bika aman'endrika

1. xxx ( 24/09/2009 15:04)
slt à tout le monde !!
otran kely ny ranjoko ry reto a !! ny retra retra am vatako de mifanraka tsara ian fa refa manomboka eo am lohaliko de lasa kely zany hoe la ranjo mits no ts alehany !! ts manao zipo aho noho iza satria mampiseho be an le izy ny zipo ; de pataloha fona matetika no anôvako na refa manao zipo de zipo somary lava lava !!!
Ka ono oa : sao mba misy fika azo atao mba ahafahana hampitombo ny haben'ny ranjo fa tena ts tiko mits le izy e!!! za te hanao jupe be mits nefa indrisy mants !!
misaotra anareo mialoha !!
novalian'i bazylou ny 01/11/2009 18:13
2. Papoose ( 24/09/2009 17:16)
chirurgie plastique??
3. Ratoa ( 25/09/2009 00:18)
mitaingina bisikilety tena mandeha na ilay tsy mihetsika.
Manantona anefa kinésithérapeuthe mijery raha mifaraka ny haben'ny vatanao sy ny tanjaky ny taolanao, indrindra ny lohalika. Dia ilaza izy aiza no tokony halebiazina na ahena.
4. ni81 ( 25/09/2009 16:00)
Ka ono oa : sao mba misy fika azo atao mba ahafahana hampitombo ny haben'ny ranjo fa tena ts tiko mits le izy e!!! za te hanao jupe be mits nefa indrisy mants !!
misaotra anareo mialoha
misy tena olona kely ranjo mihitsy dia tsisy fanafany na dia hitaingina bisikileta isan'andro isan'ora aza; Ny ahy dia ny mifanohitra @ io indray, be ranjo hihi
5. ikaretsaka ( 25/09/2009 17:59)
Ratoa:

mitaingina bisikilety tena mandeha na ilay tsy mihetsika.
Manantona anefa kinésithérapeuthe mijery raha mifaraka ny haben'ny vatanao sy ny tanjaky ny taolanao, indrindra ny lohalika. Dia ilaza izy aiza no tokony halebiazina na ahena.



marina .. za vo saika hiteny..
ary izany izany no mahabe ranjo ny sipan'i bira sy tamaga le
6. fahamarinana ( 25/09/2009 18:59)
:arrow: he he ! karaha za ,diso lasa bokonozatra ranjo ndray aza no marina fa tsy dia olana e! :wink: (l)
7. ni81 ( 25/09/2009 19:44)
he he ! karaha za ,diso lasa bokonozatra ranjo ndray aza no marina fa tsy dia olana e!
ka ny ahy koa ilay bisikileta no tena nahabe azy io koa e!:) fa zà sahirana ihany rehefa misy bôty tiana an! :?
8. mmmhh ( 26/09/2009 06:48)
Ny mitaingina bisikileta hono maha-bebe ranjo e, andramo e,

Azafady e, mba mijapy an'ity dinika ity zah, satria ny lohateny "bika aman'endrika" de tsy te hamorona dinika hafa zah fa mahabe isa ny dinika fotsiny nefa iray ihany ny sujet.

Hono ho aho ry reto, sao de mba misy mahay zavatra mampihena kibo fa tsy mampihena vatana.
Tsy izany manko fa somary nahazo aina kely zah tato ho ato, de tiako garder-na le alehibeazako@ zao fa ny loza, nitombo koa ny kibo re ry kaiko o,
Manao recherche @ net zah, mba hampihena an'le kibo fotsiny, fa tsy mahita fa manena vatana sy kibo miaraka foana no hitako,
Mba ampio ry zareo a,

:-*
9. Ratoa ( 26/09/2009 10:53)
mmmhh, ilay vao mifoha vao maraina, ilay mbola eo am-pandrina iny ianao no manao pédalage, couchée sur le dos.
Ny mandeha-tongotra koa mampihena ny kibo. Mijoroa mahitsy tsara, ahidiro ny kibo dia mandeha haingakaina , indroa na in-telo isan-kerinandro. Kendro hitovy en ligne droite ny kibo sy ny saokanao. Tsy manao régime fa misakafo normal
10. ravonjison ( 26/09/2009 12:33)
mmmhh:

Ny mitaingina bisikileta hono maha-bebe ranjo e, andramo e,

Azafady e, mba mijapy an'ity dinika ity zah, satria ny lohateny "bika aman'endrika" de tsy te hamorona dinika hafa zah fa mahabe isa ny dinika fotsiny nefa iray ihany ny sujet.

