Azo heverina ve....
1. tsiafoi1
(
29/09/2009 13:07)
Mampieritreritra ihany ny fomba nahazoan'i Kelifingotra invitation hanatrika ny fivoriana faha 64è ny ONU... Sehatra avo dia avo tokoa io saika nanihan'ny HAT io, ary azo antoka fa nisy ny fanosehana matoa tafakatra @'izany rizareo!!!!
Toe-javatra roa no nety nitranga ka nahantongavan''iny fanasana @'ny sehatra ambony iny :
1- Na nisy fanovana sy osoka ny fanasana. Raha izay tokoa dia niara-niasa nanantontosa izany ny Ambassadeur malagasy teo anivon'ny ONU sy teto an-toerana, ny Ambassadeur Amerikana miasa eto an-toerana, ary Ireo mpitarika ambony teo anivon'ny ONU... Azo heverina ve ny hampitombina ity petra-kevitra voalohany ity, raha ny fitaovana manara-penitra ananan'ny firenena Amerikana izany nampiantrano ny fivoriana???... Etsy andaniny ny fahamailona eo @'ny sampam-pitsikolovana samihafa manoloana ny fiarovana ireo mpivory izay saiky filoham-pirenena ny ankamaroany??? Toa tsy mampino ihany!!
2- Na Tena ara-dàlana tokoa ny fanasana. Dia midika avy hatrany izany fa tsinontsiniavin'ireo lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny firenena mikambana ny safidin'ny malagasy nifidy ny filoha Ravalomanana, ary niniana natao iny coup d'Etat iny ho @'ny fiarovana ny tombotsoan'ireo firenena ngeza... Ary mbola azo hamafisina etoana fa tsy afa-bela t@'ny fanatontosana iny invitation iny ny Ambassadeur malagasy teo anivon'ny ONU, izay azo antoka fa niara-niasa akaiky t@'ny Ambassadeur Amerikana teto an-toerana... Midika ihany koa izany fa volongita miray tendro t@'iny coup d'Etat iny rizareo...
Ny fahanginan'ireo firenena ngeza nanoloana ny latsa-bato teo anivon'ny fivorian'ny ONU, dia midika fa misy ambadika tao...
Isaorana etoana ireo firenena Afrikana izay tsy nikoso-maso manoloana ny ngeza fa nijoro ho amin'ny fiarovana ny fiandrianam-pirenen'ny firenena iray. Tsy ho an'i Dago ihany no nanaovan'izy ireo izany, fa ho an'i Afrika afaka

novalian'i tsiafoi1 ny 01/10/2009 11:18
2. ketaka67
(
29/09/2009 13:39)
tsiafoi1:

hoy ianao hoe:"Ny fahanginan'ireo firenena ngeza nanoloana ny latsa-bato teo anivon'ny fivorian'ny ONU, dia midika fa misy ambadika tao..."
mazava ho azy! izay no nahatonga dry zareo tsy tonga dia nody fa nanao détours taiza? fa tsy tany frantsa ohatra, izay miaro ny intérét ny Total sy ny hafa koa! sy ireo firenena 3 hafa, tsy fantatro lotra koa hoe iza!
mbola ho voazanaka ara-tsaina foana isika raha izao no fandehany! 49 ans aty aoriana mbola minono aminy ihany ty milaza fa presidà ! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
"appelez moi maintenant mose le présidà" :roll:
3. xxx
(
29/09/2009 13:47)
Invitation à l’ONU : interrogé par l’agence de presse AP, un porte-parole du Secrétaire général des Nations Unies, Ban Ki-moon, a affirmé que l’invitation à l’Assemblée Générale n’a jamais été envoyée à Andry Rajoelina en personne mais à la Mission de Madagascar auprès des Nations Unies
5. locl
(
29/09/2009 14:02)
Raha ny fahazahoako azy dia tsy izy mihintsy no niantefany invitation fa izy no nanampakevitra ny ho any.
6. bozyboleta
(
29/09/2009 14:17)
Na izy na tsy izy no niantefan'ny fanasana dia hita soritra eny foana ny firaisan'ireo masoivoho vahiny eto Madagasikara tetika aminy: frantsay, amerikana, firenena mikambana, ...izay efa nipasoka t@ sehatra avobe.
Raha toa ka tsy neken'ny firenena mikambana ny fitondrana misy eto izao, afaka tsy nandefa fanasana fotsiny izy; satria heverina ho toy ny tsy misy fanjakana izany.
Fampandriana adrisa daholo ny sisa fa efa saika hanome vahana an'i radomelina ihany ireo mpanosika azy ireo. Saingy soa ihany fa voasakan'ny Afrikana.

