveling, traveling
Watching the signs as I go

Hand fits giving so do it
That's what the Gospel said to me
Life fits living so let your judgments go
That's how our future should be

[chorus]

Traveling down my own road
Watching the signs as they go
Traveling down my own road
And I'm watching the signs as I go

Traveling, traveling
Watching the signs as I go




:D
20. cutie ( 07/10/2009 23:52)
tiako le izy ka :)
Ny ahy ndray ty zao vo henoko t@ ty herinandro ty de tonga de tiako :)
http://www.cduniverse.com/lyrics.asp?id=12682890
http://www.youtube.com/watch?v=ippIzUSjMAQ
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0769