Hono ho aho ry reto, sao de mba misy mahay zavatra mampihena kibo fa tsy mampihena vatana.
Tsy izany manko fa somary nahazo aina kely zah tato ho ato, de tiako garder-na le alehibeazako@ zao fa ny loza, nitombo koa ny kibo re ry kaiko o,
Manao recherche @ net zah, mba hampihena an'le kibo fotsiny, fa tsy mahita fa manena vatana sy kibo miaraka foana no hitako,
Mba ampio ry zareo a,

:-*



Mandehana mitady ecole de danse dia manomboha mandihy: ny kibo hihena, ny nofo mihamafy, ny vatana sy ny taova hiasa tsara daholo, hahazo namana.sns....
11. Mirananirina ( 26/09/2009 16:07)
Ireo efa voalaza ireo moa no tokony hatao e.
Mandehana mitady ecole de danse dia manomboha mandihy: ny kibo hihena, ny nofo mihamafy, ny vatana sy ny taova hiasa tsara daholo, hahazo namana.sns....
ndry malahelo ny danse ao izany.
12. ikaretsaka ( 26/09/2009 16:17)
mmmhh:

Ny mitaingina bisikileta hono maha-bebe ranjo e, andramo e,

Azafady e, mba mijapy an'ity dinika ity zah, satria ny lohateny "bika aman'endrika" de tsy te hamorona dinika hafa zah fa mahabe isa ny dinika fotsiny nefa iray ihany ny sujet.

Hono ho aho ry reto, sao de mba misy mahay zavatra mampihena kibo fa tsy mampihena vatana.
Tsy izany manko fa somary nahazo aina kely zah tato ho ato, de tiako garder-na le alehibeazako@ zao fa ny loza, nitombo koa ny kibo re ry kaiko o,
Manao recherche @ net zah, mba hampihena an'le kibo fotsiny, fa tsy mahita fa manena vatana sy kibo miaraka foana no hitako,
Mba ampio ry zareo a,

:-*


mamoy lakana (le aviron mitodika mifanohitra @ direction aleha ny vatana rehefa mi rameranazy ireny fa tsy hoe lakana lakana amin'izao akory an)


13. Ratoa ( 26/09/2009 20:38)
aviron mitodika mifanohitra @ direction
aiza hono izy no ahita an'io?
Ny milomano koa mampifintina.
14. ikaretsaka ( 26/09/2009 21:08)
ny milomano rehefa ela ny ela ka mijanona de miverina ka
le ohatran zao zany ratoa a
15. ravonjison ( 27/09/2009 11:41)
Mirananirina:

Ireo efa voalaza ireo moa no tokony hatao e.
Mandehana mitady ecole de danse dia manomboha mandihy: ny kibo hihena, ny nofo mihamafy, ny vatana sy ny taova hiasa tsara daholo, hahazo namana.sns....
ndry malahelo ny danse ao izany.



Ndry , ntsonale !!

Eo aloha ianareo mifanoratsoratra eo fa hilaozako, izaho andeha handihy. Mila manao preparation fa olona 40 no miandry ahy @ talata.
16. Ratoa ( 27/09/2009 13:42)
fantatro tsara io fa tsy namaly ny fanontaniako ianao. Aiza hono ilay namana no hanao io? Solution simple sy tonga dia raisina eo no eo no tadiaviny;
17. mmmhh ( 28/09/2009 10:36)
Le danse hevitra tsara de tsara fa ny ftoana tena tsy misy e, ato an-trano ihany angaha no manezakezaka e,

entre pas, Nga Ravonjison prof de danse?

Ratoa a, vato alatsaka ny aty e, mody mibitabitaka anaty rano fotsiny no talentanay. hihihi



18. ikaretsaka ( 28/09/2009 11:01)
Ratoa:

fantatro tsara io fa tsy namaly ny fanontaniako ianao. Aiza hono ilay namana no hanao io? Solution simple sy tonga dia raisina eo no eo no tadiaviny;



mamonjy club ko
19. simplex ( 28/09/2009 11:40)

kiiiiiiiiiiii
fa tsy bogosy kokoa ve ny kely ranjo noho ny be ranjo kay? :-w
ra tsy hoe be fe be nefa kely ranjo anga dia tsy mifaka ah fa ra hoe proportionE tsara tsy aleo kely ranjo :P

;-)
20. rhina ( 28/09/2009 12:27)
xxx:

slt à tout le monde !!
otran kely ny ranjoko ry reto a !! ny retra retra am vatako de mifanraka tsara ian fa refa manomboka eo am lohaliko de lasa kely zany hoe la ranjo mits no ts alehany !! ts manao zipo aho noho iza satria mampiseho be an le izy ny zipo ; de pataloha fona matetika no anôvako na refa manao zipo de zipo somary lava lava !!!
Ka ono oa : sao mba misy fika azo atao mba ahafahana hampitombo ny haben'ny ranjo fa tena ts tiko mits le izy e!!! za te hanao jupe be mits nefa indrisy mants !!
misaotra anareo mialoha !!



tsy aiko aloha na efa nisy nilaza izy tia na tsia fa tonga teo amle fanontanina afa iny aho dia niverina namaly

tsotra be : rehefa morphologinao le izy dia tsy azonao ovaina raha tsy oe hiditra @ chirurgie araka ny nolazain'ilay namana etsy ambonay nga
dia tokony assumenao fotsiny satria zay ary no misy koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1541