7. tsiafoi1
(
29/09/2009 14:34)
Tena te hanamafy an'io voalazan'i bozyboleta io za
1- Matoa Kelifingotra nibontsina hoe, "mandeha ho azy izany reconnaissance izany", de nisy ny fanomezan-toky tao ambadika
2- Tazana nanketsy nakeroa ny Ambassadeurs ny ngeza rehetra nandritra iny coup d'Etat iny
2- Matoa Ravalo tsy nihazakazaka nialokaloka any Amerika na tany Eropa, dia efa fantany ny fahavalony
3- Matoa nahazo invitation sy visa ho any Amerika i Kelifingotra, dia nisy ny aval ny Ambassadeur Amerikana
4- Rehefa hitan'ny ngeza fa tsy nahomby ny tetika, dia mihazakazaka indray ryleimaty any @'ny resaka fifidianana sy manao lobbing @'ny filohan'ny GIC (Pt Chissano an'i Mozambique)
5- Tsisy tombotsoa ho an'ny ngeza mihitsy ny fipetrahan-dRavalomanana eo @'ny fitondrana satria, na ny commerce interne aza rakotry ny entana TIKO sy MAGRO. Taorian'iny coup d'Etat iny vao mba nahita rirany teny @'ny tsena anatiny ny entam-barotra vahiny
Farany, azo lazaina fa kenda tsy nahitan-teny ny ngeza rehetra nanaovan'ny Afrikana azy, izay mbola hisaorana etoana hatrany, idd fa ny SADC.
Mila mailo ny mpitarika ny ara-dàlana manoloana ny tetika ambadik'ireo firenena ngeza ireo, izay tsy mbola hay faritana mazava aloa ankehitriny hoe iza avy izy ireo!!! Atomotra ny 6 octobre, tokony hisy hetsika mafonja hanehoan'ny malagasy tsivakivolo fa mila averina @'ny ara-dalana voafidim-bahoaka ny fahefana....

8. bozyboleta
(
29/09/2009 14:51)
Efa naverina teto ombieny ombieny fa tetiky ny firenen-dehibe io fanonganam-panjakana io ary resa-bola no tena antony.
Ny tsy nampoizin'ireo firenen-dehibe ireo ary nampihitsoka ny raharaha dia ny nafitsoky ry miaramila-potaka tsy nahalala izay resaka ambadika tany fa nanampatra ny loham-botony.
Kenda ireo ngeza ary na izy aza tsy nanampo ho victim hitam-poko hitam-pirenena nambanana basy sy norahonana.
Ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona nataon'ireo tsimanjary ireo no anisan'ny sakana tsy nahatafitana ny baolina ary mandrak'izao tsisy mahafehy ireo miaramila-potaka ireo dia miha-sarotra ny raharaha.
Teo koa ny fizirizirian'ny vondrona afrikana toy ny SADC izay tsy hitany koa ny anilihana azy.
Na hanao lobbying fahazato sy arivo eo ary tsy ho tafita mihitsy io satria efa betsaka loatra ny hadalana.

