Izay alehany,alehany,fa ny vola am-paosy miditra foana e!

1. diloo ( 28/09/2009 22:11)
la déconvenue rencontrée par le jeune Andry Rajoelina à New York, les résultats ne sont pas à la hauteur des frais payés

Vinavinan-kevitran'i R. Edmond Midi Mada.

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=18172
Raha io tokoa no fiantraikany, dia vola very hoan'ny vahoaka, fa paosy feno hoan'ny mpianjaika. :wink:
novalian'i pikatti ny 30/09/2009 00:27
2. Papoose ( 28/09/2009 22:47)
fa firy moa no tokony handeha reny isan-taona ireny?
3. bacouli ( 29/09/2009 10:24)
Halefaso @zay ny SADEC FA POTIKA NY firenena é,tsy lasa intsony ,ry ramarosaona madany vola HAMONOANA ANY MALAGASY ?TSY IZY intsony izao ,tokony dorana ny building n'io rangahay io fa tsy RARINY RAHA MALAGASY NO HASAINA HAMONO MALAGASY NOHO NY FITIAVAN-TSEZA????
4. Mirananirina ( 29/09/2009 11:54)
Indrisy manko eh.Vola ampy ny Malagasy mandritra ny 2 taona farafahakeliny...Lanin'ny delegationdra Malagasy tgv nitsangatsangana mitety ny firenena.Vola be anie no landrizareo ireo eh.Résultat=0 anefa
5. xxx ( 29/09/2009 12:02)
Halefaso @zay ny SADEC FA POTIKA NY firenena é,tsy lasa intsony ,ry ramarosaona madany vola HAMONOANA ANY MALAGASY ?TSY IZY intsony izao ,tokony dorana ny building n'io rangahay io fa tsy RARINY RAHA MALAGASY NO HASAINA HAMONO MALAGASY NOHO NY FITIAVAN-TSEZA????

10h00 - AG DE L’ONU : des responsables de la SADC auraient rencontré lors d’une réunion de hauts responsables de l’ONU afin d’insister sur une demande d’intervention militaire dans la grande île. C’était lors de la tenue de l’Assemblée Générale des Nations Unies à New York.
6. tsiafoi1 ( 29/09/2009 12:31)
Tsy efa nanaovan'ny frantsay, Ratsiraka ary tgv lobbing tao ve zao ingahy Chissano GIC, haninona any Frantsa rangahy io raha tsy ao raha???? Hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha!!!

Tsy mba heno akory hoe nihaona t@,-dRa8 le ingahy Chissano!!!
7. ketaka67 ( 29/09/2009 13:45)
asa firy sisa ny tahiry @ devise ao marina! tsy ahavidy vary akory atsy ho atsy! c'est un crime de laisser le vahoaka noana maty eo! ary na hisy aza ho lafo toy ny anakandriamaso! nefa ny karama aza efa sty hisy atsy ho atsy!
8. Papoose ( 29/09/2009 20:57)
ountsoo!!
9. fijo ( 29/09/2009 22:29)
efa nihaona tamin'i ravalo izy ry tsiafoy an,avy any amindravalo izy vao taty paris
10. Papoose ( 29/09/2009 22:46)
zany tokoa v ry le fijo?
11. fijo ( 29/09/2009 22:47)
ie,tano afrika atsimo aloha izy,nihaona tamin'i levalo,vao nanatona an'i le jamba
12. pikatti ( 30/09/2009 00:27)
de araho moramora eo ny resaka mivoaka fa OK foana no mivoaka ny vavan'ny bitrovoalavo na dia efa KO aza :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433