Ny UNIVERS
1. rakapy
(
30/09/2009 15:39)
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toerana ireny.
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS?
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xana?
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?

novalian'i rakapy ny 05/10/2009 13:47
2. Veloo
(
30/09/2009 17:24)
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS?
ny eto an-tany hihainan-tsika ihany
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xana?
planeta sambatra tsy tratran'ny ota....
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?
Eny tokoa moa izany rehefa tonga i Jesosy haka antsika amin'ny fihavian'ny fanindroany..
4. rakaroka
(
30/09/2009 19:08)
Ny "univers" angamba na "ara-pahariana ao anaty baiboly ihany aza tsy mifetra @ planeta "tany fotsiny" satria "voasoratra ao @ genesisy koa fa isan'ny zava-boahary "nohariana koa ny "habakabaka, kintana sns"...Donc voaporofon'ny sasany @ "fifehezana ny "satellite" eny @ volana ohatra izany "zo" izany!
5. simplex
(
30/09/2009 19:44)
Ny tena dikan'le hoe "hanjakao ny zava-boary" angamba dia hoe ampiasao ny coco. Nataon'i A/tra sady misy saina isika no misy fanahy, ireo no manome tombony antsika afaka mianatra sy mi-s'adapte @ rehetra. Tombony be mihoatra @ zava-boary ambiny izay miaina @ instincts sy izay nanaovana azy hatr@ voalohany fotsiny...
Zany hoe refa ho takatry ny coco-antsika ny hanjakazaka @ planeta hafa dia mazava wazy fa ananan-tsika zo ny manjaka aminy.
Tsy voatery misy dikany @ olom-belona ny zava-boary. Ohatra hoe in no dikan'ny tany izao?? raha hoe ny zavatra mety ampiasan'ny ol azy indray dia ekeko... mety misy tokoa fa rehefa mbola tsy fantatra alou le izy dia tsy misy izany... afatsy ny hoe manome hazavana sy ny hoe endrika bogosy eny @ lanitra... ahafahana manao an'le hoe ra ny volana aza no ilainao dia alaiko ho anao izany :roll: 8)8)
Eny, manan-jo hi-style hitsidika an'ze planeta, takatry ny volany ny zanak'olombelona... rehefa mbola tsy takatra alou ny saran'ny fandehanana dia mbola resaka mandany jiro fotsiny zany...
;-)
6. soanja
(
30/09/2009 20:40)
rakapy:
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toerana ireny.
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS?
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xana?
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?
Raha ny baiboly angamba no iaingana hiresahana na hamaliana ny fanontanian-dRakapy dia hoy aho hoe voafetra ny hahazoana valiny avy ao satria na ireo nanoratra aza mbola tsy nahatakatra akory hoe hatraiza ny hangezan'io lanitra mangamanga ialofantsika io ary ahoana ny any raha ny ara-fijika no resahina.
Fa raha hamaly izany amin'ny mahaolombelona ahy aho dia hoy aho hoe matoa isika tsy malalaka hiaina any amin'ny Universe fa mila karazan-javatra vitan'olombelona avy amin'ny vokatry ny voahary dia tsy natao hanjakantsika ny Universe fa natao handalovana sy hotsidihina.
Mananjo hitsidika any ve isika dia hoy aho hoe ENY. Izay rehetra mameno io Universe io na mahatonga azy ho tahak'io dia iarahantsika rehetra izay misy ananana avokoa. Efa vita lamina ny lalan'ny Universe ary isika olombelona dia afaka mahantatra io lalana io avy amin'ny alalan'ny saina. Mila mikaroka. Mety ho hitantsika aza ny sekirean'i Universe raha miasa mafy ny babakindohantsika. Saingy alohan'izay dia mila mahay mifandray sy mifandamina ary mifankatia aloha isika olombelona eto an-tany vao tafavoakantsika izany. Ny fifangaroan'ny fahaizana amin'ny lafiny samihafa no hanome antsika ny fisokafana any amin'ny Universe.
Ho tanteraka anie izany!
7. AndriambyII
(
30/09/2009 22:34)
Ny galaxie solaire fotsiny no efa firy ny planete ao anatiny ? amina milliard .Araka ny fanisan' ny astrophysiciens hatramin' izay , raha ao anaty univers raha tsy diso ny tadidiko dia misy galaxie amina milliard de milliards de milliard puissance de milliards puissance milliards koa , ary ny any amin' ny tsy hita havanavana any dia mbola ??, dia mbola mino ny fisian' andriamanitra ihany ve ianareo @ izany ? jusqu' a l'infini? :-@ :-@
8. ikaretsaka
(
01/10/2009 00:00)
simplex:
Ny tena dikan'le hoe "hanjakao ny zava-boary" angamba dia hoe ampiasao ny coco. Nataon'i A/tra sady misy saina isika no misy fanahy, ireo no manome tombony antsika afaka mianatra sy mi-s'adapte @ rehetra. Tombony be mihoatra @ zava-boary ambiny izay miaina @ instincts sy izay nanaovana azy hatr@ voalohany fotsiny...