9. locl
(
29/09/2009 14:57)
Ka dia vive izany ny SADEC raha marina daholo izay nolazainareo ary amin'izay koa mba hitan'ireo ngeza fa tena mba manana ny maha-izy azy ny firenena afrikanina
10. tsiafoi1
(
29/09/2009 15:12)
I Afrika no herintsika, isaorana an'Andriamanitra fa dia tafiditra amin'izany fanohanana lehibe izany ny ngeza aty Afrique dia i Afrique du sud izany, izay tohanan'i Angleterre ankolaka. Izay no tsy nampihambahamba ny tany Londres nanameloka an'iny coup d'Etat iny
Ny an'ny Frantsa, Lybie sy ireo firenena arabo sasantsany moa dia mazava ny resaka fa de volongita miray tendro izy ireo...
Ny momba an'i USA dia mbola misabaka tsy mazava tsara, ary eo no mahasarotra ny fandidiana, kanefa efa manomboka miha hita taratra tsikelikely ihany izany...
Na izany na tsy izany aoka ho mailo ny Mpitarika légalistes rehetra. Atomotra ny 06 octobre, ary tsy mifarana eo ny ady fa manomboka eo hiasa ankolaka @'ny alalan'ny fifidianana ireo tsy maty voalavo an-kibo

11. nancy
(
29/09/2009 15:50)
Ny tena fopla tamin'iny dia ilay invitation nomen'Atoa Zina an-dRajoelina.
Tsy mino loatra aho fa nisy ny avaln'ny ambassadeur amerikana eto Mcar ny nahatongavan-dRajoelina tany USA, satria raha vao invitation avy amin'ny ONU dia tsy afaka manao n'inoniona ny ambasady amerikana fa mandeha hoazy ny visa. Porofo mazava be fa ny president Iraniana Mohamed Ahmadinejad dia nahazo visa ihany koa satria ny UN no nanasa azy nefa io dia tena fahavalon'ny Amerika ihany koa. Ny eritreritro aloha dia ao amin'ny ONU no misy tsy milamina e, tsy dia mankaiza ny controlen-dry zalahy ao raha izao zavatra ataony izao no dinihina.
Tsy mino loatra aho fa nisy ny avaln'ny ambassadeur amerikana eto Mcar ny nahatongavan-dRajoelina tany USA, satria raha vao invitation avy amin'ny ONU dia tsy afaka manao n'inoniona ny ambasady amerikana fa mandeha hoazy ny visa. Porofo mazava be fa ny president Iraniana Mohamed Ahmadinejad dia nahazo visa ihany koa satria ny UN no nanasa azy nefa io dia tena fahavalon'ny Amerika ihany koa. Ny eritreritro aloha dia ao amin'ny ONU no misy tsy milamina e, tsy dia mankaiza ny controlen-dry zalahy ao raha izao zavatra ataony izao no dinihina.
tsiafoi1:
Tena te hanamafy an'io voalazan'i bozyboleta io za
1- Matoa Kelifingotra nibontsina hoe, "mandeha ho azy izany reconnaissance izany", de nisy ny fanomezan-toky tao ambadika
2- Tazana nanketsy nakeroa ny Ambassadeurs ny ngeza rehetra nandritra iny coup d'Etat iny
2- Matoa Ravalo tsy nihazakazaka nialokaloka any Amerika na tany Eropa, dia efa fantany ny fahavalony
3- Matoa nahazo invitation sy visa ho any Amerika i Kelifingotra, dia nisy ny aval ny Ambassadeur Amerikana
4- Rehefa hitan'ny ngeza fa tsy nahomby ny tetika, dia mihazakazaka indray ryleimaty any @'ny resaka fifidianana sy manao lobbing @'ny filohan'ny GIC (Pt Chissano an'i Mozambique)
5- Tsisy tombotsoa ho an'ny ngeza mihitsy ny fipetrahan-dRavalomanana eo @'ny fitondrana satria, na ny commerce interne aza rakotry ny entana TIKO sy MAGRO. Taorian'iny coup d'Etat iny vao mba nahita rirany teny @'ny tsena anatiny ny entam-barotra vahiny
Farany, azo lazaina fa kenda tsy nahitan-teny ny ngeza rehetra nanaovan'ny Afrikana azy, izay mbola hisaorana etoana hatrany, idd fa ny SADC.
Mila mailo ny mpitarika ny ara-dàlana manoloana ny tetika ambadik'ireo firenena ngeza ireo, izay tsy mbola hay faritana mazava aloa ankehitriny hoe iza avy izy ireo!!! Atomotra ny 6 octobre, tokony hisy hetsika mafonja hanehoan'ny malagasy tsivakivolo fa mila averina @'ny ara-dalana voafidim-bahoaka ny fahefana....
12. tsiafoi1
(
29/09/2009 16:21)
Forum moa izy ity. Ny isavasavana ny ravina mba hahitana ny fotobeany
Azo eritreretina ihany koa hoe : Mety tsy afa-nanoatra ingahy Zina fa ny chef be teo ambony dia Atoa Triki izay tera-tany Lybiana. Niniana nalefa ny fanasana, fa efa niandry an'i Kelifingotra koa ny Tacle derrière nomen'ny firenena Afrikana, raha ampifandraisina @'ny kabarin'i Guide Khadafi, sy ny namotsipotsiran'Atoa Khadafi an'ireo fomba ratsy mampiady angely aty @'ny firenena mahantra, izay zava-panaon'ireo firenena ngeza. Raha izay no hieritreretana azy dia azo raisina ho akama tsara ihany i Lybie, ary tsara fingana i Kelifingotra.
Na izany na tsy izany BRAVO ho an'i Afrika, ary BRAVO ho an'i Dadavalo sahy namaky batsilana an''i Frantsa izay lehiben'ny Fransafrika sy mpampiady angely.

