Ilay zavatry Robera!!!!
1. hanjaris
(
28/09/2009 13:46)
Nisy lehilahy iray itanareo le mpanadio razana any amin'ny morgue ireny no asany. De indray andro hono, raha sendra hanao ny asany ilay tovolahy d naita fa olona teo an-tanana iany io maty io, tsy iza fa i Robera. d ny tena nahavariana azy d tena lava be hono kay ny "fitaova-...ny Robera" reefa niala ny akanjony ka njay fa hosasan izy.
D gaga ity ranamana mpanasa ka inona no nataony hoy ianareo? notapahiny moramora ilay zavatra d nofonosany gazety ary dia nentiny nody.
Tonga tany an-trano ary ty izy dia nasehony an-dramatoa ka akory ny hatairan-dramatoa sy ny alahelony naita ity zavatra: HANKY VA RE KA MATY ROBERA!!!!!!
Hankony teo rangahy.

novalian'i ktsif ny 13/10/2009 16:07
5. dangytsmaty
(
30/09/2009 09:11)
Mbo ts le vadiny ndray ary novonoin'ny le vehivavy hoe nomono an'i Robera, satria nahoana moa no any aminy ny fitaovan'ny Robera :-D :-D :-D :-D
8. ktsif
(
13/10/2009 16:07)
Lianah angamba iRobera ka namoronany hira mintsy
ROBERA AA ZA TSY MILA ANAO Ô
ROBERA NG^DA FIKANAO Ô
ROBERA AA ZA TSY MILA ANAO Ô
ROBERA NG^DA FIKANAO Ô