Zany hoe refa ho takatry ny coco-antsika ny hanjakazaka @ planeta hafa dia mazava wazy fa ananan-tsika zo ny manjaka aminy.
Tsy voatery misy dikany @ olom-belona ny zava-boary. Ohatra hoe in no dikan'ny tany izao?? raha hoe ny zavatra mety ampiasan'ny ol azy indray dia ekeko... mety misy tokoa fa rehefa mbola tsy fantatra alou le izy dia tsy misy izany... afatsy ny hoe manome hazavana sy ny hoe endrika bogosy eny @ lanitra... ahafahana manao an'le hoe ra ny volana aza no ilainao dia alaiko ho anao izany :roll: 8)8)
Eny, manan-jo hi-style hitsidika an'ze planeta, takatry ny volany ny zanak'olombelona... rehefa mbola tsy takatra alou ny saran'ny fandehanana dia mbola resaka mandany jiro fotsiny zany...
;-)
mitovy fijery @ plex... (sao filozofia 1 aza no niarahantsika mitsam le)
10. rakapy
(
01/10/2009 15:23)
hoy i Veloo
mba mila fanazavana misimisy raha tsy manahirana.
Dia ho entiny mitsidika ny planeta maro ve ny xana rehetra?
planeta sambatra tsy tratran'ny ota....
mba mila fanazavana misimisy raha tsy manahirana.
Eny tokoa moa izany rehefa tonga i Jesosy haka antsika amin'ny fihavian'ny fanindroany.
Dia ho entiny mitsidika ny planeta maro ve ny xana rehetra?
11. ni81
(
01/10/2009 15:31)
Dia ho entiny mitsidika ny planeta maro ve ny xana rehetra?ireo voavonjy ihany
12. rakapy
(
01/10/2009 15:41)
Toa lasa toa kilalao fampiesonan-jaza ity resaka finona ity ry ni81 marina? :-D :-D :-D
13. rakaroka
(
01/10/2009 15:42)
ni81:
Dia ho entiny mitsidika ny planeta maro ve ny xana rehetra?ireo voavonjy ihany
8O 8O :roll: :roll: mbo aiza aza no misy prog hoe "hoentina mitsidika planeta izay voavonjy? :?: :roll: :roll: 8O 8O 8O
14. ni81
(
01/10/2009 15:44)
mbo aiza aza no misy prog hoe "hoentina mitsidika planeta izay voavonjy?ao anaty baiboly akia
17. rakaroka
(
01/10/2009 16:03)
Toa mba efa nahavaky ilay "baiboly" izay de A à Z aho fa asa na misy pejy tsy ampy ve ny baiboliko sa ahoana aza?... :roll: :roll: :roll: :-w :-w :-$
mbo vilagno amiko rô ny toko sy andininy fa very 'ty namana @ ito "prime pour lé mpino ity! ..... Mety "hino tampoka aho mantsy raha "confirmé ilay izy :-P "Voyage autour de l'univers izany interesanty ihany an" , indrindra rehefa vizabizaky sy laona ny fiainana an-tany toy" dia mba any ho any no mitsinjo ny aty @ izay! :-D :-D :-D

18. ikaretsaka
(
01/10/2009 16:10)
Io rakaroka fa tazako avy ety @ planeta mars kle...oooops kay mo octobre zao =))
19. klitika
(
01/10/2009 17:34)
rakapy:
Ny tany misy antsika dia toy ny voa-pasika iray eo anivon'ny torapasika any an-tany efitra. Maro ireo toerana hafa ankoatra ity tany ity izay tsy mbola fantatsika ny fahamarina misy any @ ireny toerana ireny.
Raha ny voasoratra ao anaty baiboly sy ny finoan'ny xana anefa dia voalaza fa ny olombelona hono no mpanjakan'ny zava-boahary.
Io zava-boahary io ve ny tany ihany sa ny zava-boahary rehetra eran'ny UNIVERS?
Raha ohatra ka voafetra fa ny tany ihany no anjaratsika, inona izany no mety dikan'ireny planeta sy toerana hafa ireny amin'ny mpino xana?
Manan-jo ny handeha hitsidika ireny toerana ireny ve ny olombelona?
Tsy zakan'ny lohako ilay fanontaniana Rapaky an
20. rakaroka
(
01/10/2009 18:14)
ikaretsaka:
Io rakaroka fa tazako avy ety @ planeta mars kle...oooops kay mo octobre zao =))
Ka lé journal télé miampita mankatsy mankaroa ireny toa efa karazana
findramana ny volana par satellite. Dia karazan'ny efa nahatsinjo ny lavitra ihany t@ "reportazy" isan-karazany par le "biais n'ny volana!