13. Papoose
(
29/09/2009 20:18)
aza alefa lavitra ny saina fa jereo fotsiny hoe miantefa any @ presidence ny invitation, dia iza no miandraikitra ao @ presidence @ zao fotoana zao? donc izay olona ao @ presidence @ zao fotoana izao no mandray aza!!!
14. diloo
(
29/09/2009 21:24)
hoy Tsiafoi:
Ny ahy indray tsy dia ilay resaka Dada8 no tena important, fa ilay fahasahian'ny firaisana Afrikana masaky maka ny andraikiny manoloana ireo ngeza, indrindra moa fa manoloana ny lobbies'ny reny malala.
Mihevitra foana ny france à fric ohatra, fa vitan'ny vidina fotsony ny puchiste, dia azo daholo ny aremben-tany.
Ary tsy nampoizin-dreo tokoa, fa ireo avarampi nampianariny, tsy fopla sy drakaka daholo hanaraka ny baikony, fa masaky mijoro hiaro ny zoan'ny firenena afrikana rehetra sy i Madagasikara soa antsika.
Izao very fotsiny ny volan'ny contribuables frantsay, ho famatsiana an'i Andry TGV, ny HAT, ary ny coopération militaire an'ny capsat, mitovy amin'ny fiaramiasa nataony miaraka amin'ny Dadis Camara ao Guinée. :evil:
Bravo l'Afrique :-*
Na izany na tsy izany BRAVO ho an'i Afrika, ary BRAVO ho an'i Dadavalo sahy namaky batsilana an''i Frantsa izay lehiben'ny Fransafrika sy mpampiady angely.
Ny ahy indray tsy dia ilay resaka Dada8 no tena important, fa ilay fahasahian'ny firaisana Afrikana masaky maka ny andraikiny manoloana ireo ngeza, indrindra moa fa manoloana ny lobbies'ny reny malala.
Mihevitra foana ny france à fric ohatra, fa vitan'ny vidina fotsony ny puchiste, dia azo daholo ny aremben-tany.
Ary tsy nampoizin-dreo tokoa, fa ireo avarampi nampianariny, tsy fopla sy drakaka daholo hanaraka ny baikony, fa masaky mijoro hiaro ny zoan'ny firenena afrikana rehetra sy i Madagasikara soa antsika.
Izao very fotsiny ny volan'ny contribuables frantsay, ho famatsiana an'i Andry TGV, ny HAT, ary ny coopération militaire an'ny capsat, mitovy amin'ny fiaramiasa nataony miaraka amin'ny Dadis Camara ao Guinée. :evil:
Bravo l'Afrique :-*
15. fijo
(
29/09/2009 22:14)
tsiafoy an,ny fanasana anie iray taona mialoha,dia efa voahomana e,dia alefa any amin'nyambasadera io,dia ilay ambasadera no mampita azy any amin'ny minisiteran'ny raharaham bahiny,izay mampita azy any aminn'y governemanta.ka ny mpikarakara ilay fanasana metsy tsy dia voasariky ny zavanisy tany mada satroia firenena kely ny any taloha(taloha)satria izao ny zamerika,dia efa manaiky ofisilay fa misy tahirintsolitany 16 miliara barika ao mada,ka noho izany dia efa manomboka voasarika amin'izay mitranga ao ny goavana.
izao izany,dia tsy hisy intsony ny toa ireny ao mada

