Nalatsaka any an-tsekoly ny "mpanao gazety"

1. pikatti ( 25/09/2009 06:42)
Retour aux sources pour des journalistes
Be loatra le "mpanao gazety" fopla sy mpanompo sampy ka dia voatery nalatsa any an-tsekoly ry zalahy,tsy voalaza tao aloha raha nisy nitondra tady ny sasany @ reo tgvvendrana reo =)) =))
www.madatimes.com
novalian'i pikatti ny 25/09/2009 15:47
2. xxx ( 25/09/2009 06:50)
Intox zany moa dia tsy lazaina ntsony ny atsy @ madagate ,ary no tena mampimé refa kenda le tgv de mody asiana resaka vam zany le vaovao
misy ndray ny sasany lasa éditorialiste tampoka zany nefa tsy journaliste akory,efa voavidy daholo ve ny mpanely tsaho azafady ny "mpanao gazety" mantsy é :-D :-D
3. pikatti ( 25/09/2009 06:55)
F zao fotsiny ry zalahy a,mianara tsara lisany de hitondran'i dadabe mofomamy,
f'aza mba tratran'iny nahazo an'ilay mpamaky gazety tery @ lakavy iny ihany aloha é :-D :-D :-D ,tonga de wainn be, efa niomana ny hitsangana lery nefa voafafa tampoka teo ,zany ny anelah ry bitrovoalavo :-D :-D :-D
4. Rajakoo ( 25/09/2009 07:05)
Mila miverina mianatra koa ve leity i vatofototra??? :idea: hotrany maka mantsy lery eto de manara-drenirano fotsiny :roll:
5. xxx ( 25/09/2009 11:18)
Votofototran'ny afo :-D
6. pikatti ( 25/09/2009 12:34)
o relty remahity sao elah mba tokony alefa manao stage kely klou,laozan'nedala miwawawa be aty fotsiny mantsy ,le @ asabotsy efa tsy olana iny fa eo ampiandrasana tsy maintsy mandé ny coms bainn a
Mila miverina mianatra koa ve leity i vatofototra??
de any elah sy vatofototra mba mifanakalo hevitra :-D
7. Mirananirina ( 25/09/2009 12:49)
efa faly ery aho hoe niverina any antsekoly koa ry tgv rehetra :-D :-D :-D kay ny mpanao gazety fotsiny
8. pikatti ( 25/09/2009 12:53)
"mpanao gazety"=mpanely tsaho reny indrindra ry tgvendrana reto kah =)) =))
9. Mirananirina ( 25/09/2009 12:59)
pikatti,hay tokoa moa....efa kopy aho ka
10. pikatti ( 25/09/2009 13:11)
i patrick2002 zao efa lasa any de aza gaga raha lasa patrick2009 lery ,mba efa mis à la page le taraky iny :-D :-D
11. Mirananirina ( 25/09/2009 13:16)
hihihi....patrick 2010 izy izao ka.
12. pikatti ( 25/09/2009 13:23)
=)) =)) =)) efa hotapitra tokoa ny taona
iny ve ry Mirana tsy antitra ao am-pianarana ao raha iny toe-tsainy iny :-D :-D :-D
13. Mirananirina ( 25/09/2009 13:37)
pikatti,tena marina mihitsy io ka,miampy any bazi :-D :-D :-D :-D
14. pikatti ( 25/09/2009 13:46)
bazylou iny aloha tsy lazaina ntsony é, iny no tena gisitra ndridra eto mba managalatahaka @ rapaty ao nefa samy doma mifampitantana,tsisy afa tsy BEUUURKK foana ny ao an-dohany ao
15. Mirananirina ( 25/09/2009 13:50)
raha tsy izany andeha hiverina hampianatra any antsekoly indray aho koa.Primaire io an!!dia alefa ao daholo aloha ry zalahy :-D :-D :-D :-D
16. xxx ( 25/09/2009 14:46)
Pikatti ony hiditra garabola !! ha ha h a ! ampenarin'i mirana zany le iny ,, hon hon hon !!


kobo !!!
17. pikatti ( 25/09/2009 14:50)
Aza miafina leity fa misehoa a,elah zao efa afa-takotra ao fa kay elah ihany no terrywiwi= HERY2 ,maivana be le fika bainn a :-D :-D
18. Rajakoo ( 25/09/2009 15:33)
fikan'antitra io :-D
19. pikatti ( 25/09/2009 15:47)
efa kobo lesy fa elah zany tara be bainn :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0583