Omeo Hery Aho!
21. soanja
(
08/10/2009 00:13)
cutie:
tiako le izy ka :)
Ny ahy ndray ty zao vo henoko t@ ty herinandro ty de tonga de tiako :)
http://www.cduniverse.com/lyrics.asp?id=12682890
http://www.youtube.com/watch?v=ippIzUSjMAQ
Cutie> I love it. Thank you!
:-* :-* (l)
22. cutie
(
08/10/2009 00:33)
de rien akia, vo avy nijery ny concert-n'izy io manko za t@ larobia de tao anatin'le cd novidiko io hira io de tonga de nanaitra ahy :)
23. majesty
(
08/10/2009 10:18)
cutie :
hira vaovao io fa tsara be ny tonony fa saingy mbola tsy ananana ilay raki-kira d zay no olana kely.
tsy haiko ndray zany fanasina zany
hira vaovao io fa tsara be ny tonony fa saingy mbola tsy ananana ilay raki-kira d zay no olana kely.
25. soanja
(
09/10/2009 01:21)
cutie:
de rien akia, vo avy nijery ny concert-n'izy io manko za t@ larobia de tao anatin'le cd novidiko io hira io de tonga de nanaitra ahy :)
Nahafinaritra be izao ny concert-ny e? Aty tsy indraindray ihany vao misy concert fa ny theatre no be aty. Zah tia teatra be mihitsy.
:D
26. Ratoa
(
09/10/2009 17:16)
tsy misy manako aty amiko mihitsy ireo hiram-bazahanareo ireo anefa aho mba tia hirambazaha ihany. Ny tena tiako izao dia ny zoulou
27. cutie
(
09/10/2009 18:27)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 09-10-2009 03:21:59
Lohateny : Re : Omeo Hery Aho!
Hoy i cutie:
de rien akia, vo avy nijery ny concert-n'izy io manko za t@ larobia de tao anatin'le cd novidiko io hira io de tonga de nanaitra ahy
Nahafinaritra be izao ny concert-ny e? Aty tsy indraindray ihany vao misy concert fa ny theatre no be aty. Zah tia teatra be mihitsy.
milay be mitsy fa ndry nga ahona, sady refa vita ny concert de midina izy miarahaba ny mpijery, fa za nahazo kisses and hugs avy taminy :-D
29. cutie
(
09/10/2009 20:14)
Ho an-dry ty ry soanja :)
http://www.youtube.com/watch?v=KlHzRir7K3g&feature=related
http://www.rhapsody.com/spearhead/yell-fire/hello-bonjour/lyrics.html

30. soanja
(
11/10/2009 19:07)
cutie:
Ho an-dry ty ry soanja :)
http://www.youtube.com/watch?v=KlHzRir7K3g&feature=related
http://www.rhapsody.com/spearhead/yell-fire/hello-bonjour/lyrics.html
Azafady Cutie fa tsy hitako ireto hira nomenao ireto. Misaotra indrindra. Mbola tsy afaka mihaino azy ireto aho raha tsy tonga any ampiasana indray. Teneniko indry raha vao vitako izany. Misoatra an!
:-* :-* :-* (l)
32. ninimalala
(
12/10/2009 08:03)
Fa ny ahy kosa Mba tantanonao ry Raiko 'zato lalanjanakao......na dia i Eric Manana aza no mihira azy aty aorina de tsara be fona lay izy.
Ho tantaraiko fohifohy ny tantaran'izay olona iray izay :
Nametraka ny fiainany tamin'ny Tompo izy indray andro raha nikasa hanambady dia io hira io no ambetimbavakany satria nisy olona notiaviny nefa rehefa tena io olona io dia manana tsy fahasalamana goavana . Fotoana fohy monja taty aorina dia lay olona notiaviny no niala fa olona hafa mahitsy no lasa vadiny ary dia nekeny sy ninony fa io no natolotr'Atra azy matoa io no lasa vadiny.

33. cutie
(
12/10/2009 13:32)
Mpandefa : ninimalala [ Valio ] 12-10-2009 10:03:56
Lohateny : Re : Omeo Hery Aho!
Fa ny ahy kosa Mba tantanonao ry Raiko 'zato lalanjanakao......na dia i Eric Manana aza no mihira azy aty aorina de tsara be fona lay izy.
ie :wink:
34. soanja
(
13/10/2009 00:25)
Ratoa:
tsy misy manako aty amiko mihitsy ireo hiram-bazahanareo ireo anefa aho mba tia hirambazaha ihany. Ny tena tiako izao dia ny zoulou
zarao zany ny hira zouloun'i Ratoa sao mba hankafizinay!
:D :D :D
Ny hiram-bazahako io aloha tsy tena tsara miantefa raha henoina fotsiny fa tsy maintsy ampiarahana amin'ny rythma ny vatana vao manako any anaty aty fanahy raha ny ahy no resahiko. Mila miakatra aby zay tokony hiakatra! :D
35. soanja
(
13/10/2009 00:27)
cutie:
Ho an-dry ty ry soanja :)
http://www.youtube.com/watch?v=KlHzRir7K3g&feature=related
http://www.rhapsody.com/spearhead/yell-fire/hello-bonjour/lyrics.html
Mbola tsy henoko foana le hira hatramin'izao.
:(
37. soanja
(
13/10/2009 15:57)
cutie:
Ho an-dry ty ry soanja :)
http://www.youtube.com/watch?v=KlHzRir7K3g&feature=related
http://www.rhapsody.com/spearhead/yell-fire/hello-bonjour/lyrics.html
Soa ny hira Cutie fa dia misaotra e. Ny tononony aloha dia tena amin'ilay mifandray amiko. Eo hoe eo ihany anefa ny ritma saingy rehefa mihaino azy ankalamanjana toy io dia tena miditra lalina be satria mahafoaka be tokoa ny iantefany.
:-* :-* (l)