16. pikatti
(
30/09/2009 00:16)
misy tahirintsolitany 16 miliara barika ao mada,ka noho izany dia efa manomboka voasarika amin'izay mitranga ao ny goavana
efa lasa io ndray zao ny cution ho an'zay manohana an'i bitrovoalavo ho eken'ny CI, nefa tonga saina dôly ny pokona fa tsy mendriak lery fa tsisy valera. :-D
17. pikatti
(
30/09/2009 00:17)
hoy fijo
efa lasa io ndray zao ny caution ho an'zay manohana an'i bitrovoalavo ho eken'ny CI, nefa tonga saina dôly ny pokona fa tsy mendriak lery fa tsisy valera. :-D
Voalaza teo :
misy tahirintsolitany 16 miliara barika ao mada,ka noho izany dia efa manomboka voasarika amin'izay mitranga ao ny goavana
efa lasa io ndray zao ny caution ho an'zay manohana an'i bitrovoalavo ho eken'ny CI, nefa tonga saina dôly ny pokona fa tsy mendriak lery fa tsisy valera. :-D
18. tsiafoi1
(
30/09/2009 09:16)
fijo a, azo ekena izay voalazanao, saingy tsy mety mionona ny saina mamahavaha hoe "Ahoana no fomba nahazoan'ny puschiste sy ny tariny VISA d'entrée ho any USA???, nefa dia niarahan'Atoa Niels Marquart Ambassadeur USA niaina teto ny coup d'Etat nanomboka t@'ny 17/03/09", de ho sanatria gaboraraka noho ny fidirana any Frantsa ve ny fidirana an'i USA!!! Raha izany manko dia rariny raha nirodana ny World Street Center!!!
Amiko aloa na inon na inon entina manazava, h@'izao ny saiko dia manahy hoe nisy aval américain ihany iny renversement an-dRavalomanana iny. Nisy tombotsoa iraisan'ny samy ngeza ao, fa tsy nampoizin'izy ireo kosa ny mba tactique kely nentin'ny firenena Afrikana niatrika izany. Ny irariana dia mba haharitra hijoro @'ny hevinyh@'ny farany ireo firenena Afrikana, idd fa ny ao @'ny SADC

19. fijo
(
30/09/2009 20:24)
hatramin'izao aloha,dia tsy mbola misy ny fanakanana andry zalahy amin'izay diany.fa raha milatsaka ny sazy,dia ahita ndry,fa tsy tafavoaka eo intsony ireo
20. tsiafoi1
(
01/10/2009 11:18)
Dia aleo arahina Amen Amen Amen mihitsy fa tena grave le hiainana aty an-tanindrazana ka